Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Optik ( 11/02/2006 18:41)
Tranga hafahafa . Mba omeo ny hevitrareo
Mety misy ve sipa tena manao ze rehetra mahafaly an'ialahy (mi-payer sy mi-inviter @ soirée); tsy noho ny fitiavana fa mba hanindrìana sy ho voninahitra ho azy eo anatrehan'là fotsiny ihany no a... suite
répondu par mbositra le 13/02/2006 20:26
rakikih ( 11/02/2006 15:05)
Izany ve no atao hoe mivaro-janaka?
Raha mba misy tovovavy iray tia tovolahy dia ataon'ilay renin-drazazavavy foana izany tsy ifankazahoan'izy roa ireo indrindra moa raha gasy ilay tovolahy ka tsy mifanaraka @ eritreriny dia mba ahoana ... suite
répondu par TYNOS le 21/02/2006 14:53
vale ( 11/02/2006 14:25)
Ny Tantely.....
manahona daholo ô!!! saika mba hanontany ange hoe inona avy kay ny soa azo avy amn'ny fihinanana tantely? dia sao de misy voka-dratsiny koa nefa..? mety mahasolo ny siramamy ve ny tantely (raha olona... suite
répondu par pavy le 11/04/2006 05:02
saho ( 11/02/2006 14:08)
JO Hiver
SLT Daholo, ahoana indray ianareo @ fandraisan'ny Malagasy antsoina hoe Razanakolona ity JO Hiver ao Turin (Italy) ity...dia inona no special sport ataony? Athletic ve sa ahoana...tsy maharaka ny... suite
répondu par jentilisa le 20/02/2006 13:17
fasaly ( 11/02/2006 13:20)
"baby blues"
hono ho aho e! toa betsaka , ny "majorités" ny vehivavy dia tratran'ny "baby blues" io foana aoriana ny fiterahana....izaho aloha mbola tsy niteraka mihintsy ka tsy fantako ilay izy! afaka misy mana... suite
répondu par fasaly le 18/02/2006 09:04
Fiffi ( 11/02/2006 12:17)
Ny Tompo hivavahana dia iray hiany
Samy manana ny finohana daholo ny tsirairay. Aty tany lavitra aty aho ary Anglikana nefa dia hatramin'izao dia mbola tsy nahita fiangonana Anglikana @ teny gasy nefa mba te-hiangona mafy. Noho izany d... suite
répondu par marozevo le 04/04/2006 22:54
hery ( 11/02/2006 10:26)
Fomba fametraka fanontaniana
Mahita ny Dinika tato ho ato aho... dia betsaka ny manontany. Inona no mahatonga...? Nahoana ny ... no ... ? Ahoana ny hevitrareo amin'ny...? Raha .... dia ahoana ny...? sns. Dia lasa ny eritreritra ... suite
répondu par pitchou le 15/02/2006 01:02
jon ( 11/02/2006 10:00)
fiarahana amin'a vehivavy
inona no mety mahatonga ny lehilahy iray tsy mahasahy mikoty vehivavy ! raha mikoty izy dia ireny le tsisy mpikoty ireny no mba kotiny ka avy eo tonga dia miraikitra aminy na tratrany miaraka amin'o... suite
répondu par lilbon le 13/02/2006 04:08
jon ( 11/02/2006 09:37)
finiavana hanao zavatra
inona no mety mahatonga ny olona iray tsy mahalala izay tokony ho ataony na izay tiany ataony no sady tsy mba misy faniriana amin'na zavatra hataon'olona ! de inona no tokony ho ataony !... suite
répondu par isrine le 12/02/2006 12:28
vancleef ( 11/02/2006 08:47)
Madagasikara
Ireto misy liens vitsivitsy momban'ny tantara an'i Madagasikara ho an'ireo izay liana te haheno feo hafa. Tsy manka parti pris ilay lahatsoratra faha ny faits historiques dia anjaran'ny tsirairay ny m... suite
répondu par fijo le 14/02/2006 22:11
jentilisa ( 11/02/2006 07:02)
barea U20: asaina ho any Brésil
Re araka ny filazana navoakan'ny FMF fa nasain-dry zareo breziliana handray anjara amin'ny fifaninana ara-panatanjahantena any aminy ny Barea U20. Izany fifaninanana izany dia hotontosaina amin'ny tap... suite
répondu par Achia le 21/02/2006 10:31
Fiffi ( 11/02/2006 06:31)
Fitiavana hafahafa :Kambana roa vavy an’i nedala irery !
Roapolo taona izy roa vavy ankehitriny. Kambana izy ireo ary mbola mipetraka miaraka amin’ny ray aman-drenin’izy ireo eto an-drenivohitra. Aleo sady tsy tononina ny anaran’izy ireo no tsy ton... suite
répondu par fijo le 14/02/2006 21:01
Fiffi ( 11/02/2006 06:28)
11 febroary 1975 : Iniana adinoina ve ?
mitsingerina anio ny faha-31 taona namonoan'ny sasany ny jeneraly Richard Ratsimandrava, Filohampanjakana Malagasy tetsy Ambohijatovo ambony ny alin'ny 11 febroary 1975. 31 taona aty aoriana, m... suite
répondu par fijo le 14/02/2006 21:20
zandikely ( 11/02/2006 03:55)
LA JUSTICE POUR LE GENERAL RATSIMANDRAVA
Il y aura 31 ans demain, le colonel de la gendarmerie Richard Ratsimandrava a été froidement assassiné du côté d’Ambohijatovo Ambony. Faut-il rappeler que le 5 février 1975, pour des raisons i... suite
répondu par Veloo le 11/02/2006 23:38
patrick2002 ( 11/02/2006 02:19)
FITIAVANA ,manolotra ve sa mandray ,sa inty sy nday
hankalaza ny st valentin isika atsy ho atsy,mirenty ny sarina fo eran'ny mpivarotra,izany hoe mariky ny fitiavana ,dia lasa ny heritreritra manao hoe homeko an'iza ny foko,fo n'iza no homeny anahy sa ... suite
répondu par dadabe le 17/02/2006 03:21
LazaRandri ( 11/02/2006 00:59)
Plan Comptable Général
Efa misy "version" vaovao nivoka tamin'ny taona 2005 azo alaina amin'ny aterineto. http://www.capaf.org/Telech/Reglementation/PCEC%202005.zip... suite
répondu par MamyNR le 30/12/2015 02:26
LazaRandri ( 11/02/2006 00:13)
ordre des pharmaciens
- Inona avy ireo dingana arahina raha te hampiditra fanafody hafa ankoatran'ny mahazatra antsika eto an-toerana? - Tsimaintsy "pharmaciens" voasoratra eto Madagasikara ve vao afaka manao izany sa m... suite
répondu par Veloo le 12/02/2006 00:07
LazaRandri ( 11/02/2006 00:04)
KL
sarim-biby inona no famantarana ny tananan'i Kuala Lumpur? :lol:... suite
répondu par Veloo le 26/02/2006 20:16
LazaRandri ( 10/02/2006 23:52)
code des investissements
1) aiza ho aiza no mety ahitana ny "code des investissements" amin'ny aterineto? 2) marina tokoa ve fa efa lasa [b]3[/b] a [b]10 jours[/b] ([u]tsy misy corruption[/u]) izao dia vita ny creation de ... suite
hery ( 10/02/2006 22:04)
Gasy voalohany @ J.O d'hiver
Somary taitra ihany naheno hoe Madagascar tamin'ny défilé tamin'ny fanokafana ny Jeux Olympiques d'Hiver tao Torino Italia. Voamarina tsara izany ny vaovao efa nalaza tato ho ato hoe ho any ry Razan... suite
répondu par doralala le 02/04/2006 10:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.1207