Ny fahitanareo

21. Veloo ( 15/02/2006 20:33)
ftma a ka izay ilay izy ka any ariana ihany no tsara...
cutie za tsy tia mijery ka :P:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 16/02/2006 05:23)
ny fiantsoina telefonina portable anaty fiara aza efa tsy azo hatao ka hijery film indray ve dia ahoana izany ? tena mampidi-doza marina
23. watafon ( 16/02/2006 06:02)
raha mande lavitra ihany angamba no ilàna azy fa ankoatr'izay tô tsy itako loatra aloha !
24. Veloo ( 16/02/2006 19:04)
ie..zay mihitsy ry wata a.. fiffi a an3 ka tokony ny ol ao arina ihany no mijery ka
25. Herimiafina ( 16/02/2006 21:35)
Veloo:

cutie a ikala herimiafina aky a jereo ry lazainy ery ambony ery :-D:-D:-D


Ka ataoko inona moa DVD tsy hijerevako filma X ho an'ny olondehibe ve klé? :-D:-D=))=))

26. cutie ( 16/02/2006 23:15)
herimiafina , efa mpanao azy kay :-D
27. Herimiafina ( 16/02/2006 23:18)
Oadray! Manampikasana ny hanao azy mahintsiny refa mahita fiara + lecteur DVD, hehehehe=))=))
28. cutie ( 16/02/2006 23:21)
zany an :-D
29. Herimiafina ( 16/02/2006 23:26)
Zany mahintsiny kah, zah tsy te hihindrana fiaran'olona knou! hehehehe=))=))
30. Veloo ( 17/02/2006 17:16)
:roll:
31. Herimiafina ( 17/02/2006 20:20)
Malahelo mafy mahintsiny i Veloo amin'ny adalako klé, hehehehe:-D:-D
Veloo :-*:*:-*:*
32. fasaly ( 18/02/2006 15:05)
:-D
33. Veloo ( 20/02/2006 00:04)
:-D:-D
34. diamondra27 ( 20/02/2006 08:22)
ny mahatsara azy de faly ery ny ankizy mijery film de tsy maditsa intsony mandritra ny trajet.
35. Veloo ( 20/02/2006 23:36)
ie:wink:
36. Herimiafina ( 21/02/2006 02:33)
:roll::roll::roll::roll:
37. Veloo ( 21/02/2006 16:48)
kita fa izany ry hery a -- njy zany otran'ireny zaza kely ireny :-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 22/02/2006 00:39)
:roll::roll::roll::roll:
39. cutie ( 22/02/2006 13:26)
za koa mahita fa ohtran;ny zaza i herimiafina :-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 22/02/2006 13:56)
:P:P:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1238