Hafatra farany nandeha manelingelina
1. vancleef
(
10/10/2006 20:59)
Asa ny hevitrin'ny be sy ny maro faha tsy manelingelina anareo ve ilay box Hafatra farany nandeha ? Tsy afaka mamaky tsara intsony faha mihetsiketsika lava izay vakina !
Tsy azo hatao hauteur fixe ve ilay box Hafatra farany nandeha ? Arakin'ny hevitro dia tsy misy manakana mihintsy ary raha tsy ainy ny mpiandrakitra dia tokiny hataony ao aorinanin'ny lahatsoratran'ny dinika.

novalian'i lapino ny 12/10/2006 15:37
2. Fiffi
(
10/10/2006 21:44)
ny ahy aloha de tsy manelingelina ahy mihintsy io an! heu....mbola betsaka lavitra sy "trop important" ny zavatra mety hanelingelina ahy ka tsy handehanako hanisy blèm zany an! zara aza misy an'ity mba hahazahoako mitafa sy misera eh! de :) de ampy ! sa ahoana hoy enao ?
3. Fiffi
(
10/10/2006 22:08)
vao nojereko indray nefa le izy fa hitako hoe milay kosa an! manana idée milay aloha i Hery eh! =D=D=D
5. cutie
(
10/10/2006 22:15)
oups
avelao eo le hafatra e
efa nanahiran aza ny nanao an'iny ka hesorina njay ve :roll::roll::roll:
avelao eo le hafatra e
efa nanahiran aza ny nanao an'iny ka hesorina njay ve :roll::roll::roll:
6. vale
(
10/10/2006 22:19)
vancleef> tsy manelingelina izany , rehefa tena te hamaly enao vita foana io (le dinika ny tiko tenenina) zà tam 1° kou sahirana kely fa rehefa tena mahaliana anao le dinika voatsindry ihany!!
7. Fiffi
(
10/10/2006 22:19)
zay indrindra manko an! avelao eo io fa izahay aloha tena mankasitraka an! :) sady midera an'i Hery fa mahazo fahafaham-po foana ny aty eh! :)
9. cutie
(
10/10/2006 22:28)
Za koa moa ry vale tsy mijery any fa tonga de dinika no cliquer-ko na radiovazogasy :lol::lol::lol:
10. vancleef
(
10/10/2006 22:59)
Izaho ange tsy miteny hoe hesorina ilay izy faha hatao fotsiny taille fixe dia tsy mihetsiketsika ny takelaka rehefa mamaky ny lahantsoratora na hatao ao aorinanin'ny lahatsoritra ilay izy dia tsy mihetsiketsika rehefa mamaky ê
11. vancleef
(
10/10/2006 23:09)
Ho an'ireo izay kizitina dia be faute de frappe aho. Ny antony dia tsy misy Preview eto @ forum dia rehefa lasa ilay izy dia lasa. Zavatra iray tokiny hatao eto @ forum ny preview
13. booboo
(
11/10/2006 06:15)
Zà miombon-kevitra @ Vancleef. Zà mantsy izay ao @ io takelaka iraika io klou no jereko hoe inn ndray ny dinika vaovao vao mankato @ forum. Mihetsiketsika ilay izy dia somary sahirana (kely) mampidina sy mampiakatra foana....
14. lantokely
(
11/10/2006 07:11)
manelingelina tokoa ilay izy mihetsiketsika io.
raha ny hevitro aloha dia tsara atao hauteur fixe tokoa ilay izy.
raha ny hevitro aloha dia tsara atao hauteur fixe tokoa ilay izy.
15. Fiffi
(
11/10/2006 07:22)
ka @ fomba ahoana aza no tsy hampihetsika azy nefa ny dinika sy ny valiny farany no miseho misesy eo ? Raha ho fixe io nga hisesy eo daholo ny dinika ?
Heu....ny ahy aloha de tsy manelingelina ahy mihintsy fa zara aza misy an'io eh!
Heu....ny ahy aloha de tsy manelingelina ahy mihintsy fa zara aza misy an'io eh!
16. pissoa
(
11/10/2006 07:35)
Sao tsy azon'i Fiffi ilay zavatra resahina :roll: Tsy ny soratra miseho amin'ny hafatra farany no atao fixe, fa ny hangezan'ilay toerana hasiana azy.
Tsy hoe manelingelina be dia mankaiza le izy, fa tsara kokoa fotsiny raha mety io soso-kevitry i vancleef io :)
Tsy hoe manelingelina be dia mankaiza le izy, fa tsara kokoa fotsiny raha mety io soso-kevitry i vancleef io :)
17. hery
(
11/10/2006 07:36)
vancleef> ny hoe "Tsy haiko" aloha dia mba misy zavatra kely haiko ihany :-) sady afaka misy namana hafa mahay afaka manampy avy hatrany @ codes tokony hampiasaina.
misaotra fa hodinihana.
Hery
misaotra fa hodinihana.
Hery
18. hery
(
11/10/2006 07:43)
Zay fa vita... tsy miova ny haavon'ilay boaty amin'izao :-)
(ary mora kely matoa haiko :-p )
(ary mora kely matoa haiko :-p )
20. vale
(
11/10/2006 09:31)
cutie:hihihihih,cutie:)
Za koa moa ry vale tsy mijery any fa tonga de dinika no cliquer-ko na radiovazogasy :lol::lol::lol: