Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 10/02/2006 14:39)
INSRIPTION
fa hono hoa e! lasalasa ny fisainako oe: maninona moa raha mba mametraka size oe: ahoana no nahatonga anao hakato @ serasera?, nisy namana nanoro ve sa...?... tohiny
novalian'i andry08 ny 29/03/2006 13:35
lapino ( 10/02/2006 12:25)
Talata gorobaka
Nisy masera manja kely hono nandeha bus, dia tara ity bandy anankiray. Nikôty àry lery ka nikôty, fa nidina ihany ilay masera fa tsy zakan'lery. De ozizy le saoferan'ny bus hoe: - atoroko fika el... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:17
rakikih ( 10/02/2006 11:40)
Izany ve no atao hoe fitiavana par intérré?
Raha misy vehivavy niteraka taminao dia miteny aminy ianao hoe andaho isika hiara-hipetraka dia izao no navaliny za tsy hiara-hipetraka aminao raha tsy manana an\'izao ianao na manana an\'izao no sady... tohiny
ramajik ( 10/02/2006 09:58)
be loatra leisy any aminay a!
taty alemàna,sendra tafaraka nipetraka tao anaty train i ramerla(amerikana), rachangy(sinoa), rainiboto(alemà) ary i Ali(turque)...nandeha ny train...afaka kelikely, nanary dôlara maromaro tany am-... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 19:44
nolalaina ( 10/02/2006 08:26)
Fiarovana
Androany tsika rankizy dé hianatra ny momba ny fiarovana ... (ouz ramsé) - Parapluie fiarovana @ pluie - parasol fiarovana @ soleil - sns... misy afaka manomé ohatra hafa kou ve @nareo??? Nit... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:09
Fiffi ( 10/02/2006 05:18)
La Frantsa no hangalan'ny kandida tso-drano
Saika nandao an'i Madagasikara avokoa ankehitriny ireo kandida noheverina ho mpifaninana amin'ny fifidianana 2007 izay hatao eto amintsika. anisan'izany ingahy Rolland Ratsiraka, Herizo Razafimahaleo,... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:21
LazaRandri ( 10/02/2006 01:04)
Mahafaly foana na ny "mahasosotra" aza. hahaha!
Tsy natao hanimba ny fiaraha-monin'ny avy any an-dafy sy ny eto an-toerana akory fa entina hitsikiana fotsiny ihany. Noho izany aoka tsy hisy ahatsiaro tena ho cible e! [u]Bandy avy any an-dafy sy... tohiny
novalian'i tslem ny 01/07/2007 06:50
vancleef ( 09/02/2006 20:40)
Akoha vavy
Manao inona ny lehilahy sasany mihantso ny sipa hoe "ny akoha vaviko". Toa tsy misy dikany intsony ilay izy rehefa adika teny malagasy kle! indrindra ny valiny.sady tsy mampihomehy no tsy manirikiry ... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:04
fasaly ( 09/02/2006 20:26)
boulimie
izaho tsy dia mihinankanina be fa raha vao taitra ka mihinana de tsy ankijanona fa ny hitady ho hanina foana.......boulimie ve zany sa signe na boulimie????... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 13:06
ramajik ( 09/02/2006 18:55)
Mondiala!
Raikitra ny finala,feno hipoka ny stadiôma, anisan'ireo nandeha nijery tany i Ralita.Ankavian-dRalita, elanelan'na seza iray nisy ranamana hafa nipetraka.Dia nanontany an-dRalita le ranamana:-ahoana ... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:23
Fiffi ( 09/02/2006 16:55)
Mampalahelo
Mampalahelo be ny nanjoha ity ankizy lahy vao 10 taona. Raha nisakafo ny tao an-trano ary akoho ny laoka dia nikiky taolana izy ary nateliny ny taolana somary kely izany , saingy io taolana io dia ta... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 18:09
rakikih ( 09/02/2006 14:53)
Inona izany atao hoe mitia olona iray izany?
Raha misy olona ve efa niteraka ry zareo ka nosakana tsy hivady nefa koa ilay renin-janany tsy manaiky ny hanam-bady an-drangahy ihany koa raha tsy voatso-dranon-dray aman-dreniny dia mba ahoana ny he... tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:19
danibe ( 09/02/2006 12:24)
ry frantsay ooooooooo!
ry frantsay o, raha mba nataonao talohan'ny fanjanahan-tany mantsy izao fanampiana sy fanehoam-pitiavana ataonao @ izao, dia mba efa nihoatra an'USA ny malagasy. saingy indrisy, rehefa avy nampinono a... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:32
kiry ( 09/02/2006 11:52)
vinato sy rafozana
hono oha ry reto inona no mahatonga ny vinanto sy rafozana miady fialonana ve... tohiny
novalian'i Angie ny 30/03/2006 08:41
mamzelkely ( 09/02/2006 11:48)
ny fahitanareo azy
misy hiran Hélene Segara sy Laura Paussini zay ny titre "on n'oublie jamais rien on vit avec" ra adika tsotsotra le izy de we "tsy misy zavatra adino zany , fa miaina miaraka aminy no atao" ts ha... tohiny
lapino ( 09/02/2006 10:44)
Dear p***
http://www.jokefrog.com/flash/dearpenis3.swf Ataovy midobodoboka tsara ny bass hihainoana azy :)... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:38
watafon ( 09/02/2006 08:13)
Tandremo ry zalahy an !
La lumière de la cuisine ne marchait plus et Jeannine, après avoir vainement tenté d'installer une ampoule neuve, attendait impatiemment son mari pour qu'il règle le problème. Dès qu'il revient... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:23
miscy ( 09/02/2006 07:58)
JMJ Madagascar
Manahoana daholo isika malagasy rehetra... za nahare hoe ho avy any Dago hono ny lakroa an'ny JMJ ary hisy ny JMJ malagasy any Tamatave @ volana Aout toy ny t@ 2004tao Tana... ahoana kay ny programa, ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/02/2006 23:42
zandikely ( 09/02/2006 04:51)
LETTRE DE LOUIS XIV ADRESSÉE À GEORGE BUSH
LA PLUS ÉCLATANTE VICTOIRE COÛTE TOUJOURS TROP CHER, QUAND IL FAUT LA PAYER DU SANG DE SES SUJETS. Cette maxime très humaine est tirée de la lettre écrite par le roi LOUIS XIV (1638-1715) peu ... tohiny
novalian'i poucie ny 21/02/2006 03:53
Fiffi ( 09/02/2006 04:44)
SAKAFO MIADY AMIN'NY VIH/SIDA
Tsy nisy nitsipaka ny voka-pikarohan'i Zaranaina "Tokony efa hankatoavina ary ekena tsy misy fepetra ny fizaka-pikarohana nataonay mikasika ilay fanampin-tsakafo mampiakatra ny habetsaky ny hery fiar... tohiny
novalian'i bozimanga ny 14/02/2006 11:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.5933