1) aiza ho aiza no mety ahitana ny "code des investissements" amin'ny aterineto?
2) marina tokoa ve fa efa lasa 3 a 10 jours (tsy misy corruption) izao dia vita ny creation de societe dia mahazo hatramin'ny RCS (Registre du Commerce)?
mba mila fanazavana misimisy avy amin'izay mahalala sy ny dingana rehetra.