ohatran ny ahoana ny atao we tia sy tian olona

1. Lalah ( 16/02/2006 21:30)
Mba omeo hevitra
novalian'i sonwin ny 17/02/2006 08:40
2. diamondra27 ( 16/02/2006 21:46)
ny atao hoe= "tia" de manome tsy misy tambiny sy mizara

tian'olona= refa manome fahafampo azy, refa misy ze notadiaviny taminao, refa mahay mihaino ny olan'ny olona, toujours prêt à rendre service, refa mahatolotolotra, refa manja sy bogosy, refa manakarena, refa star na malaza na olona ambony, refa nahazo loka be toy ny LOTO na PMU sns....tsy tambo isaina
3. dadabe ( 17/02/2006 03:17)
tian'olona= refa manome fahafampo azy, refa misy ze notadiaviny taminao, refa mahay mihaino ny olan'ny olona, toujours prêt à rendre service, refa mahatolotolotra, refa manja sy bogosy, refa manakarena, refa star na malaza na olona ambony, refa nahazo loka be toy ny LOTO na PMU sns....tsy tambo isaina

tsy azoko fa azavao hoe ry diams a:-w
4. 124 ( 17/02/2006 04:34)
Refa ty de ty ry ti fa tsy miti eo ah, ty ko mitifona nefa tsy tina
sa tsy zany ry le ty?
iala ny kofa fa lany morce de ny masonao milery io tsy misy taviny fa mahy
ekaa ozy de ny kofa miala ilany mitoraka saly
bizzzz bobaka ho any kalihhhh:*
5. ari.malala ( 17/02/2006 04:57)
124> ???????????:roll::roll::roll:

Ilay mitia aloha io voalazan'i Diamondra io no izy e, tsy analàna tsy anampiana, fa ilay tian'olona indray raha ny fahalalako azy dia ianao ihany no mahatsapa fa tian'ny manodidina anao ianao e, ohatra hoe, mihaino anao ny olona, manampy anao izy rehefa manana olana ianao, raha fitiavan'olon-tiana indray dia sarotra be satria tsinona misy olona tena tsy maneho anao izany hoe tia izy nef aany am-pony any feno fitiavana miredareda be ho anao irery dia eo ilay mampametra-panontaniana sy mammpivaralila ny olona sasany satria tsy tsapany ilay fitiavan'ny andaniny azy, fa ny fomba tsotr ahalalanao fa tia anao na tsia ny olona iray dia ny fanontaniana azy ihany hoe tia anao v izy sa tsy.
6. mamzelkely ( 17/02/2006 08:04)
amiko ny mitia olona de mitia azy na ny defaut-ny na ny qlt-ny de tina dôly, amiko refa mitia olona de tokony ho sincère aminy tokony hilaza aminy zay zvt miseho amin fiainanao tokony ho izy ny meilleur ami anao

refa tin'olona njay de mahatsiaro sambatra enao mahatsiaro we enao no centre du monde-ny mety ve zany :roll:
7. sonwin ( 17/02/2006 08:40)
Lalah> fa ahona hoy i Boum?8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5326