Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rapapa ( 07/02/2006 09:52)
rencontre amoureuse
Salut daholo, tokana ka mila namana tsy ampy ketsa de mivezivezy toa mangina irery:D:D... tohiny
koot ( 07/02/2006 09:37)
ORDI PORTABLE MORA BE EH !
ITI LERETSY MISY OKASIO TSY MBOLA NISY HATRAMIN'IZAY: ORDI COMPAQ PENTIUM I:80Mo RAM,DD 10Go,lect cd,disquette.300 000Ar monja.... tohiny
novalian'i mamibota ny 21/03/2006 06:20
zarbi ( 07/02/2006 07:24)
invitation ho ao @ llb
ny llb dia fikambana ny mpiara mamaky ny baiboly isaky ny sabotsy @ 09h hoan ny adolatsento eo antaninarenina no misy azy eo @ totobato mora hita tongava maro... tohiny
novalian'i moi ny 17/02/2006 04:18
angorodaona ( 07/02/2006 06:55)
filahiana
manahoana te ametra -panontaniana izao moba ny fomba atao mba analavana sy anaovana bebe kokoa ny filahiko inona ny hevitra tokony ataoko misaotra ... tohiny
novalian'i slf2016 ny 14/03/2016 02:48
BIX ( 07/02/2006 06:33)
poopy syny tarehiny
slt daholo an ! mahagaga hoa ny tarehin'iny zazavavy iny fa tsu miova contraire aza fa toa miha tanora ra kalakely raha mijery ohatra za mety ho any amin'ny 40 de + any izy, maro koa anefa ireo artist... tohiny
elpoune ( 07/02/2006 05:46)
salut daholo nareo rehetra
faly mmohharahba anareo tratry ny taona izaho dè mirary soa sy fanambinana ary fahasalamana feno ary samy ho tahian'Andriamanitra daholo eh.Elpoune ihany ty eh!(l):*:-*:cry:... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 19:48
vola100 ( 07/02/2006 05:24)
Mangataka vonjy !
Manao ahoana daholo tompoko, sao mba nisy nitovy na mahalala olona mitovy cas @ko anareo fa tena vaky ny lohako tsy tafandry andro aman'alina zaho zao ka mba mangataka vonjy avy @nareo aho: zaho dia ... tohiny
Fiffi ( 07/02/2006 05:01)
Tsy mandry ny heritreritra
Lasa indray ny heritreritro @ io hoe "tsy mandry ny heritreritra" Inona moa no mahatonga an'izany ? inona no vaha-olana mba hapandry azy ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2006 19:04
Fiffi ( 07/02/2006 04:35)
FIFIDIANANA FILOHAN'NY REPOBLIKA
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika , hisinda avy hatrany ny adihevitra samihafa mikasika ny fahataperan'ny fotoam-piasan'ny Filoha Marc Ravalomanana , ny amin'ny hoe "... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2006 11:56
jimna ( 07/02/2006 04:21)
inona no zava-kendren'ny fiainantsika eto antany?
fanontaniana goavana mbola betsaka ny manontany anio ka sao dia mitovy hevitra amiko ianareo, de mba zarao ze valiny e... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 00:46
eprom ( 07/02/2006 03:56)
Logiciel OCR
Mahita le resaka baiboly ary aho de mieritreritra : inona no logiciel OCR tsara mety ahafahana manao hoe scanena ny boky ialana @ saisie? ... tohiny
novalian'i lapino ny 07/02/2006 11:06
hery ( 06/02/2006 21:53)
DIEM : Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara
Araka ny fanirian'ny namana vitsivitsy dia natomboka ihany koa ny Tetikasa DIEM izay hametrahana tsikelikely ny Baiboly amin'ny Dikanteny Iombonana ho azo vakiana eto amin'ny Internet. Ny toerana anan... tohiny
novalian'i moi ny 16/02/2006 09:32
xxx ( 06/02/2006 15:01)
sipa be tampiny...
ahoana ny fijerinareo kofa ny vehivavy be tampiny reny e! toa rehefa mandalo eo anoloan'ny groupe-ndehilahy ka sipa be tampony ny mandalo dia analànareo foana.....?... tohiny
novalian'i deghany ny 02/06/2006 09:10
mabloo ( 06/02/2006 14:51)
accord open
hono aoh ry zareo namana mpankafia mozy sao de mba misy mahay accord open nareo fa tena mba te handalina le filalaovana gitara ny tenanay e! misaotra mialoha e! mankalaza e!milay be!... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 04:42
pierre ( 06/02/2006 14:36)
Adin'ny firy no tokony ho tonga ny an'ny vevavy normale ?
Izao ry zalah a! eo ho eo amin'ny adiny firy na firy minitra vao tokony ho tonga ny an'ny vevavy rehefa manao. Ny an'ny job nay manko malaky loatra ka somary mahagaga ahy ihany. Mba lazalazao hoe izay... tohiny
ryeh0205 ( 06/02/2006 13:59)
Mitady Tondrom-peo
Mba hisaorana mialoha izay mety manana ny tondrom-peon'ny hiran'i Telofangady hoe GASIKARA. Aiza koa no site mety ahazahoana mitelecharger an'io hira io? Manoroka. Veloma.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/02/2006 05:08
jentilisa ( 06/02/2006 13:41)
tiko Vohidiala: fa nisy inona?
Be ny resaka mifamahofaho fa ny hany mazava dia hoe nahatsiaro voafitaka ireo tanora avy any Ambositra niasa tany tany Vohidiala. Tsy mampino amin'izao fifidianana mihamanakaiky izao. Misy ny milaza h... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:05
booboo ( 06/02/2006 09:46)
voyage tanà-diégo
Tsy haiko raha ato no tokony hametrahako an'ity fa mba misy afaka mamaly ve, azafady, hoe : -Efa vita tsara ve ny lalana mankany Diégo iny ? Dia hafiriana eo no faharetan'ny dia raha @ taxi-brouss... tohiny
hery ( 06/02/2006 08:30)
Mitady katolika manana Baiboly Malagasy
Manana tetikasa ny hampiditra ny Baiboly Katolika Malagasy ho ao amin'ny baiboly.org izahay koa manao antso avo ho an'ireo namana manana Baiboly Katolika mba hifanampy sy handray anjara. Tsotra ny za... tohiny
novalian'i hery ny 30/03/2006 08:16
samblisy ( 06/02/2006 06:27)
Mitady vojy opération urgent, mba vonjeo re vonjy aina ty
Manaôna daholo ny namana rehetra, Tsy haiko na ato aho tokony hanoratra an'ity fa tena mila fanampiana satria tsy vitako sy fianakaviana intsony lay izy. Ho didina na atao opération cérébral n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.4188