Liste des messages
Liste des messages, inserés par vancleef, par ordre de date
vancleef
(
13/01/2009 23:11)
No comment
Faut-il en rire ou en pleurer !
A vous d'en juger, voir ces journeaux suisses
[b]www.lematin.ch[/b] http://www.lematin.ch/actu/suisse/riaka-mere-franziska-alias-vasana-ne-veux-revoir-68001
[b]www.2...
suite
répondu par Mirananirina le 17/01/2009 14:28
vancleef
(
19/12/2006 00:04)
YouTube Clone
Nanoratra programa YouTube Clone aho http://www.ratsira.com/ytc/ . Raha misy manana site perso ka te hanisy video FLV dia homeko ny source, mandefasa PM fotsiny. Mbola tsy vita tanteraka ilay izy fa e...
suite
répondu par sitlo le 26/01/2007 16:58
vancleef
(
05/12/2006 01:37)
Vita ny fifidiananan'ny filohan'ny repoblika
Vita ny fifidiananan'ny filohan'ny repoblika ary nahatsikaritsa aho andro vitsivitsy talohan'ny 3 desambra faha feno teny [i]farany tsy hay[/i] teto @ serasera na avy tany @ gazety nalefan'i Fiffi na ...
suite
répondu par sonwin le 07/12/2006 15:48
vancleef
(
18/11/2006 09:24)
Ilay gasy nirehitra ny tranony tany Espirat.
Tadidinareo ilay gasy tany Espirat (Puy-de-Dôme) nivoaka tamin'ny gazety Le Monde du 13 octobre 2006 :
« Pas de Nègres à Espirat »
http://www.lemonde.fr/cgi-bin/ACHATS/acheter.cgi?offre=ARCHI...
suite
répondu par Fiffi le 27/11/2006 20:43
vancleef
(
13/10/2006 21:04)
Accidents de radiothérapie à Epinal: un décès
Nisy olona iray maty tany Epinal ary olona 13 misy complications.
http://info.france2.fr/france/25165596-fr.php
Anisan'ny antony ? Amin'ny teny anglisy ilay logiciel hanaovana an'ilay irradiation ar...
suite
répondu par lapino le 15/10/2006 15:33
vancleef
(
10/10/2006 20:59)
Hafatra farany nandeha manelingelina
Asa ny hevitrin'ny be sy ny maro faha tsy manelingelina anareo ve ilay box [b]Hafatra farany nandeha[/b] ? Tsy afaka mamaky tsara intsony faha mihetsiketsika lava izay vakina !
Tsy azo hatao hauteur...
suite
répondu par lapino le 12/10/2006 15:37
vancleef
(
17/06/2006 07:25)
Disque dur virtuel 2.7 Gbytes gratuit
Ho an'ireo izay manana mail any amin'i Google dia ity misy programa azo hametrahana disque dur virtuel 2.7 giga eo @ explorateur Windows. Sélectioner-vo ny hoe Drafts rehefa mi-configurer azy dia @'i...
suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 06:00
vancleef
(
09/04/2006 16:48)
Chirurgie esthétique
Voa nahita reportage t@ TF1 aho momba an'i Dr Knipper (tsy hitako ny anarany fa enoko fotsiny dia mety diso tsipelany) chirurgien esthétique ao Paris miasa @ clinique privée sy any @ hoptitaly. Ny h...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 06:31
vancleef
(
02/04/2006 14:28)
La mobilisation pour la fierté nationale...
Nampieritreritra amiko ilay tenin'ny général Désiré Ramakavelo t@ interview tao @ Les Nouvelles.
[b][i]«La mobilisation pour la fierté nationale ne peut se faire dans la pauvreté», selon le g...
suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 05:05
vancleef
(
23/03/2006 17:14)
ajaxWrite
Ho an'ireo tsy manana Word na tsy mahay mi-activé MS Office ni-télécharge-na tany amin'ny Internet ka manana connection Haut-débit dia ity misy solony tsy mila mi-installer na inona na inona ary a...
suite
répondu par Herimiafina le 23/03/2006 21:09
vancleef
(
21/03/2006 17:57)
TinyMCE
Ho an'ireo manoratra CMS sahala @ solaitra na manao site perso dia ity misy editeur WYSIWIG tsara be sady mora ampiasaina dia manolo ny textarea ho editeur sahala an'i WORD na Writer
[quote]http://ti...
suite
répondu par hery le 21/03/2006 19:57
vancleef
(
13/02/2006 10:09)
Femme à poil
[img]http://www.koreus.com/files/200404/femme_poil.jpg[/img]...
suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:03
vancleef
(
13/02/2006 08:41)
Sarin'i Andy Razaf sy ny rainibeany
Ireto misy sarin'i Andy Razaf sy ny rainibeany John L. Waller. Andy Razaf dia mpanao tononkiran'ny standard'ny Jazz malaza dia arakin'ny nolazaina ny amerikanina dia
[i]Andy Razaf's creativity was pr...
suite
répondu par fijo le 17/02/2006 19:31
vancleef
(
11/02/2006 08:47)
Madagasikara
Ireto misy liens vitsivitsy momban'ny tantara an'i Madagasikara ho an'ireo izay liana te haheno feo hafa. Tsy manka parti pris ilay lahatsoratra faha ny faits historiques dia anjaran'ny tsirairay ny m...
suite
répondu par fijo le 14/02/2006 22:11
vancleef
(
09/02/2006 20:40)
Akoha vavy
Manao inona ny lehilahy sasany mihantso ny sipa hoe "ny akoha vaviko".
Toa tsy misy dikany intsony ilay izy rehefa adika teny malagasy kle! indrindra ny valiny.sady tsy mampihomehy no tsy manirikiry ...
suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:04
