Chirurgie esthétique

1. vancleef ( 09/04/2006 16:48)
Voa nahita reportage t@ TF1 aho momba an'i Dr Knipper (tsy hitako ny anarany fa enoko fotsiny dia mety diso tsipelany) chirurgien esthétique ao Paris miasa @ clinique privée sy any @ hoptitaly. Ny honoraire-ny 3000 € manintsy bingo kely eo @'ny orina. Tsy ny asany aty Paris no tiako ho resahana fa mandeha matetika any Dago isantoana izy miaraka amin'ny infirmière sy anesthesiste ary chirurgien esthétique iray manao opération maimaimpona amin'ny sima sy ny mila opération réparatrice isan-karazany sady manao travaux pratiques sy cours ho an'ireo interne gasy en chirurgie ao @ CHU Tananarive.
Nampieritreritra aho be ilay reportage satria hoy izy aho hoe mbola betsaka ihany ny vazaha tia an'i Madagasikara nefa hitako koa fa mbola be ny gasy rehefa misy vazaha tonga any dia mieritreritra faona hoe tonga indray ny mpanjanatany sy ny mpanandevo.
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:31
2. Fiffi ( 09/04/2006 17:07)
Nampieritreritra aho be ilay reportage satria hoy izy aho hoe mbola betsaka ihany ny vazaha tia an'i Madagasikara nefa hitako koa fa mbola be ny gasy rehefa misy vazaha tonga any dia mieritreritra faona hoe tonga indray ny mpanjanatany sy ny mpanandevo
15 jours fotsiny no nijanonany tany nefa efa nahatratra firy ny isan'ny olona nataony operation ? Tena marina mihintsy io lazainao io satria fitiavana daholo ny zavatra nataon'izy reo.
15 andro , nahatratra 200 mahery consultations vita , firy ny opérations vita ? fa dia isaorana ry zareo eh!
3. vale ( 09/04/2006 19:04)
isaorana tokoa ry zareo, sady maimaim-poana daholo ilay fitsaboana an!:D
4. doralala ( 09/04/2006 19:06)
ho an'ireo izay tsy nahita ilay reportage :
1/ http://hetsika.free.fr/namana/dago_chirurgie_1.mpg
2/ http://hetsika.free.fr/namana/dago_chirurgie_2.mpg
3/ http://hetsika.free.fr/namana/dago_chirurgie_3.mpg
Ny tena mampalahelo anie dia izao e : voalaza tao @ reportage fa matetika ny tsy fahampian'ny sakafo, ny tsy fahampian'ny fanafody (matetika faran'izay tsotra ...) no mahatonga an'ireny kilema mahatsiravina ireny izay tsy fahita intsony any @ firenena efa mandroso ...
Mbola lavitr'ezaka Madagasikara e ...... :-(
5. Fiffi ( 09/04/2006 20:00)
toa tsy misy misokatra ireo ? Marina fa hoe nohon'ny tsy fihamian-tsakafo no mahatonga anio , tena mampalahelo eh!:(
6. doralala ( 09/04/2006 20:09)
Fiffi:

toa tsy misy misokatra ireo ? Marina fa hoe nohon'ny tsy fihamian-tsakafo no mahatonga anio , tena mampalahelo eh!:(

grrrrr :evil:
inona azafady ilay message d'erreur azonao e ?
7. Fiffi ( 10/04/2006 03:57)
izy 3 mihintsy no tsy misokatra fa "zone inconnue" :(
8. fasaly ( 10/04/2006 05:07)
marina mahintsy alou zany e! misy ihany ny vazà manao asa soa fa tsy aty hatao anaty kitapo raika aby izy ireny e!:wink::°)
9. Fiffi ( 10/04/2006 05:20)
fasaly: misokatra ve akia ireo "jereo eto" ireo any @ dry ?
10. doralala ( 10/04/2006 08:12)
Fiffi:

izy 3 mihintsy no tsy misokatra fa "zone inconnue" :(

raha "zone inconnue" ny hafatra azonao, dia mety ny firewall-nao no manakana anao hamaky ilay video.
Rehefa ilay video indray no tsy mety, dia matetika hafatra momba ny tsy fisian'ny codecs izay ilaina no azo.
Raha misy fanampiana ilaina, dia aza misalala manontany :D
11. Fiffi ( 10/04/2006 08:49)
nefa anie tena misokatra hoe "telechargement à partir de.... de io site nomenao io eh! fa avy eo dia lasa zone inconue:wink:
12. Falzar ( 10/04/2006 10:05)
Ia koa akia ry Fiffi mba te hijery fa tsy mety misokatra le izy.8)
13. andry08 ( 10/04/2006 10:31)
tsy misokatra ilay izy e!
14. doralala ( 10/04/2006 12:38)
Fiffi:

nefa anie tena misokatra hoe "telechargement à partir de.... de io site nomenao io eh! fa avy eo dia lasa zone inconue:wink:

Fiffi, angamba Internet Explorer no ampiasainao
Raha azonao atao, dia téléchargeo ity navigateur ity (Firefox):
http://www.mozilla-europe.org/fr/
Rehefa mipetraka ao ambonin'ny ordinateur Firefox, dia iny ampiasaina hankanesana ao @ Serasera.
Rehefa ho tsindrinao ilay adiresy napetrako, dia hanontany anao Firefox hoe inona no tianao atao, ka apetraho ao ambonin'ny ordinateur ilay video, dia avy eo afaka jerenao miaraka @ Windows Media Player.
Izay e :P
Manantena aho fa handeha @ izay ilay izy
15. Fiffi ( 10/04/2006 13:16)
ok ! misaotra an! :(
16. vancleef ( 10/04/2006 16:15)
Raha te hijery an'ilay video dia mandehana ao @ TF1 faha streamé ilay izy dia tsy mila miandry elabe sahala @'ilay lien eo ambony io
http://videos.tf1.fr/video/news/septahuit/0,,3295360,00.html

http://videos.tf1.fr/video/news/septahuit/0,,3295360,00.html
Raha tsy izany raha tianao enregistré-na ilay izy dia tsindry @ boutn droit-'ny souris ireo lien telo eo ambony dia hataovy hoe Save link as... dia hapetrao ao @ ordi ilay fichier telo (~50 Mo tsirairay eo ilay izy) dia avy eo hantambaro (Merge) ohatra @ TMPGEnc Plus dia avy eo ilay fichier mitambatra mandehana eo @ Nero dia manava VCD (ampy io @ qualité ilay video) dia jerevo eo @ TV amin'ny lecteur-na DVD
17. doralala ( 10/04/2006 16:20)
vancleef:

Misaotra ry vancleef fa tena ny anao no mety 8)

18. Fiffi ( 10/04/2006 18:44)
ok! super ! :)=D=D=D=D
19. adidy ( 11/04/2006 17:20)
Izaho manokana aloha dia midera ny fitiavana ananan'iny dokotera iny mitsabo ny mpiray tanindrazana! Tena ny maha-olona no avotany(ny endrika)! Na dia iray @ ireny ary no nataony dia efa tsy voavidy vola!Ary izy tsy terena manao azy! Na ny harerahana aza ets...
20. watafon ( 12/04/2006 05:15)
Tsy misy ampiana io voalazan' i adidy io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2298