Chirurgie esthétique

21. Fiffi ( 12/04/2006 06:38)
marina izany! ka dia isaorantsika ry zareo.:)
22. watafon ( 13/04/2006 04:54)
Fiffi::-*:* njy koa isaorana k !
23. Fiffi ( 13/04/2006 05:12)
:*:*wata: :):*
24. watafon ( 13/04/2006 11:45)
:-*:-*:*:*
25. Fiffi ( 13/04/2006 14:43)
de manaraka foana zah zany koh! :oops::*:*:)
26. fijo ( 13/04/2006 20:42)
matetika anie amin\'ny zavatra toa ireny,tsy ilay olona manao zavatra no olana e,fa le politika avyao aoriana.
ny frantsay\"mpitondra\" izao amin\'ireny dia hafa ny fijeriny .fa dia hodiana tsy hita aloha izay,fa izay mahasoa no jerena
27. Fiffi ( 14/04/2006 04:29)
izay mahasoa tokoa no jerena satria nisy tokoa ny fahafam-po t@ ireny. Marina ny anao ry fijo. Zao firy ny sitrana nefa tsy nandoha vola na kely aza ?
28. watafon ( 14/04/2006 09:05)
k zay ange e! ampanginina kely aloha ny ambom-po fa ny tombotsoa azontsika no jerena e!
29. Fiffi ( 14/04/2006 11:57)
de faly ery ny olona ary sambatra fa voatsabo , enganie ka mba hitohy hatrany ireny .
wata: :*:)
30. watafon ( 14/04/2006 12:05)
izany tokoa ! :*
31. Fiffi ( 14/04/2006 12:09)
wata: oufff :*:*:* :-D:-D:-D
32. toubib ( 14/04/2006 12:21)
Iény tkou e!maromaroa ny to azy, izy ireny mantsy dia tena fitiavana ny mpiarabelona tanteraka no manosika azy ireny anao izany, tsy ijerena tavan'olona na fihaviana!ny tiako ambara fotsiny dia hafa ny "nuance" am'ny oe "chirurgie esthétique" sy ny "chirurgie plastique". Fa raha tsy diso mantsy zah d "chirurgie plastique" le ataon'io toubib io eto Madagasikara izay avy ao amin'ny fikambanana "Interplast"
33. Fiffi ( 14/04/2006 12:23)
tena tsy aiko indray io fa dia aleo i wata angamba no hamaly azy :)
34. watafon ( 14/04/2006 12:29)
toubib: ny chirurgie plastik angaha moa lesy tsy sampana iray anatin'ny chirurgie estetik ?
35. toubib ( 14/04/2006 12:36)
Ny tiako olazaina nge d zao e: raha "chirurgie esthétique" le izy dia saika olona tsy misy kilema eo amin'ilay faritra iray no hamboarina chirurgicalement fa mety ho tsy ho azoazon'ilay olona, tsy tiany oh ny orony na ny fitombenany fa tsy d mahafa-po azy, oh ireny ireny izay lafo dia lafo tokoa ny manao azy, ka tsy ho takatry ny gasikely satria aingitraingitra iany.Izy ireo dia ny faritra ivelan'ny tena ihany no mila azy io Ny "chirurgie plastique" kosa indray dia tena misy "défaut anatomique" mihitsy ilay faritra (sima,fente palatine, gueule de loup, ambiguÏté sexuelle,...)dia ny fandidiana azy tsy maintsy izay ahazahoana io anatomie io araka izay tratra na ko eo amin'ny fiasa izany na eo amin'ny bikany.Izy ity kosa na ny any anaty any dia afaka anaovana azy tsara mba hahazoana ny fiasa ara-dalàn'ilay faritra na taova(oh: epiplooplastie,hymenoplastie)
36. watafon ( 14/04/2006 12:39)
hay v e ! mazava tsara dr fa misaotra an ! fa ny ankamaroan'ny olona ange lesy mihevitra fa hoe refa manova endrika le izy d oe chirurgie estetik zay e!
37. Fiffi ( 14/04/2006 12:55)
refa manova endrika le izy d oe chirurgie estetik zay e! tena tsoriko kosa aloha ry wata an! fa raha tsy nahita an'io aho dia anisan'ny nihevitra an'izany tokoa an!
38. fijo ( 14/04/2006 20:19)
fiffi an,tsy voatery ka.raha petakorona enao ka te hanalava orona fotsiny ,dia "estetika izay",fa raha nanao akisida kosa ka bingo le orona na nifotetaka,ary mila ahintsy ,dia "plastika izay"
39. Fiffi ( 15/04/2006 03:40)
fijo: ok ! ary raha tsy aksida fa io sima io ? plastika ko io zany , raha ny fahazahoako azy zany ry fijo dia ny "estetika" haingitraingitra sa diso aho ?
40. watafon ( 15/04/2006 04:28)
Fiffi,plastik zany akia raha sima no atao operation an ! ny estetika zany refa faritra tsy misy kilema fa tiana hatsaraina e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0738