Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rasah
(
13/02/2006 12:51)
certificat foncier
dia ahoana indray ilay certificat foncier vaovao io, inona ny lalàna mifehy azy io? ny lanjany ve mitovy @ titre ihany sa?mba omeo ahy ny lalàna izay manana
...
tohiny
novalian'i dadouda ny 10/09/2017 13:06
petiterose
(
13/02/2006 10:11)
Namana vao tonga
Miarahaba anareo rehetra eeee :) Vao tonga dia te hahalala bebe kokoa ny ato @ ity tranonkala ity eeee :)...
tohiny
novalian'i booboo ny 18/07/2006 07:57
vancleef
(
13/02/2006 10:09)
Femme à poil
[img]http://www.koreus.com/files/200404/femme_poil.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:03
maminou
(
13/02/2006 10:05)
mitady tononkiran'i Mahaleo
salut daholo,
mba mitady an'ireto tononkira ireto raha mba misy manana(Mahaleo):
-Antanambao
-Faribolana
-Kurde
Misaotra mialoha o!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2006 15:26
vancleef
(
13/02/2006 08:41)
Sarin'i Andy Razaf sy ny rainibeany
Ireto misy sarin'i Andy Razaf sy ny rainibeany John L. Waller. Andy Razaf dia mpanao tononkiran'ny standard'ny Jazz malaza dia arakin'ny nolazaina ny amerikanina dia
[i]Andy Razaf's creativity was pr...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2006 19:31
xxx
(
13/02/2006 07:36)
mba toroy hevitra azafady
ts haiko na efa nande teto am dinika ity dinika apidiriko ity fa mba mangataka torohevitra avy aminareo raha azo atao
izaho de miaraka amina olona iray ka saropiaro be io olona io tamin'ny voaloha...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 20/03/2006 09:42
ralambo
(
13/02/2006 07:28)
Ratsiraka
Ahoana indray ireny nolazain'i Dr Managniace ireny t@ 11/02/06 teo fa hoe Ratsiraka no nampamono an'i Filoha RATSIMANDRAVA ny 11/02/75. Fanambarana ampahibemaso teo anoloan'ireo mpanao gazety marobe i...
tohiny
novalian'i meme ny 30/03/2006 01:14
Vahinala
(
13/02/2006 06:27)
VAHINALA MANAO REEEEEEEEEEEEE
Sali daoly ny akama rehetra an, zay fa efa tonga eto Mada e d misaotra betsaka izay nirary soa dia Andriamanitra anie hamaly fitia anareo, d zao, nalahelo be anareo rehetra mintsy za zany e:cry::cry::...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2006 04:32
ravatorano
(
13/02/2006 05:24)
aoana ny hevitsika momba izao tsy aleo v ny tena mahavoa no
tsy aleo v ny tena mahavoa no omena asa toy itony mba hahavitan izany antsakany sy andavany
Samedi 11 février 2006
----------------------------------------------------------------------------...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 20:55
zazah
(
13/02/2006 05:08)
eo an tratranao (princio)
mangataka an io tononkira io:eo an tratranao n i princio...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2006 16:23
sasa
(
13/02/2006 03:33)
Bibilava
Nandeha nividy kiraro teny an-tsena ity lehilahy 1, alohan'ny hividianany anefa d tena nanontany tsara mintsy izy
- Mafy tsara ve ity kiraro ity razoky?
- Ye tena mafy tsara mintsy io kan! sady mate...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:04
lapino
(
13/02/2006 02:30)
Mozart: mamparani-tsaina ny hirany
Voalaza fa mampitombo ny QI [i](quotient intellectuel)[/i] hono ny hiran'i Mozart rehefa mihaino azy, fa eo amin'ny 10 minitra eo ihany ny effet-ny.
http://www.futura-sciences.com/news-special-250-...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 27/02/2006 11:10
Optik
(
12/02/2006 22:36)
hiran'i jaky "avy zah marô"
Sao de mba misy manana ny hira na album n'i Jaky kay azafady. Indindra fa le "avy zah marô"
...
tohiny
novalian'i bida ny 14/03/2006 21:20
isrine
(
12/02/2006 12:59)
Mimenomenona fa vozaka lava
Mahagaga ahy, @ ankabobeny ny lehilahy de mitararaiana lava fa vizaka rehefa avy miasa. Fa moa ve tsy mba vizaka ny vehivavy na tsy mitaraina aza. Sa efa politikan'ny tsy te-hanao na inona na inona re...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 21/02/2006 11:47
isrine
(
12/02/2006 12:47)
marika postaly
Misaotra an'izay mamaly o, fa firy kay ny marika postaly ny alakamisy ambohimaha?
Nangataka adresse n'olona aho nefa tsy voamarika t@ ilay izy ny marika postaly, izay no antony....
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 16/02/2006 08:58
xxx
(
12/02/2006 12:25)
sexe ny lehilahy...
Marina ve fa azo fantarina @ alalan'ny halehiben'ny tanana na sofina ilay izy?
Isrine...
tohiny
novalian'i weeb ny 12/07/2016 08:14
Lalah
(
12/02/2006 00:32)
ahoana ny hevitrareo
Aoana zany zao ry reto le bandy na sipa mampirafy reny refa tonga oatran izao ny saint valentin ? Iza no hiarahana amin izy roa,tsy maintsy we le tsy de maharotitra no tsy hiarahana an de aona ,koa t...
tohiny
novalian'i kala ny 27/02/2006 06:23
lapino
(
11/02/2006 19:24)
"Galanterie": tokony ve?
Ahoana kay ny eritreritsika momba an'io galanterie io, raha tsikeraina ny hevitra na toe-tsaina mahatonga azy? Ohatra ny zavatra mandeha ho azy amin'ny fiainana andavanandro le izy, fa mba fomba ka at...
tohiny
novalian'i lapino ny 15/02/2006 15:55
Optik
(
11/02/2006 18:41)
Tranga hafahafa . Mba omeo ny hevitrareo
Mety misy ve sipa tena manao ze rehetra mahafaly an'ialahy (mi-payer sy mi-inviter @ soirée); tsy noho ny fitiavana fa mba hanindrìana sy ho voninahitra ho azy eo anatrehan'là fotsiny ihany no a...
tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:26
rakikih
(
11/02/2006 15:05)
Izany ve no atao hoe mivaro-janaka?
Raha mba misy tovovavy iray tia tovolahy dia ataon'ilay renin-drazazavavy foana izany tsy ifankazahoan'izy roa ireo indrindra moa raha gasy ilay tovolahy ka tsy mifanaraka @ eritreriny dia mba ahoana ...
tohiny
novalian'i TYNOS ny 21/02/2006 14:53
