TinyMCE

1. vancleef ( 21/03/2006 17:57)
Ho an'ireo manoratra CMS sahala @ solaitra na manao site perso dia ity misy editeur WYSIWIG tsara be sady mora ampiasaina dia manolo ny textarea ho editeur sahala an'i WORD na Writer
http://tinymce.moxiecode.com/
http://tinymce.moxiecode.com/
Besaka ny CMS efa mampiasa azy toan'ny XOOPS, WordPress sns satria afaka hatao plugin ilay izy sady efa misy bokitra hanavana Preview na manao Copier/Coller @ Word dia tonga ila textarea dia formaté HTML.
Mila mahay teny anglisy kely fotsiny raha te-hampiasa ny fonctionnalités rehetra.
Mazoto dia bonne programmation
novalian'i hery ny 21/03/2006 19:57
2. lapino ( 21/03/2006 18:45)
Efa mampiasa an'io izao ao amin'ny http://blaogy.com , ary mahafinaritra.
Olana kely fotsiny, asa raha misy vahaolana am'zay, ny fahafahana mampiasa azy miaraka amina plugin-na syntaxe, ohatra ny geshi ohatra ho an'izay hiresaka informatika. Mbola pratika kokoa ny bbcode indraindray.
Ary ankoatra ny tinyMCE dia mbola misy ny
- HTMLArea: http://www.dynarch.com/projects/htmlarea/
- FCKEditor: http://www.fckeditor.net/
- Kupu: http://kupu.oscom.org/
- Xinha: http://xinha.python-hosting.com/wiki/NewbieGuide
3. Herimiafina ( 21/03/2006 18:47)
:{:{ Tena misaotra ry zareo fa ireo mahintsiny le notadiaviko klé, Misaotra e!
4. hery ( 21/03/2006 19:57)
vancleef> raha nanokatra blaogy tao @ blaogy.com dia efa TinyMCE no ampiasaina ao. Nampidirina mantsy fa tsy io no tao tamin'ny voalohany fa ilay HTMLArea lazain'i lapino

Fa raha tsy mampiasa an'ilay compresseur php (fa tsy ilay js) dia tena miadana be. Amin'izao aza ohatra ny mbola hitako miadana ihany ilay ao amin'ny blaogy.com

lapino> afaka mampiditra plugin maromaro (ary toa efa misy plugins maromaro koa) hojereko raha misy geshi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507