Liste des messages

Liste des messages, inserés par maelys, par ordre de date
maelys ( 28/02/2006 10:50)
karajia
refa mande ao am karajia zah de misy anireny le hoe publicite intempestives reny de tsy tafiditra ao tsony aho avy eo inn no antony ?... suite
répondu par Fiffi le 05/03/2006 07:10
maelys ( 14/02/2006 07:15)
lentille
efa ela aho no nanao solomaso satria myope, mba te hanandrana hanao lentille aho ka mba saika hanontany hoe inona no côté positif sy negatif ny lentille! mety hanaovana lentille daholo ve ny areti-... suite
répondu par Fiffi le 08/04/2006 14:19
maelys ( 08/02/2006 08:34)
angano angano
Ny namoronan'Andriamanitra ny olona : namboariny tsirairay hono ny antsasany nanaraka ny lavany, de avy eo izy tapa-kevitra ny hanjaitra azy mba hanambarana azy. le lhl mazava ho azy no natao mialoha... suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:05
maelys ( 02/02/2006 08:33)
mpihira thailandais mihita teny gasy
efa hitanareo ve le mpihira thailandais mihira am teny gasy ? efa mandeha foana ny clip-ny am tele.... suite
répondu par xxx le 11/02/2006 14:55
maelys ( 24/01/2006 08:06)
mitady logiciel
sao de misy aminareo manana ireny logiciel fampianarana ankizy ao an-trano ireny. na teny frantsay na teny anglisy maty daholo. ho an'ny zaza 4ans-7ans. Misaotra mialoha.... suite
répondu par maelys le 06/02/2006 04:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1478