Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
petakorona
(
16/02/2006 21:53)
coup de foudre
nisy olona 2 vao nifampijery fotsiny tonga dia samy tia; dia niaraka firaisana ara-nofo anefa mbola tsy nifankahalala akory.
Mety haharitra hafiriana ny fiarahandry zareo?
Misy chance ho tonga ami...
tohiny
novalian'i lolyony ny 16/03/2006 20:37
Lalah
(
16/02/2006 21:30)
ohatran ny ahoana ny atao we tia sy tian olona
Mba omeo hevitra...
tohiny
novalian'i sonwin ny 17/02/2006 08:40
Fiffi
(
16/02/2006 21:08)
Ny Fianakaviana
Iza no mba mahay milaza ny momba ny Fianakaviana: ohatra voalohany dia ny hoe inona no filaza ireo Dadabe sy Nenibe taloha izany an! alohan'ny dadabe sy nenibe . Dia atomboka koa ny zafikely
Izany ho...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2006 20:45
xxx
(
16/02/2006 16:19)
feno mpivarotena gasy ao la réunion ao...
araka ny voavao ao @ wanadoo.mg dia feno gasy vavy mpivarotena ao la réunion ao 30 à 50 euros ny pasazy aiza moa no ho mora ny fahazoana visa e !!!...
tohiny
novalian'i barry ny 06/04/2006 10:04
ainaheri
(
16/02/2006 13:04)
H5N1
Grippe aviaire,manenika ny asia sy eropa ary ihiditra atsy ho atsy Afrika dia mikaroka fatratra ny manampahaizana mba itadiavana ny anti virus zay efa nisy nahita,nefa vao aretina vao haingana!!
Mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:18
hery
(
16/02/2006 12:24)
Kardinaly Razafindratandra hanao veloma ny Diaspora
(hafatra nampitain'i Fanantenandrainy R.)
Tonga eto Frantsa ny Cardinal Gaëtan Razafindratandra ka hanao veloma ny Diaspora Malagasy.
Rahampitso Zoma 17 febroary 2006 amin'ny valo hariva ao ami...
tohiny
novalian'i Zan ny 17/02/2006 05:34
jentilisa
(
16/02/2006 11:58)
tody sa ozona?
Misy ny zava-mitranga izay mampieritreritra tokoa indraindray.
http://femmes.msn.fr/famille/relations/article1/Default.asp
Ahoana ny hevitrao momba io? zary fifanandrifian-javatra fotsiny ve? sa ino...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/02/2006 19:35
ninimalala
(
16/02/2006 11:40)
Poopy
Mba mitady adresse Poopy zay manana o, e-mail na téléphone na adresse. Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i fytiana ny 28/03/2006 21:27
MAMINIRIANA
(
16/02/2006 07:13)
Raha tsy misy mozika
Mety hitovy heritreritra amin'ilay olona sendra tafaresaka tamiko izay ve ianareo. Nanontany ahy izy tamin'izay hoe : "Raha tsy misy mozika ho ny fiainany dia mahatsiaro tena ho sempotra sy maizina ar...
tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:33
Fiffi
(
16/02/2006 05:11)
Ny Fanahy
Zava-dehibe amin’ny malagasy ny atao hoe fanahy. Tsy ny fanahy araka ny fiheveran’ny firenena, na finoana hafa azy akory fa ilay lazainy ho maha-olona. Iza tamintsika tokoa moa no tsy mbola nandre...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:43
xxx
(
15/02/2006 13:31)
tia v?
fa maninona ny lehilahy refa miaraka @ vehivavy bola mahita mijery sy mandinika tarehina sipa hafa ihany?
lazaina fa sipa no matérialiste fa nefa ny lehilahy tena matérialiste sady tia vola!!
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 19:31
cutie
(
15/02/2006 13:04)
Ny fahitanareo
Ahona ny fahitanareo an'reny fiara misy DVD player reny ao anatiny?? Inona ny lafiny mahatsara sy maharatsy azy??...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:02
lanto
(
15/02/2006 12:48)
Sosisin'i Lita
Efa henonareo ve ny sôsisin'i Lita ?
Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 19:20
lapino
(
15/02/2006 12:26)
Tonga hatraiza ny "virtuel"
Ahoana io e?!
http://fr.news.yahoo.com/15022006/202/le-sexe-virtuel-nouvelle-mode-chez-les-jeunes-canadiens.html...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 19/02/2006 21:31
xxx
(
15/02/2006 12:21)
mofo
ahoana ny ahafantaranareo lhl we tianareo ny vhv na d efa azo aza ny mofo(firaisana ara-nofo)?, ary raha tsy tianareo v , d na ny hiverina ihinana mofo manaraka aza tsy ataonareo intsony fa maharikori...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 04:48
sahonfra
(
15/02/2006 12:15)
site web
Manana CYBERCAFE aho koa mba manentana ireo namana te hanokatra site web fa kapoakantsika io.
Mazotoa daholo...
tohiny
novalian'i ericmanlove ny 01/05/2006 12:34
LEKELY
(
15/02/2006 11:52)
Fahotana ve ny mijangajanga
Salama daholo ry akama! Ity mba misy adi-hevitra kely tiako ho zaraina amintsika rehetra. Ilaina ve ny mijangajanga, ary fahotana ve izany. Raha ny amiko aloha dia tsotra ihany no hamaliako izany. Hel...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 15/03/2006 14:11
bichette
(
15/02/2006 10:05)
hivavaka ho an'ny taniko aho ...
IITantara 7:14 raha ny oloko izay nantsoina tamin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 00:55
xxx
(
15/02/2006 09:39)
fitiavana v?
niaraka t@ bandy 6 mbolana teo za , d ,ny fiarahay aloha tsy d serieu b fa somary kilalao ihany , sady mifanalivi_toerana zahay ka tsy d mifankahita raha tsy isaky ny 2 mois eo foana , za koa moa rehe...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2006 09:49
naritsimba
(
15/02/2006 09:37)
11 Fevrier 1975 RATSIMANDRAVA
Ahoana ny fijerinareo ny filazan'i Dr RAKOTOMALALA Manan'Ignace hoe RATSIRAKA Didier no nampamono an'i Kôlônely RATSIMANDRAVA Richard.
No lazainy am-pahibemaso io t@ fametrahana fehezam-boninkazo t...
tohiny
novalian'i ambivotra ny 20/03/2006 14:34
