Hafatra farany nandeha manelingelina

21. vale ( 11/10/2006 09:33)
Hery> vao may tsara , :)saotra ehhhh!!
22. Fiffi ( 11/10/2006 09:58)
pissoa:
Sao tsy azon'i Fiffi ilay zavatra resahina :roll: Tsy ny soratra miseho amin'ny hafatra farany no atao fixe, fa ny hangezan'ilay toerana hasiana azy.
sur ve enao fa tsy azoko io ? :wink:


23. pissoa ( 11/10/2006 10:06)
Siora ve ianao fa tsisy dikany io Sao nanombohako ny fehezan-teniko io ? :wink::-D:-D:-D
24. booboo ( 11/10/2006 10:39)
rhôôôôôôôôôô, izy hôa raha hanao jeux de mots tsy laitra :-D:-D:-D
25. Fiffi ( 11/10/2006 10:56)
mino ve ianao .....:!:
26. booboo ( 11/10/2006 11:04)
hihihihihi ...aiza ary Pissoa teo lé
27. pissoa ( 11/10/2006 11:07)
maninn an'booboo njay zah :oops::-D:-D:-D

Fiffi, tsy i Mino zany zah fa i Pissoa :-D:-D:-D
28. pissoa ( 11/10/2006 11:09)
Kiii, lasa aoro size nefa hipoitra ao amile hafatra nandeha farany zao reo :-D:-D:-D
29. booboo ( 11/10/2006 11:19)
:-D:-D...
Fiffi aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa ! avia malaky moa fa efa io Pissoa namaly. Hihihihihihihi
30. lapino ( 11/10/2006 11:58)
booboo:
rhôôôôôôôôôô, izy hôa raha hanao jeux de mots tsy laitra :-D:-D:-D
izany hoà :-D:-D:-D
31. ds ( 11/10/2006 12:15)
Tohanako ilay sosokevitry vancleef momba ny fampisehoana ny fivoakan'ny hafatra soratana mialoha ny andefasana azy (Preview). Amin'izay mora ny manitsy ny teny la...tsaka, sy ny fahadisoana samihafa. Dia misaotra an'i hery mialoha e.
32. booboo ( 11/10/2006 12:15)
aoka lé ! :-D:-D
33. lantokely ( 11/10/2006 12:51)
misaotra indrindra fa mety tsara ilay izy.
misaotra indrindra koa amin'ilay fahavitan'ilay izy haingana.
34. hery ( 11/10/2006 16:20)
ds:

Tohanako ilay sosokevitry vancleef momba ny fampisehoana ny fivoakan'ny hafatra soratana mialoha ny andefasana azy (Preview). Amin'izay mora ny manitsy ny teny la...tsaka, sy ny fahadisoana samihafa. Dia misaotra an'i hery mialoha e.


Tokony ho efa vita koa ity :-)
35. vancleef ( 11/10/2006 19:30)
hery:

vancleef> ny hoe "Tsy haiko" aloha dia mba misy zavatra kely haiko ihany :-) sady afaka misy namana hafa mahay afaka manampy avy hatrany @ codes tokony hampiasaina.

misaotra fa hodinihana.

Hery

Hery>Tsy hoe tsy hain'i Hery faha raha tsy tsinjomina kely dia elabe voa vita satria efa erintaona mahery aho no niresaka an'ilay Preview dia post iray dia vita ilay izy sy ilay box Hafatra farany nandeha manelingelina. Ary momban'ilay box Hafatra farany nandeha dia ity misy sosokevitra iray :

Hasivo unité ilay width sy height px na em satria ho anay "antitra" raha tsy mampiasa an'ny font-in'ny serasera na mampiasa CTRL + @ Firefox dia lasa misy scrollbar indray ilay boaty satria misy an'ilay code overflow: auto;
Ny tsra angamba dia em dia soloina hoe :


36. boubounezy ( 11/10/2006 22:04)
Fiffi:

ka justement izy mihetsiketsika io indrindra no mampilay azy koh !



fiffi njy ty an! tena hhhhmmmmmmmmmmm!!! tsara be kosa le fiteny njy an! na le feo enoko t@ tel kou aza tsy aleo manao gazety ve tsika e! sa album c.c io
37. Fiffi ( 12/10/2006 05:56)
boubounezy: :wink: de album inona hono zany ? mihira ve sa...:-D:-D:-D
38. ds ( 12/10/2006 15:12)
vancleef:

Hery>Tsy hoe tsy hain'i Hery faha raha tsy tsinjomina kely dia elabe voa vita

Fa angaha moa dia tsy maintsy manindrona foana rey olona ô.
Tsarovy fa matetika voamaika tsy manohina ny olona voatsindrona. Ny hamaly tsindrona aza no mety hataony :).
Matoa tsy vita haingana ny asa sasany, dia noho ny fahateren'ny fotoana. Mba samy manana asa aman-draharaha daholo anie eto e. Ny eto aza miasa jamba rafozana :-). Noho izany mila faharetana indraindray...
Fa ny hitako tsara kosa, dia ilay finiavana manome sosokevitra sy vahaolana saingy tsy voatery arahana paingotra na fizahoana.
39. lapino ( 12/10/2006 15:16)
ds:
... saingy tsy voatery arahana paingotra na fizahoana.
Ka raha iny no moteran'ilay finiavana ? :wink:
40. pissoa ( 12/10/2006 15:31)
lapino:
Ka raha iny no moteran'ilay finiavana ?


Tsy ny kapoka
Fa fitiavana
No fanohitra tena soa ...

:roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6894