Chirurgie esthétique

81. watafon ( 08/05/2006 17:30)
aoka kosa nama marina an ! ny mba tsy hisian'ireo no ampiasana azy io ry Fiffi an !:-D
82. Fiffi ( 09/05/2006 07:29)
:oops:
wata: fa vao hitako t@ télé indray zao fa firy ny dokotera nosamborina manao an'io chirurgie esthétika io satria bdb ny olona décu nefa tsy mahazo rariny , fa de sonia fotsiny manala ny résponsabilitén'ilay dokotera raha sanatria ka tsy nety ny nataony ! satria manko betsaka ny olona mi-porté plainte na mamono tena fa déçu be.
83. watafon ( 11/05/2006 19:02)
k raha vao tsy mahay tsara anie na tsy ampy fitaovana tsara d manjary manaonao fôna e! d mivadika orera nefa tokony hatsaraina kou !
84. Fiffi ( 12/05/2006 09:40)
aleko marina @ zao an! :):-D
85. watafon ( 13/05/2006 17:48)
hita wa e! njy ndray ange manja fôna e! :*:*
86. fijo ( 13/05/2006 21:00)
wata,avy any aho no manafatra ka.
fiffi,ka io fiarovana mba tsy hisian'ilay izy mihintsy.
fa anymahajanga koa anie ny sipa avy miteraka misasa amin'io e.
87. watafon ( 14/05/2006 13:59)
fijo: mbola tsy henoko ndray lesy io !
88. Fiffi ( 15/05/2006 04:50)
wata: :*
fijo: andefaso pitiny kely zah hoe mba jereko zany ?na eto aza tonge efa mba hitako !:)
89. watafon ( 16/05/2006 18:53)
Fiffi: :*
fijo: zany hono lesy an !
90. Fiffi ( 17/05/2006 15:15)
wata: :* :)
fijo , wata: misymagazay eto paris gasy de ry zareo manao livraison de nanontaniko satria nanao komandy tao zah de mba nanontany raha mba misy ! 8O gaga be le madama tao hoe "alamo" ? "heveriko fa tsy mi-existe tsony ireny" :roll: fa inona marina akia io ? plante ? sa .......?
91. watafon ( 17/05/2006 16:45)
Fiffi: tsy plante k ! ohatran'ny sira mihitsy izy raha jerena fa misy forme lehibe ftsn !
92. fijo ( 17/05/2006 20:30)
wata,tena fanao any mahajanga io ka.sasana amin'ny amberivatry sy alamo.
tena toa ny sira tokoa izy ka.ary raha maratra no asiana azy,avy dia mitsahatra ny ra
93. Fiffi ( 18/05/2006 17:39)
fijo: misy cicatrisation zany avy eo ?
94. watafon ( 20/05/2006 17:49)
fijo: ah ok !
Fiffi: tsy cicatrisant moa zany fa anti-hemorragique angambany !
95. fijo ( 20/05/2006 20:42)
izay mihintsy ,anti hemo le izy,
fa ny tsy aiko,dia ny tany tamatave.misy olona marary vavony,dia omendry zareo ranona alamo kely,dia asainy misotro rano be.ka io tsy azoko hoe inona no antony.
96. Fiffi ( 21/05/2006 18:32)
sao de levure ary zany alamo zany ? raha omena olona raha marary vavony ?
97. watafon ( 23/05/2006 19:01)
Fiffi: tsy levure k ! mamy masira mankandoa zay izy io !
fijo: na za koa aza zao vao naheno an'io oe atao fanafody vavony io e!
98. Fiffi ( 24/05/2006 07:28)
wata: efa ahazo an'io zah tsy ho ela an! :)
99. watafon ( 28/05/2006 15:24)
Fiffi: d mbo tantarao anay oe nety ihany v le fanzavanay sy fijo azy teto ?
100. Fiffi ( 29/05/2006 07:22)
wata: ok ! fa tena tsy andriko mihintsy ny hahitana an'io an! satria tena mahavariana ahy mihintsy io.:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1645