Accidents de radiothérapie à Epinal: un décès
1. vancleef
(
13/10/2006 21:04)
Nisy olona iray maty tany Epinal ary olona 13 misy complications.
http://info.france2.fr/france/25165596-fr.php
Anisan'ny antony ? Amin'ny teny anglisy ilay logiciel hanaovana an'ilay irradiation ary ny frantsay dia tsy tia na te-hianatra na tsy mahay teny anglisy na ny marimarina kokoa teny amerikanina dia ny vokany olona iray maty !
Zavatra iray koa tamin'ny vaovao tato ho ato. Ho very 2 milliards d'euros i AirBus sy olona aman'arivony noho very asa sy tara 2 taona ny A-380. Ny antony misy logiciel vaovao hanaovanan'ny cable electrique ao @ A-380. Tsy fantatro ilay logiciel ampiasainy io fa hoy aho hoe amin'ny teny amerikanina ilay izy. Tsy misy olona maty fa very asa fotsiny.
Inona ny lesona hazo raisina amin'ireo vaovao ireo ? Ny teny informatika @'izao fotaona izao dia ny teny amerikanina hifandraisan'izao tontolo izao ary ny voakantsoan'ilay ambompom'pirenena dia lasa misy faty olona sy very asa aman'arivony.
Eritreritra nandalo fotsiny ny aho faha tokiny mba mieritreritra kely itsika malagasy faha tsy manarakan'ny fomba ratsin'ny frantsay fotsiny.

répondu par lapino le 15/10/2006 15:33
2. Fiffi
(
14/10/2006 06:54)
Tena tsoriko aloha fa tsy hitako izay hidiran'ny Malagasy @ olona maty sy ny complications sy ny logiciel sy ny teny frantsy , anglisy , amerikanina sy ny vola very ho an'ny airBus sy ny cable .....
Ny teny informatika @'izao fotaona izao dia ny teny amerikanina hifandraisan'izao tontolo izao ary ny voakantsoan'ilay ambompom'pirenena dia lasa misy faty olona sy very asa aman'arivony.raha izany de azo lazaina hoe ny tsy fitandremana na ny tsy fanarahana izay voalaza angamba no nahatonga an'zany ?
faha tokiny mba mieritreritra kely itsika malagasy faha tsy manarakan'ny fomba ratsin'ny frantsay fotsiny.inona moa ny tianao lazaina @ hoe manaraka ny fomba ratsin'ny frantsay ? satria toa resaka logiciel sy teny anglisy , amerikanina , no voton'le dinika sa diso aho ? (Erreur d'aiguillage) fomba fiteny fotsiny io an! :)
3. kally
(
14/10/2006 07:55)
Ny fahadisoan'ny hafa dia mitondra lesona ho antsika koa. Ny tsy fahaizan'ny "mpitsabo" frantsay teny anglisy no nahatonga azy hanaonao foana ka nitarika fahafatesan'ny marary voan'ny cancer.
Ny Airbus aloha mampihomehy ahy fa rehefa mandeha dia ireharehana hoe fiaramanidina frantsay, rehefa tara dia fiaramanidina eropeanina. Isan'ny mampikatso ny Airbus ny fisaratsarahan'ny toerana hamokarana ny piesiny : ny sasany any Italy, ny sasany any @ Rainiboto,ny fanambarana azy ao Frantsa sns, misy piesy tsy miady rehefa tonga avy any..ho ela velona anie Eropa.
Misy idirantsika gasy kosa angamba izany satria mifanerasera amin'ireo firenena ireo ny gasy na ara-barotra na ara-pôlitika na ara-kolotsaina...

4. Fiffi
(
14/10/2006 09:14)
kally:misy hidirantsika marina fa tsy midika kosa aloha zany hoe nanao erreur ry zareo de isika koa handeha hanaraka an'zany erreur-ny zany !
Misy idirantsika gasy kosa angamba izany satria mifanerasera amin'ireo firenena ireo ny gasy na ara-barotra na ara-pôlitika na ara-kolotsaina...
5. patrick2002
(
14/10/2006 15:47)
Ny fandraisako azy ry Fiffi ,dia tokony hahafehy ny teny anglisy ,ny avara-pianarana rehetra ,ah!
ka ny hidirany gasy dia mbola betsaka ny mpitondra no mifikitra @ teny frantsay.

6. Fiffi
(
14/10/2006 17:37)
Fiffi:patrick2002: tsy nilaza mihintsy aloha zah hoe tsy misy hidirantsika an! fa io nolazaiko io no hamafisiko hoe raha nanao erreur ny tany tsy midika izany fa handeha hanaraka ny erreur-ny ry zareo koa isika !
misy hidirantsika marina fa tsy midika kosa aloha zany hoe nanao erreur ry zareo de isika koa handeha hanaraka an'zany erreur-ny zany !
7. lapino
(
15/10/2006 15:33)
vancleef:Tsy ny informatika irery io, fa saika ny lafim-piainana rehetra mihitsy.
Ny teny informatika @'izao fotaona izao dia ny teny amerikanina hifandraisan'izao tontolo izao ary ny voakantsoan'ilay ambompom'pirenena dia lasa misy faty olona sy very asa aman'arivony.