Chirurgie esthétique

61. fijo ( 28/04/2006 03:38)
maninona tokoa kay nareo sipa no tia hosotrosotra e???????
62. Fiffi ( 28/04/2006 19:22)
fijo: ka jejo ka! wadrayyy kosa eh! mba manao metimety kosa an! de le manimanitra iny hummmmmm:-D
non fa nareo lhl nga tsy mba manao an'ireny koh ? rehefa avy mi-se raser iny ? sa ve avela ho maina be eo ? fa misy aloha ny fond de teint hanakonana ireny point noir ireny , fa juste eo @ le point io hiany an! fa misy aloha vhv tena accro be mihintsy an!
63. watafon ( 29/04/2006 03:30)
fijo, tena marina mitsy letsy io an !
ny lhl kosa alou tsy mampiasa fond de teint e! sa elà mampiasa ry fijo ? :-D:-D
64. Fiffi ( 29/04/2006 05:11)
wata: zah nga niteny hoe manao fond de teint kosa ny lhl eh ? :-D:-D sady io hoa zavatra hanafenana le bouton kely iny fotsiny no hampiasana azy! rehefa mba misy soirée iny eh! :-D:-D:-D:-D
65. watafon ( 29/04/2006 17:19)
Fiffi:haiko tsara iny k :-D! le baume relax ireny angamba no mba hosoran'ny lhl refa reraka avy manao sport ; nefa tsy azo atao matetika ihany koa fa manjary lasa dependant eo !
66. fijo ( 30/04/2006 18:39)
an an za tsy mampiasa hafa tsy alamo amin'ny helika.hiosotra inona ,aleo ihany natiora ka
67. Fiffi ( 30/04/2006 18:49)
fijo: inona akia ity alamo ?
68. fijo ( 30/04/2006 19:09)
zavatra ahosotra io,dia tsy mampisy hatsemboana.natoraly io
69. Fiffi ( 01/05/2006 04:03)
de misy fofona ve ? manitra ? de aiza akia no ahitana an'io ? de inona ny anarany @ teny frantsay so de lazain'ny mpivarotra miteniteny foana eo vao ho loza ! :-D:-D
70. watafon ( 04/05/2006 17:47)
Fiffi: tsy mahafantatra alamo v akia njy ? tsy haiko ny dikany @ teny frantsay lesy !
71. Fiffi ( 05/05/2006 04:12)
wata: heu..... tena marina raha mba mahafantatra an'io zah an! noheveriko hoe diso fanoratra aza i fijo hoe alamako!
72. watafon ( 05/05/2006 17:05)
zavatra fotsifotsy zay izy io ! mamy masira mankando zay ! ôtran'ny oe cristal nefa opaque d tsy haiko na misy any na tsia !!!
73. Fiffi ( 05/05/2006 20:15)
azo ho haninana ? na makandoha aza fa misy manko ny sakafo sinoa sady masira no mamy.
wata aahh ! vao nahita emission zah @ ireo produit ecran solaire , kay ratsy be daholo de tsy maintsy nesorina ny hoe "ecran totale" fa kay tsy marina akory!
74. fijo ( 05/05/2006 20:51)
fiffi ,toa ny sira izay le izy,ny formany.tsy misy fofona izy ka,fa mety tsara
75. Fiffi ( 06/05/2006 04:30)
fijo: hijery an'io indray zah zany. Mahaliana zany izy zany an!
76. watafon ( 06/05/2006 12:37)
Fiffi, zany v ?
77. fijo ( 06/05/2006 20:13)
sady tsy misy fofona io no manala fofon kelika sy fofo tongotra
78. Fiffi ( 06/05/2006 20:44)
wata , fijo: tena marina akia fa tena tsy mahafantatra an'io mihintsy aho an! nefa zah tany dago t@ 2004 teo ! marina aloha fa mba efa ela hiany zah no taty fa asa re raha hoe tsy mba nahatandrina an'io angamba ? de zao gaga zao.
79. watafon ( 07/05/2006 16:41)
misy mivarotra an'io v any ry fijo ? sa avy any dago no nentin'là any?
80. Fiffi ( 07/05/2006 19:13)
nga fijo misy fofonkelika sy fofontongotra no mampiasa an'io ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8154