be loatra leisy any aminay a!

1. ramajik ( 10/02/2006 09:58)
taty alemàna,sendra tafaraka nipetraka tao anaty train i ramerla(amerikana), rachangy(sinoa), rainiboto(alemà) ary i Ali(turque)...nandeha ny train...afaka kelikely, nanary dôlara maromaro tany am-baravarakely i Ramerla, gaga ny rehetra sady nanontany hoe "f'ahoana le?".-Ramerla:" be loatra leisy any aminay a"...taitra koa Rachangy, nanary vary 1 gony tany am-mbaravarakely. -"f'ahoana le", hoy ny hafa.-rachangy:"be loatra leisy any aminay a"...dé nieritreritra kely i Ali sady nitsangana no niteny t@ i Rainiboto hoe:" d'efa mikôzy an'ela aho an! tandremo koa sao mieritreritra ny hanipy anà..."
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 19:44
2. ravatorano ( 10/02/2006 10:20)
hihihihihi
sao d mba tokony any amin ny hatsikana sy lalao izy ty hahahaha
milay eh:wink:
3. sonwin ( 10/02/2006 11:04)
:-D milay ka..raha nisy karana sy gasy teo efa norasin'ilay gasy koa ilay karana dia natsipiny kle. dia sady natsipin'ilay gasy koa i rachangy (sinoa)
4. pissoa ( 10/02/2006 11:51)
Hihihi
5. fasaly ( 10/02/2006 15:48)
diso adresse kely ity atsikana raika ty fa tsy olana ka!:-D:-D
6. Veloo ( 10/02/2006 19:44)
ramajik a =))=))=)) zany ka atsikana fa diso toerana aloha ny anjy e :-D:-D
sonwin ie wa lesy tena zany mihitsy :-D:-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3536