No comment

1. vancleef ( 13/01/2009 23:11)
Faut-il en rire ou en pleurer !
A vous d'en juger, voir ces journeaux suisses
www.lematin.ch http://www.lematin.ch/actu/suisse/riaka-mere-franziska-alias-vasana-ne-veux-revoir-68001
www.24heures.ch http://www.24heures.ch/actu/suisse/bebe-abandonne-train-bale-nombreuses-questions-suspens-2009-01-12
2. sipagasy ( 14/01/2009 00:09)
tankina tanteraka aho t@ilay hoe:"
La mère, une femme de 23 ans originaire de Madagascar et domiciliée en Bavière (D), ne risque aucune poursuite judiciaire à Bâle. La vie de l'enfant n'a jamais été en danger, car elle n'a passé que dix minutes seule dans un train chauffé."

Tsy hoe @ maha malagasy azy fa @ ilay maha olona dia najanona tsotra izao tao anaty train ilay zaza!!! maninona raha naterina tany @ ndry masera na tany @ assistante sociale fa tsy ajanona sanatria...... biby.... ka avela tsy hisy mpiahy.........

"D'après Riaka, avoir un enfant illégitime, c'est une catastrophe dans son pays. Une des raisons pour lesquelles la future mère n'a jamais voulu admettre qu'elle était enceinte." mmhhh fa mba ahoana loatra ny fomba fitaizana e!!!!! tsy mba nianatra izany veh na hoe tany am-pianarana fotsiny aza rehefa tsy hiresaka t@ reny ao an-trano ihany!!!!!

Onena azy aho ary tsy mitsikera azy fa milaza ny tsapako fotsiny.
3. fahamarinana ( 14/01/2009 03:55)
:arrow: oh là ! tsy manan-ko lazaina...tahaka any sipagasy koa aho,tena takina tanteraka..Tsy azoko ilay fomba fijery na dia anatin'ny desespoir aza..Tsy ny tena marina angaha ka mora ny mitsara fa na izany aza.. :( (l)
4. soafara15 ( 14/01/2009 07:30)
hita matetika na eto amintsika eto mada aza ny manary zanaka, fa na dia izany aza, tokony tsy nateraka, lasa ilay reny indray ny vedette, izany hoe lasa nangoraka azy daholo ny olona. nefa tena azo tsaraina hoe olona lâche.

Dia na dia hoe tsisy vola aza ve dia ho ariana, tsy nisy fomba hafa angaha, nomena olona tsotra izao, betsaka anie no mitady e!

fa ilay hoe nariana kosa, tsy mety, na dia hoe tsy azo atao aza no mitsara.
Misy comment ihany. :twisted:
5. Noue ( 14/01/2009 07:43)
23 taona ve dia tsy ahafantatra oe rehefa manao firaisana dia manao fitandremana eeee :^) :^) :^) sady inona aza ity manary zanaka ity ee ???? maninona zao raha napetraka tany @ masera na association io zaza io????tsy azoko koa ny lalàna any suisse any kl'etia eeee! dia tsisy harakaraka ve ny olona manao an'zao ????
6. nikah ( 14/01/2009 11:47)
Eny oa ry vale,sady zaza efa nentina 9 volana ve de arina refa avy eo.!Maninona rah nomena olona.Olona iarahana koa ve de tsy mba fantarina au moin ny toerana hahitana azy rah mis ny sampona toy zao.
23 ans ve de ts hahalala hoe bevoka izy rah vo 1 na 2mois,refa tsy te-hitaiza maninona raha nesorina mbola kely fa tsy refa teraka vo arina ???????? :evil: :evil:
7. mbaliana ( 14/01/2009 11:50)
ka mety tsy mahalala toerana misy masera izy , izy koa fille au pair tsy dia maharaka tsara ny toerana ipetrahany fa justeany amin'izay be mpande sady malaza ... fa mety cas hitany na henony matoa nataony., hatramin'izao ange mbola misy ankizy gasy surtout ireny avy any antsiraka ireny tsy mahalala ny preservatif encore de plus ny resaka relation sexuel ohatry ny hoe zavatra normale ohatra ny mihinam-bary , io resaka culture (raha tsy diso any amin'ny sud indrindra)....
Le lalàna any suisse> angamba nojereny tamin'ny intention an'ilay vhv ilay izy ,tsy ho ariana fa au contrarire ho velomina... tsy nariany tany anaty zoridira akory fa hoe anyamin'ny izay toerana sur fa tsy maintsy hisy hahita.... za aloha mangoraka e, ny ankizy 23 ans any amintsika tena mbola zaza mihitsy ny sasany, ny vola azo dia saika alefa any amin'ny dada sy mama daholo... hitanareo le fomba ny gasy le mandefa zaza miasa any antananarivo dia tonga ny faran'ny volana dia tonga ny ray amandreny haka karama dia ilay mpiasa tsy mandray vola na iraimbilanja ...
8. nikah ( 14/01/2009 12:02)
message

Io toetsaina manafatra vola io aloha de tsy afaka @ olona any dago e!Mihevitra ry zareo fa refa aty andafy de be vola v sa ahoana????
Mila ovana kely io toetsaina io fa tsy mety,lasa le olona miasa in-1 no tsy manana nefa refa mody de jeren'ny olona fotsiny refa sahirana. :evil: :evil:
Misy le RAD de tena mpanararaotra tsivanona mihitsy.
Na zany aza ve de arina ny zanaka fa ny vola alefa any @ RAD??? Zany ve de logique!!!!
9. vale ( 14/01/2009 13:13)
nikah:

Eny oa ry vale,sady zaza efa nentina 9 volana ve de arina refa avy eo.!Maninona rah nomena olona.Olona iarahana koa ve de tsy mba fantarina au moin ny toerana hahitana azy rah mis ny sampona toy zao.
23 ans ve de ts hahalala hoe bevoka izy rah vo 1 na 2mois,refa tsy te-hitaiza maninona raha nesorina mbola kely fa tsy refa teraka vo arina ???????? :evil: :evil:
(Nikah: i Noue aky io fa tsy vale a! hihihi ):wink:


10. mbaliana ( 14/01/2009 20:01)
ka raha tsy mahay ary izy ...sady tsy izy irery anie no voalohany nanao izany e, apetraka any amin'ny masera ny zaza fa zao sy zao ny antony...nefa samy nentina vohoka zao ihany, ny sasany aza moa misy mamono zaza nefa efa nentina hatramin'ny farany ny mahabevohoka azy....
aza atao mitovy amintsika mahalala ny cas ny olona rehetra ...

za mahita ankizy aty andafy , ny fiainany any dago ihany no ataony aty, nefa dia miasa amin'ny vazaha...(entre parenthèse kely fotsiny, omen'ny patron drap atorina iray lafihana ny iray rakofana fa dia asa zay ao an-tsainy fa ohatry ny mahabe asa azy angamba fa tsy mila drap hono izy e, io kidoro io dia io no idabohana, miaraka amin'ny bodofotsy...dia mba nanontaniako hoe tsy maimbo hatsemboana ve ? non)
11. nikah ( 16/01/2009 11:32)
vale :Miala tsiny eeee!hay tokoa mou i noue.
mbaliana ,ahatsiarovako olona 1 zay ndry fa nisy kou olona efa misy robinet sy eau chaude zao ao @ douche de mbola mamana rano handroana @ vilany foana ary de entina @ sceau any @ douche le rano handroana.hihihi
matahotra handro directe @ eau chaude @ douche hono izy fa sao misy courant !!!!Lozaaaa.
12. kotobekibo ( 16/01/2009 16:27)
Waouw !!! tena mahasaha izy an!
tsy vitako raha zà . Mila akaina izay natao n'inn n'inn . :wink:
13. sakaizakely ( 17/01/2009 10:32)
Mafy zany raha mafy ary tena mahonena ity zazavavy ity. Il faut être dans un desespoir et un désarroi immenses matoa mahavita manary sombin'aina izany. Mampangoraka ireny oul tsy afaka mahatsapa ny fahasambarana izany.

Misongadina tsara aloha ny hamaivanandohan'ny ankabeazanny e ! Reto masindahy masimbavy tonga de tafiditra any am paradisa mpanenjidresy ireto de tena mampiaiky mihitsy. Ny "zany ve de tsy hay" no betsaka. Odoiééé ! Tsy ny fanabikinana ihany ané no mety ahavoafitaka e, fa na vhv enao na lhl, mety ho voafitaka am zavatra hafa, ka aza mba mipiakelika am fahorian'ny hafa re ry tonga lafatra isany e ! :-D :-D

Tsy ilay sipa fotsiny no tomponandraikitra am zao manjo azy izao, fa ilay lhl koa. Aza ny vhv foana no asiana loza, elle a que 23 ans après tout, misy aza efa rabofy be efa ho retirety mbola ambakain'ny bandikely nojonoiny ohatra. Misy koa efa baina be nefa mbola voambakan'ny sipa kely. Betsaka ny zavatra mety hitranga e ! Ny tsy mahay sobika mahay fatambary. Aza miseho bôby oe tokony nitandrina e sns ... Mbola ho voan'ny fitaka raha mbola eto antany, raha tsy ianao, ny zanakao sy ny taranakao. Dinidiniho ihany ity fihazakazahana maneso olondresy ity.

Nanao déni de grossesse ané zany le vhv raha ny voalazan'ilay lahatsoratra e ! Ary fitiavany ny zanany ny no nanalany azy @ situation-ny tsy lavorary ka aleony omena oul afaka hikarakara azy izy, Matoa koa napetrany teo fa tsy any @ fako na eny antsisintsisindalana ireny :{ :{ :{ :{ :{ dia satria fantany fa hisy haka ilay zaza

Azo lazaina fa misaina ny fanjakana suisse tsy manarakaraka sy mametraka fitoriana et tout et tout. Efa fantatra ny detresse manjo ny vhv mahavita fihetsika toy izao, ko arahana @ n'inn kou izy ?
14. kelly13 ( 17/01/2009 11:23)
za klou tsy mi cautionne ny toejavatra toy izao e, a 23ans kosa nge efa mba mahalala zvt e, majeure en tt cas, aventure d'une nuit d le vokatra aveo no minan'ny tady gôdassiny! tsy manenjika azy sanatria fa mba niteraka vavy aho, fa na izany aza! izy mou nanao deni de grossesse mety tsy tsapany zany oe fahamamian-janaka izany! d raha hanao toa azy dol ny vhv rehetra (zany oe tena desesperee etc...) d inn no mety ho vokany? mmhhh, sarotra ny fandidiana

15. Mirananirina ( 17/01/2009 14:28)
Misaotra anilay nanome vaovao fa indraindray tsy hita.
Grave indray iny a.Raha 15 na 16 ans dia normal fa efa 23 ans dia diso tanteraka e.tsy misaina mihitsy.Maninona raha naterina tany amil'ilay bandy farafaharatsiny,na rafozany na tsy tiany aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1985