Disque dur virtuel 2.7 Gbytes gratuit

1. vancleef ( 17/06/2006 07:25)
Ho an'ireo izay manana mail any amin'i Google dia ity misy programa azo hametrahana disque dur virtuel 2.7 giga eo @ explorateur Windows. Sélectioner-vo ny hoe Drafts rehefa mi-configurer azy dia @'izay ao @ dossiers drafts ireo fichiers rehetra hapetraka ao amin'ilay disque dur faha tsy any amin'ny courrier rehetra tonga.
http://www.viksoe.dk/code/gmail.htm
http://www.viksoe.dk/code/gmail.htm
http://www.clubic.com/actualite-32618-gdrive-stockage-de-fichiers-illimite-par-google.html
http://www.clubic.com/actualite-32618-gdrive-stockage-de-fichiers-illimite-par-google.html
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 06:00
2. hery ( 17/06/2006 08:33)
Ie,

Misy fanazavana fanampiny (amin'ny teny gasy) momba an'io tokoa ao amin'ny infogasy.net
http://infogasy.net/?q=node/844

http://wiki.infogasy.net/doku.php?id=gmail dia ilay hoe Gmail Drive
3. tsoupou ( 22/07/2006 06:00)
Misaotra am vaovao fa io nge ze zavatra tsy secret angamba no azo apetraka any sinon jeren'ny admin google io, mametra nge logiciel ao é :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.623