Fahotana ve ny mijangajanga
1. LEKELY
(
15/02/2006 11:52)
Salama daholo ry akama! Ity mba misy adi-hevitra kely tiako ho zaraina amintsika rehetra. Ilaina ve ny mijangajanga, ary fahotana ve izany. Raha ny amiko aloha dia tsotra ihany no hamaliako izany. Heloka sy fahotana izany raha toa ka:
1-) Tsy mody atrano fa midekosy ilay lehilahy na vehivavy efa manambady, izany hoe tsy mody any tokatranony.
2)-Tsy mitondra vola mody ilay io fa laniny any ivelany avokoa ny karamany rehetra ( laniny @ vehivavy io )
3)-Mamono vady rehefa tratra t@ natao ny tena rehefa mamo na hoatr'izay.
4)- Tsy miraharaha vady aman-janaka fa manao tsinotsinona azy ireo.
Fa kosa tsy fahotana ny mampirafy sy mijangajanga ivelan'ny tokatrano raha toa mody ao atrano sy mitondra vola mody Rangahy ary tia lavitra sy tsy manadino ny vady aman-janany. Sokafy ny adi-hevitra.
LEKELY:*:-@

novalian'i bilakarenjy ny 15/03/2006 14:11
4. beloha
(
15/02/2006 13:06)
Fahotana ny mijangajanga na inn antony na inn indrindra ra mlova velona ilay vady:evil::evil:
5. fiaritiana
(
15/02/2006 13:06)
fahotàna ny mijangajanga, jereo ny didy folo, tsy hiadin_kevitra izany
7. mamzelkely
(
15/02/2006 14:14)
ka zay ange le mahatonga ana manao :roll: satri ts fipetraka zany question zany ee:-D
8. mandrindra
(
15/02/2006 14:16)
asa aloha hoe ho an'iza no fahotana izany e, dia inona koa ilay atao hoe mijangajanga. fa raha ho ahy manokana aloha dia lalampiainana ny mandeha maka rivotra na lahy na vavy.
10. pissoa
(
15/02/2006 15:12)
messageFa kosa tsy fahotana ny mampirafy sy mijangajanga ivelan'ny tokatrano raha toa mody ao atrano sy mitondra vola mody Rangahy ary tia lavitra sy tsy manadino ny vady aman-janany. Sokafy ny adi-hevitra.
Amiko ny mitia olona iray, tsy hoe mitia azy fotsiny, fa tsy mitia afa-tsy izy. Noho izany ny mijangajanga, na mitondra vola avo roa heny noho ny karama aza, dia fahotana!
mandrindra, ny olona tsy mifehy tena sy tsy mahay mionona ihany no mila maka rivotra lava any ivelany any.
11. lem
(
15/02/2006 15:36)
fa hoy Jesosy raha nitanisa ireo didy folo t@ mpianany: Aza mijangajanga. nefa hono ny tena loza ange r'bainna de misy mpitondra fivavahana mihitsy no mijangajanga e! ohatra oe : mopera
12. pisopiso
(
15/02/2006 16:00)
za zany ahoana fa ny vadiko tavela any dago efa 2taona zay ...de ahoana ny hataoko??
17. diamondra27
(
15/02/2006 18:04)
LEKELY: manasa anao hande ao @ fivavahana sy finoana aorian'ny vacances fa hohazavaina ao @ "didy folo" io!
Mbola maka aina aloha 'za
eksedosy 20:14 AZA MIJANGAJANGA=didy folo
Fa hoy Jesosy:MATIO 5: 28 Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vhvhila azy dia efa nijangajanga tampony sahady
MATIO 5:32b ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra de mijangajanaga

18. diamondra27
(
15/02/2006 18:10)
ny an'ny lekely 'zany de refa mampidibola sy milamina ny fiainana de tsy fijangajangana sy tsy fahotana:evil::evil:
confort-njy no dikan'izany fa tsy kestion fahotana na tsia , na fijangajangana na tsia .
TOKONY HO FANTATRA ny dikan'ny hoe: FIJANGAJANGANA alohan'ny zavatra rehetra
:-D:-D:-D:-D ka tsy hampirafy doly ve ny olona rehetra raha zao! de lasa sodoma sy gomoro njay 'ty tany 'ty.

19. diamondra27
(
15/02/2006 18:10)
Tokony ho fantan'i lekely koa ny hoe: rehefa maninona no mijangajanga?
20. lilbon
(
16/02/2006 03:47)
diamondra rehefa maninn no atao we mijanga2?:?::roll::oops:ao amy baiboly
inona no lebe indrindra ao @ fanambadiana ?
baiboly ( zavatra tokony ho arahina , tarigetra,ny mety indrindra )
ZA D'ACCORD AMY LEKELY !:):):)
sokafy ny adi hevitra:
hainao ve ny mandamina ny fiainanao?
inona no lebe indrindra ao @ fanambadiana ?
baiboly ( zavatra tokony ho arahina , tarigetra,ny mety indrindra )
ZA D'ACCORD AMY LEKELY !:):):)
sokafy ny adi hevitra:
hainao ve ny mandamina ny fiainanao?