Ny fahitanareo

1. cutie ( 15/02/2006 13:04)
Ahona ny fahitanareo an'reny fiara misy DVD player reny ao anatiny?? Inona ny lafiny mahatsara sy maharatsy azy??
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:02
2. lapino ( 15/02/2006 13:15)
Mahonena ny saofera fa tsy afaka mahita film! Raha mijanona anefa manjary sô de lany eo ny batery.
3. cutie ( 15/02/2006 13:18)
lapino hihihihi, de in ny mahatsara azy aza.
4. Herimiafina ( 15/02/2006 13:34)
Mahafinaritra ahy izany manana lecteur DVD anaty fiara izany. Mbola mahafinaritra lavitra ihany koa raha miaraka amin'ilay GPS iny ilay izy.

Ny lafiratsiny dia io lazain'i lapino io.
Le resaka batery angamba de raha mi-longy ihany vao tena interressant ny mijery eo ampijanonana satria amin'iny no tena nahazo charge tsara ny batterie.8)
5. fiaritiana ( 15/02/2006 13:36)
tsara be ny misy azy kanefa so variana amin iny indray ny mpamily ka mivarina any an kady, ankoatra izay, tsara lé izy ka!
6. sonwin ( 15/02/2006 13:44)
za mbola tsy nahita fiara sahala amin'izany8O
7. mamzelkely ( 15/02/2006 14:18)
sw< :-D ao fa asehoko anao zany ny fiarako de mahita enao :-D:-D

za mahita we mety tsara ihany izy ra ho an passager satri mba misy distraction fa ny probleme mety mamizana maso mety mandany batterie be :roll:
8. dadabe ( 15/02/2006 14:20)
sambatra i papa manana mama afaka manome fiara:°)
9. cutie ( 15/02/2006 15:22)
sonwin, refa tonga aty toi de mahita :-D
10. Veloo ( 15/02/2006 16:25)
8O
dadabe a tsara vitana lery o?:wink:
ilay but-n'io dia ho an'ny ankizy satria manontany fona hono ry zareo oe efa tonga ve tsika indrindra rehefa mande lavitra.
Tsara rehefa mande voyage lavitra ka...
fa mbola itako oe depense ostentatoire ilay izy :-D:-D
11. cutie ( 15/02/2006 16:39)
veloo, sady @ zay koa ry zareo mangina , de matory avy eo refa reraka avy mijety film :-D
12. Veloo ( 15/02/2006 16:58)
cutie a, ie ho an'ny ankizy io fa tsy ho an'ny ol lehibe otran'i hery:roll::roll::roll:
13. cutie ( 15/02/2006 17:00)
veloo, iza zany hery ???
fa za efa nahita misy chauffeur mijery sady mitondra a.
14. Veloo ( 15/02/2006 17:09)
cutie a ikala herimiafina aky a jereo ry lazainy ery ambony ery :-D:-D:-D
cutie a mbola henjera any @ kodahoda zany sofera njy zany kle :-D:-D
15. cutie ( 15/02/2006 17:18)
veloo, hay ve i kala herimiafina zany e , kala nga izy io :-D
ary za ve mahazo mijery ???:roll::roll::roll:
16. Veloo ( 15/02/2006 17:26)
cutie a:-D:-D:-D njy ve mbola zazakely?8O
:-D:-D:-D
17. cutie ( 15/02/2006 17:28)
veloo, ho an'ny ankizy hoy njy koa, nefa za te hijery koa. :-D:-D:-D
za mbola zazakely :-D:-D:-D:-D
18. Veloo ( 15/02/2006 17:30)
:roll::-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 15/02/2006 17:34)
veloo, refa mahita ve njy aza de tsy hijery ve?:roll:
20. ftma ( 15/02/2006 20:07)
Tsy hitako izay mahatsara izany DVD player ao anaty fiara izany mampidi-doza izany raha ny chauffeur no mijery sady mitondra, ny hitako taty dia ny olona mipetraka aoriana no afaka mijery.ny mi téléphone rehefa mitondra fiara aza efa loza fa maika hijery film!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168