Chirurgie esthétique

41. Fiffi ( 15/04/2006 04:51)
wata: ok ! :) :*
42. watafon ( 15/04/2006 05:09)
:lol::oops::*
43. Fiffi ( 15/04/2006 06:00)
:oops: :) :* sohiany fa misy dokotera mahay ato an :)
44. watafon ( 15/04/2006 07:21)
zany an ? :-D:-D
45. Fiffi ( 15/04/2006 07:24)
nga tsy marina io ? zah aloha tena afa-po mihintsy eh! :):*
46. watafon ( 22/04/2006 15:11)
marina k ! zany tokoa eo ihany fa misy DR iray zany ao @ clinique iray eto tanà fa manao chirurgie estetik mitsy e: prothèse mammaire, liposuccion,... fa eo @ 3.000.000 Ar eo ho eo ny saran'ny fandidiana iray e ! k eritrereto amzany fa misy ihany anefa ny manao azy io !
47. Fiffi ( 22/04/2006 15:29)
wata: anjekaky ooo !! fa tena misy tokoa aloha sahy mamoaka vola tsy heritreretin'ny saina mihintsy hanaovana an'izao rehetra izao an!
Fa ny zavatra mahagaga ahy koa akia ry wata an: de zao: marina fa hoe mila crême ireny ny vatana , fa na dia izany aza dia misy mandany vola ohatrinona ???? tsy aleo ve mijanona naturel ? vidiana daholo izao karazan-javatra izao nefa tsy ahitana tombontsoa akory.
48. xxx ( 22/04/2006 17:25)
Fiffi > io ndray dia samy manana ny handaniany ny volany koa! otrinona zao oatra ny creme fividindry :lol:
49. fijo ( 23/04/2006 03:10)
wata an,raha 3000 000 ar izany mety mba hanao ihany aho kle.
izany hoe 15 000 000fmg izany raha tsy diso aho.
aty anie ka 3000€ ny motroka tavy fotsiny e.ny ahy nefa ato misy misy ihany
50. Fiffi ( 23/04/2006 05:26)
xxx: raha zavatra hafa aloha dia mandany tokoa zah an! ohatra hoe ranomanitra na vernis , na lokomena fa raha crême hoe andeha hanao an'ity fa mahatanora na manala ride , aleko lavitra aloha mijanona @ zao an! ny endrika naturely koa anie tsara eh! ka tahak'izao zany zah ka inona no hanovako ny hendriko ? ny "visage" no tiako lazaina @ io an!
51. watafon ( 25/04/2006 11:26)
Fiffi: njy koa ange efa manja fôna e! :*:*
52. Fiffi ( 26/04/2006 04:37)
wata: :) :*:* zany ve ? :oops::-D
Fa ny heritreretiko hoe tsy mampisy olana ve io fampiasana krema io nihafarany ? satria toa tsentsin'ireny krema ireny ny pore de tsy mahazo rivotra , dia tsy ahafara @ cancer de peaux ve ireny fampiasana azy ireny ?
53. watafon ( 26/04/2006 12:24)
ny cancer alou tsy haiko e! fa izy ndray d hisy fiantraikany tokoa k ! ny dépendance alou no vôlou satria zatra loatra n'iny ny hoditrao !
54. Fiffi ( 26/04/2006 15:08)
wata: ary momba ireny crême solaire ireny ? raha tsy ecran totale de misy fihatraikany hiany ko ve ? satria hitako mihintsy fa tena feno hatraiza hatraiza reha vao tonga ny hafanana nefa tsy fiable akory !
55. watafon ( 26/04/2006 16:22)
mitovy doly refa fanosotra @ vatana k ! fa maninn anefa no mampiasa ecran solaire e! vit D natoraly v d sakanana e!
56. Fiffi ( 26/04/2006 18:06)
wata: tsy zah io an! zah efa niteny hoe aleoko hiany mijanona naturel koh!
57. Herimiafina ( 26/04/2006 20:55)
Ry lanitra malala o. Anjekaky oo :{:{
58. watafon ( 27/04/2006 03:42)
Fiffi: zany mitsy akia an !
HM: maninn lesy ?
59. Fiffi ( 27/04/2006 12:22)
Herimiafina: fa misy inona akia ? le hoe mijanona naturel ve ? satria nahita reportage zah de hoe à la longue hono rehefa manao ireny krema hatao @ visage ireny dia mahatonga cancer ka tsy aleo hiany ve mijanona naturel ? sa ahoana hoy ianao ?
60. watafon ( 27/04/2006 17:03)
izany mihitsy k ! mbo te hiteny "anjekaky ô " ftsn angamba i HM k !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5823