"Galanterie": tokony ve?

21. ravatorano ( 13/02/2006 11:41)
fasaly
22. fasaly ( 13/02/2006 12:27)
ravatorano: diso fandray enao fa tsy izaho mahintsy no hiteny olona hoe manindry zany, manindry am inona fa vakio tsara alou fa i patrick no miteny hoe ny sipa manindry de nazavaiko io hoe esory ao antsaina zay kozy manindry zay fa manimba ny fisaianana an!
ok!:lol::-*
23. Veloo ( 13/02/2006 23:11)
tsy itako mihitsy izay hifandraisan'ny galanterie sy ny hotivizana zo amin'ny lehilahy??? tena samy afa be anie ireo eeeeeee ny iray fanajana vehivavy ny iray zavatra hafa:roll::roll::roll:
aza afangaro ry reto a
24. Herimiafina ( 13/02/2006 23:16)
lapino:

Ahoana kay ny eritreritsika momba an'io galanterie io, raha tsikeraina ny hevitra na toe-tsaina mahatonga azy? Ohatra ny zavatra mandeha ho azy amin'ny fiainana andavanandro le izy, fa mba fomba ka atao (mba hijerena v*dy koa dia mody alefa aloha ny sipa :))

Fa maninona moa no omena "traitement de faveur" foana ny vehivavy amin'ny zavatra rehetra:
- omena toerana rehefa tsy ampy ny seza
- alefa mandeha aloha rehefa avy vohaina varavarana
...

Amin'ny fomban'ny eoropeana izy no tena misongadina be. Fa misy fomba universel koa itrangany, ohatra hoe
(ny avotana mialoha raha misy voina, ny tsy azo vonoina any amin'ny ady)


Galanterie: Disposition à se montrer courtois envers les femmes, à les traiter avec déférence, à les entourer d'hommages respectueux, d'aimables prévenances.
(Tsy haiko mandika sao misy very ny hevitr'ilay famaritana)

Aty aminay de tena tsy azo atao mihintsy io klé. Lazain'ny sipa fa manambany azy io! Indrindra moa fa rehefa le mahita azy mibata zavatra mavesatra iny ka manao hoe ento aty bataiko! Tonga de vava be tsy mivaditrovana no azo hoe angaha hono izy heveriko hoe vehivavy de tsy mahazaka an'iny klé.

Ireny 1000m sy 800m amin'ny gymn bacc ireny de voakiana avokoa fa tokony ho 1000m daholo hono na vavy na lahy.

Ny fiterahana moa de loza aman-tany fa tsy tiany intsony ary halaviriny impito mandifotr'olona fa aleony hono manangana zaza efa somary lehibe de samy mahazo ny anjarany, hein :evil:

25. mamzelkely ( 14/02/2006 06:12)
danz njay zany ry herimiafina:roll:
26. ravakamalala ( 14/02/2006 15:43)
dia aleo izy hiseho milay eo kou!
za manokana aloha tsy hitady an izay hitovy amin ny lehilahy zany mihitsy e! za tiako atao hoe fanaka malemy ( :wink: ho an i lapino), tiako hajaina amin ny maha vehivavy ahy. Amiko dia samy mana ny anjara toerany sy ny anjara asany ny vhv sy ny lhl eo amin ny fiaraha monina, ka tokony samy mandray izay tandrifiiny.

herimiafina > aty manao galant fa ho afa po ianao!:wink:

vahinala > milay b anefa lé mahita andry manao tompoko:wink:
27. Veloo ( 14/02/2006 16:59)
ilay galanterie aloha efa ni-degrader be mihitsy na aiza na aiza e. tena mamps be :(
28. Herimiafina ( 14/02/2006 17:21)
Any ho any misy sipa milay kely izay, manaja sady manaja ny maha-vehivavy azy fa tsy mitomany ho lehilahy, any izy izay, asa raha efa teraka na tsia? hehehehehe:-D:-D
29. lapino ( 15/02/2006 06:49)
ravakamalala =D=D:-*:-*(l)
Tsy misy toa anao :wink:
30. diamondra27 ( 15/02/2006 08:16)
lapino: tandremo fa fanaka malemy ny vehivavy , fa rehefa azony 'zay enao de lasa fanaka mampalemilemy izy an!somary angotiny sy dokafany kely de hum!
31. ravakamalala ( 15/02/2006 14:56)
diamondra27> =))=))
32. lapino ( 15/02/2006 15:55)
Za aloo tsy mandà an'zay e! mampalemilemy izy rehefa avy ... hummmmmh?!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8975