Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
15/02/2006 09:34)
aprés TANTELY ....
eee dia mampalahelo mihintsy ny miss sy ny manequin ao @ gazette de la grande ile androany dia misy hoe elle a mis un glaçon dans son string !!!!un manequin figurant d'un spot de telma !!!MAMPALAHELO...
tohiny
novalian'i miangalyandria ny 15/07/2006 17:47
xxx
(
14/02/2006 18:24)
tokony mba hampijaliana koa ireo frantsay miditra any dago
tokony mba hatao sahirana koa ireo vazaha miditra any amintsika indrindra ireto frantsay fa miseho ho milay...
tohiny
novalian'i Solitikabe ny 01/03/2006 00:47
Samoana
(
14/02/2006 15:05)
RNS 2006- 16, 17 Aprily- Vichy
Efa misy namana tapa-kevitra hande ve ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 03:23
sheran555
(
14/02/2006 11:38)
Aide urgente
Aide urgente !
A des citoyens malagasy ou d’autres personnes au Canada ou à l’étranger, pouvant confirmer l’existence véritable de l’organisation suivante :
« CIWRA REPRESENTATIVE
ASI...
tohiny
novalian'i Oully ny 03/05/2006 08:37
diamondra27
(
14/02/2006 10:48)
RA-8 marary be
ahoana njay ty resaka mande mimba ny aretinDravalo ity e! F'angaha izy raha presidà de tsy manana droit harary toy ny rehetra, de raha tsy te-hiteny ny momba azy kosa ve izy de fahadisoana 'zany?
Ah...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2006 17:31
maelys
(
14/02/2006 07:15)
lentille
efa ela aho no nanao solomaso satria myope, mba te hanandrana hanao lentille aho ka mba saika hanontany hoe inona no côté positif sy negatif ny lentille!
mety hanaovana lentille daholo ve ny areti-...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:19
beza
(
14/02/2006 06:25)
FIARAHA MIASA RADIO KRISTIANINA
Miarahaba antsika rehetra
Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa ny faniloradio dia nahazo fiarahamiasa amin'ny RADIO VAOVAO MAHASOA "RVM" Madagasikara,
Hisaorana ny Tompo ny fiarahamiasan'ny kristia...
tohiny
novalian'i beza ny 20/02/2006 05:47
ravatorano
(
14/02/2006 06:22)
d nolaviny izany eh ka asa na ho vita amin ity volana ity
ny fitsarana ambony (appel).
LAHADY RESTE EN PRISON - L'EX-GOUVERNEUR REFUSE LA LIBERTÉ
L’ex-gouverneur de Toamasina, Samuel Lahady, accepterait la liberté avec la réhabilitation de ses droit...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:21
kala
(
14/02/2006 05:17)
ankamantatra kely
Zavatra iray lavalava, raisina tsara amin'ny tanana , sintonina kely de mihalava, ampandalovina eo amin'ny tratra, tsy maninona mihitsy koa raha ampandalovina eo amin'ny kibo, avy eo atsofoka amin'ny ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:02
Fiffi
(
14/02/2006 05:02)
Teny zato, kabary arivo…Tsy zaka marina.
Zary mifampitsetsetra ry be resaka ambony latabatra sa ny akon’ireo raharaha nampihoron-koditra ny Malagasy hatramin’izay teto amintsika... asa na ny fahasahiana mandray andraikitra no tsy misy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:01
xxx
(
13/02/2006 21:56)
misy signe extérieur ve ahalalàna...
misy signe extérieur ve ahalalàna fa tsy ampy firaisana na te hiray ny vehivavy iray!!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:50
Veloo
(
13/02/2006 20:26)
Sira
Inona ry reto ny aretina azo @ sira rehefa mihinana sira betsaka e?:wink:
...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 03:41
fiaritiana
(
13/02/2006 16:48)
Atolotra ho an ny mpifankatia rehetra ity tononkalo ity e!
[b]Tiako raha ianao,
No mamihina ny tanako
Manilo izato lalako
Hatrany am-paradisa
Sy izay rehetra tsy hita
Tiako raha ianao,
No mampianatra ahy mitia
Tsy ilay hoe tiako ianao
Fa ilay fitiav...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 04/02/2014 07:34
akamatiana
(
13/02/2006 15:34)
14 fevrier
[img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/stratry_ny_fety.jpg[/img] ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/02/2006 14:26
nyeja
(
13/02/2006 13:50)
tetik'asa misy vola
salama isika rehetra
namorona tetik'asa vaovao ny tenako, fanabeazana ny zaza malagasy hahalala bebe kokoa an'i madagasikara, "question pour un champion malagasy "natao amin'ny fiteny malagasy sy ...
tohiny
novalian'i chipoli ny 28/02/2006 13:36
hery
(
13/02/2006 13:29)
Tahiry na tahiry.serasera.org
Manomboka mandeha tsikelikely ilay takelaka tahiry.serasera.org rehefa avy nijanona nandritra ny fotoana maharitraritra.
Toerana fampidirana tantara, sombin-tantara, izao karazana tahirin-kevitra reh...
tohiny
novalian'i pissoa ny 13/02/2006 16:08
amy
(
13/02/2006 13:23)
ody o!
slt daholo!ben! mitady namana an-tsoratra aho o!!!!!entre 14-17 taona!...
tohiny
novalian'i njiji ny 11/03/2006 07:24
niny
(
13/02/2006 13:15)
Ny RAFI-PAMPIANARANA ETO MADAGASIKARA
Izaho manoratra dia mpampianatra any @ kolejy T@ mbola nianatra teny Anktso aho dia nahatsapa fa tsy mifanaraka intsony @ vanimpotoana ny fampianarana eto M/kara fa tokony ovana mihitsy hifanaraka @f...
tohiny
novalian'i rasah ny 17/02/2006 13:21
xxx
(
13/02/2006 13:04)
mila fitiavana
mitady namana hiaraka hamakivaky ity fiainana ity aho,efa nitady ihany fa tsy mbola namokatra h@ izao
tovolahy,23 t,manao master,mba valio ee8O...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 23/03/2006 12:55
rasah
(
13/02/2006 12:57)
lasa 7 taona ny primaire
tapaka fa ampitomboina 2 taona ny primaire eto dago, nefa raha jerena ny antontanisa dia betsaka ny very an-daharana tsy mahatratra ny T5 .Mety ahomby ve? tsy dia resy lahatra aho...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2006 10:49
