ody o!

1. amy ( 13/02/2006 13:23)
slt daholo!ben! mitady namana an-tsoratra aho o!!!!!entre 14-17 taona!
novalian'i njiji ny 11/03/2006 07:24
2. pissoa ( 18/02/2006 14:00)
Zah efa antitsa beeeeu kle :cry::cry::cry:
3. lapino ( 19/02/2006 01:24)
amy:
mitady namana an-tsoratra aho o!!!!!

Vakio fa efa io nosoratan-dry io misy namana an-tsoratra. Dia vô nosoratako teo koa! :wink:
De entre 14-17 taona koa ireo amin'ny échelle-n'ny fotoanany! :wink:
4. fiaritiana ( 19/02/2006 10:18)
tsy ao anatin lé taona zay koa! tssssssssss!
5. RADOUXE ( 19/02/2006 13:40)
Mety v ra 20 na 30taona eoeo fotsiny zany tsy d lavitsa lotsa ne zany e hihi
6. pissoa ( 22/02/2006 18:35)
Hihihi - antitra be koa Radouxe :-D:-D
7. mamzelkely ( 23/02/2006 12:49)
zay zany de ts kôty mits ra vô resaka mitady namana eee ra ts lebe de kely tsssssssss:°)
8. njiji ( 11/03/2006 07:19)
ody o! in vao2?
9. njiji ( 11/03/2006 07:24)
ody o! in vao2? ao anatiny mints zay ka
manatena fa iverna anoratra o any nareo
ok!!! biz d à +::miam
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2349