ajaxWrite

1. vancleef ( 23/03/2006 17:14)
Ho an'ireo tsy manana Word na tsy mahay mi-activé MS Office ni-télécharge-na tany amin'ny Internet ka manana connection Haut-débit dia ity misy solony tsy mila mi-installer na inona na inona ary afaka mi-sauvegarder .doc, .rtf, .txt ary .pdf. Afaka manokatra fichier Word na txt... ao @ ordi dia afaka mi-sauvegarder ao @ ordi.
http://www.ajaxwrite.com/
http://www.ajaxwrite.com/
2. Herimiafina ( 23/03/2006 20:44)
Ahona tsar le resaka pdf io fa io izao no mi-interesser ahy klé. Izany hoe izany afaka mamadika fichier manana extension *.doc sy *.txt ho lasa manana extension *.pdf ohatry ny pdf-Creator ve?8)
3. vancleef ( 23/03/2006 20:49)
Rehefa misokatra ilay ajaxWrite dia sokafy ny fichier *.doc, *.txt,*.rtf dia enregister-vo hoe .pdf fotsiny dia vita. Tsy mila Acrobat na PDF Creator installé eo @ ordi
4. Herimiafina ( 23/03/2006 21:09)
Okay1 misaotra an'i Vancleef izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563