"Galanterie": tokony ve?
1. lapino
(
11/02/2006 19:24)
Ahoana kay ny eritreritsika momba an'io galanterie io, raha tsikeraina ny hevitra na toe-tsaina mahatonga azy? Ohatra ny zavatra mandeha ho azy amin'ny fiainana andavanandro le izy, fa mba fomba ka atao (mba hijerena v*dy koa dia mody alefa aloha ny sipa :))
Fa maninona moa no omena "traitement de faveur" foana ny vehivavy amin'ny zavatra rehetra:
- omena toerana rehefa tsy ampy ny seza
- alefa mandeha aloha rehefa avy vohaina varavarana
...
Amin'ny fomban'ny eoropeana izy no tena misongadina be. Fa misy fomba universel koa itrangany, ohatra hoe
(ny avotana mialoha raha misy voina, ny tsy azo vonoina any amin'ny ady)
Galanterie: Disposition à se montrer courtois envers les femmes, à les traiter avec déférence, à les entourer d'hommages respectueux, d'aimables prévenances.
(Tsy haiko mandika sao misy very ny hevitr'ilay famaritana)

novalian'i lapino ny 15/02/2006 15:55
3. Fiffi
(
11/02/2006 21:20)
....fa nahoana izahay no tsy mitovy zo @ lehilahy ?8O
efa hoe efa samy mitovo zo anie @ izao fotoana izao eh! Galanterie hoy lapino ? ka mba hajainareo lehilahy kosa izahay vehivavy e! fa angamba mety hoe satria ny vehivavy mba mijaly kosa eh! , ao ny fahatongavana ny fotoana isam-bolana , ao ny bevohola @ izay mandritry ny 9 volana , na dia io mitondra ny zaza anaty kibo anaty 9 volana io ve dia tsy mba fanajana satria tsy hitako ny différence ny hoe fanajana sy galanterie , hoy koa ny fitenenana hoe " noblesse oblige " de @ io hoe noblesse io de tena mba galant ery ny lehilahy an! satria noble ilay fanajana vehivavy , asa aloha fa izao no mba fiheverako azy eh!

4. fasaly
(
11/02/2006 21:31)
amiko toy ny fanajàna rehetra hatrmazay ihany ny galanterie envers ny vehivavy toy ny fanajàna ny ray aman-dreny ihany ka tsy maty io aloha hatramzao,
na misy aza ny vehivavy te hitovy zo am lehilahy de lmijanona ihany ny fanajàna ny vehivavy noho ny lehilahy hajanin'i vehivavy, lehilahy efa songomby no tsy manana io galenterie io:^)

5. Veloo
(
12/02/2006 00:35)
ry hery zany angamba tratran'ny kala te hiady hitovy aminy kle:roll::-D:-D:-D
savoir-vivre ny galanterie, fanajana ny vehivavy, mampiseho fa bandy nampianarina sy nahazo education tsara avy any @ RAD.. tia mampiseho fa nanana RAD manam-pahendrena izy, hanoma voninahitra ho an'ny RAD izy.:P:P

6. Lejim
(
12/02/2006 04:02)
Gaenterie: tokony ve? ie, mba ajaintsika kosa ny andriambavilanitra e. Tsara anie izany anarana fanajana ny vehivavy izany! lol ANRIAMBAVILANITRA
Fa inona kay ny zo mbola takian'ny vehivavy izao? (toa efa mitovy manko ny vehivavy sy ny lehilahy nefa ny tolona toa mandeha ihany) lol

7. Lejim
(
12/02/2006 04:38)
galanterie fa tsy gaenterie azafady. diso ny frape-ko lol sady miampy tsy ny fahaiza-ko. :oops: :oops: :( :? lol :-o
8. vale
(
12/02/2006 12:23)
Lapino: galanterie? ie, "tokony" mihintsy knouuu, ny vehivavy no mitondra vohoka sy miteraka ( nous mettre au monde )noho ny vehivavy dia nahita ny masoandro isika tsi11 izao, ny vehivavy no mpikarakara ny ao an-tonkantrano ,... ny vehivavy izany toy ny "reny" mihintsy na ho an'ny vady na ho an'ny zanaka mazava ho azy iny, noho izany tokony hajaina izy !!!Ny Reny fanàja, eny fa na dia mbola kely aza ilay vhv dia mendrika hanaovana galanterie foana satria "vehivavy" jereo ange i "corneille" eh mi-"rendre hommage" ny vehivavy izy satria mahatsapa fa ny vehivavy dia "être" hafa mihintsy mahatonga azy hiteny hoe "le bon Dieu est une Femme" :^):^):^)
9. isrine
(
12/02/2006 12:55)
Angamba eo @ hoe ny vehivavy = Reny, zany hoe mila fanajana no mahatonga ny fisainana toy izany.
hery: miady hitovy zo tokoa ny vehivavy satria mahatsiaro fa voahosy2 loatra eo @ fiainana.

10. lapino
(
12/02/2006 16:03)
Eny àry e! Mitomany ho hajaina daholo ny vehivavy raha izao, fa tsy asiana olana akory izany! :wink:
Le izy io manko fomba nindramina avy tamin'ny tandrefana, fa tsy haiko raha nisy an'izany ny fomba malagasy. Dia izay no mahalasa ny saiko hoe inona àry no tena hevitra mahatonga ny galanterie?
Ny noeritreretiko manko izao ohatra hoe:
- omena toerana ny vehivavy satria kely aina izy ka tsy hahatanty hijoro mandra-pahatapitry ny fivoriana;
- entina ny entana rehefa miaraka amin'ny vehivavy satria kely aina izy, ka ny efa entany aza sao dia tsy ho zakany;
- alefa aloha izy rehefa mandeha mba hijerena ny fidolan'ny v*diny;
- ny anorohana ny tanan'ny vehivavy dia mba hijerena raha misy peratra na tsia;
- mahamenatra izany miady amin'ny vehivavy izany, satria ny kely aina ve no mba ho resy? Dia izany no tsy amonoana azy any an'ady;
- avotana mialoha izy raha misy voina dieny mbola tsy miha-gravy ny trangan-javatra satria tsy haharaka ny lehilahy fa manjary hanahirana fotsiny eo indray
- sns ...
Asa aloha ny eritreritrareo fa izay no hevira hitako fa fonosin'ny galanterie, fa tsy tena mitovy amin'ny karazam-panajana hafa rehetra. Izany hoe: ny galanterie dia fandraisana ny vehivavy ho fanaka malemy, arahina marika fombafomba mba hahitany azy tsara. :D

11. fasaly
(
12/02/2006 16:18)
ka ninon'inona dikany, izay fomba hieritreretan'ny lehilahy mba ho fanajàna ny vehivavy de efa galanterie ihany ny anarany zany e!:wink:
12. booboo
(
12/02/2006 19:32)
tsy hoe mba hahitana azy tsara hoe fanaka malemy fa natao aby zany fombafomba zany hanomezan-danja bebe kokoa azy hatrany @ maha ravaky ny tokan-trano azy, nahitana masoandro, etc.
13. Lejim
(
12/02/2006 20:14)
Ny tena mahatonga ny lehilahy manaja ny vehivavy alou, raha mbola tsy reny ilay vehivavy (mbola tsy niteraka sy tsy mariee izany e), dia satria hikotina izy rehefa avy eo. Izany foana io. Tsy misy kofa galant be amin'ny baviny izany. lol
Sa diso koa izany?! lol
Sa diso koa izany?! lol
14. patrick2002
(
13/02/2006 02:18)
tokony homena galanterie leitsy ny vehivavy ,satria de nature samy hafa ny lahy sy ny vavy ny,lahy olon'ny saina ny vehivavy olon'ny fo,fa ny vehivavy no mitady hanova an'io hoe droit-ny io,tsy droit ny galanterie ,ra zavavy,fa faveur homena anareo.
izaho tsy galant @ vehivavy mitady hanindry lehilahy izany:evil::evil:

15. ravatorano
(
13/02/2006 05:48)
henjana daholo nareo zany ah !:wink:
za aloha tsy mino zany hoe vhv sy lhl hitovy zo zany miitsy fa miala tsiny amaianreo vhv ato za
ny galenterie io indray d misy foana ary marina ny tenin i patrick2002 fa mandeha ho azy io efa voajanahary eh ; efa natao an izay we hajaina ry zareo ary izany aza tsy d ilaina anontaniana ny antony na d mitondra vohoka izy,na kely aina izy ireo.Ny fanajana vhv defa natoraly ka na eto amin ny virtoaly aza d mbola manaja fatratra azy ireo isika lhl sa tsizany ry akama isany:wink:

16. fasaly
(
13/02/2006 06:20)
patrick: ajanony wa! zany resaka manidry zany fa tsy tsara e! manjary manova saina, lasa maloto ny saina raha vao mieirtreritra enao hoe manindry i ranona kozy e! reveo manja fotsiny....:wink:
oujjjyyy! maditra, raha miaraka zany injy sy baviky ka mavesatr'enta izy de avela amzao izy fa tsy alainao lay entana, kanefa ny fangalanao ilay entana eny aminy iny de efa lazaina hoe galenterie lol:wink::-*

17. Vahinala
(
13/02/2006 11:12)
Tsy ny lehilahy ihany no afaka manao galanterie fa ny vhv koa fa miankina amin'ny tsirairay io amiko, misy zavatra tadiaviny kofa any hoy ny sasany matoa izy galant, zahay sipa koa tompoko afaka manao toy izany fa aoka hitandrina an !
fasaly >:-*:-*:-*:-*
fasaly >:-*:-*:-*:-*
18. Vahinala
(
13/02/2006 11:15)
Hihihihihi nanandrana nanao anle "tompoko" zany za fa tena ohatra ny tsy mety amiko e, hihihihihihihi ! Malahelo any ravakamalala sy diamondra27 za zany kle !
19. fasaly
(
13/02/2006 11:21)
vahinala, zay lay fitovianjo zay an! hihihi! faly kalou zà fa tonga eto njay njiko fa zà efa nalahelo be mahintsy:cry:
:-*
:-*
20. Vahinala
(
13/02/2006 11:26)
fasaly > Zay mintsy aky koa ! Kiss be njy d aza malaelo tsony fa efa eto ndray za e !:-*:-*:-*:-*