Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bilakarenjy, milahatra araka ny daty
bilakarenjy ( 27/11/2008 22:06)
INONA MARINA ARY NO MI ........????????????
[url]http://www.youtube.com/watch?v=Z3GorDDwOOg[/url] Mafy ihany rehefa zefa kle . ... tohiny
bilakarenjy ( 07/05/2008 17:09)
Simba ny toe-tsaina 1
“Misy tetibola manokana ho an’ny mpitsara...” 100 tapitrisa Ar ! Izany no volabe kirakirain’ny mpanao piraty eto amintsika. Tsy matahotra fanenjehana ry zalahy, satria araka ny vaky bantsil... tohiny
bilakarenjy ( 17/04/2008 16:57)
ILAY BOKY NODORANA
Ao anatin'ilay blaogy RANDRANA no nakana ity andalan-tonokalo ity izay mamarana ny adin'ny Boky ,ka entiko, eto hakana hevitra avy aminareo http://bilakarenjy.artiste-malgache.com/2008/01/06/%c2%... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 14:18
bilakarenjy ( 10/01/2008 16:48)
TSY METY MANDEHA NY ...............
Manana fiara diesel za ,de ny blem aminy izao de ny CLIGNONTANT sy ny DETRESSE tsy mandeha fa atosika tanana , ny ESSUI GLACE tsy mety mandeha rehefa elaela ,de ny AIGUILLE eo @ jauge-ny gazoil mihets... tohiny
bilakarenjy ( 23/12/2007 10:19)
ATOLOTRA HO ANAREO REHETRA
http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/285/HIRA_MALAGASY_KRISMASY_2007 Dia samia ho tahian'Andriamanitra daholo e!.... tohiny
bilakarenjy ( 03/12/2007 18:37)
MAHAIZA MIFETY ,FA AZA ..............
Mirefotra be daholo ny lanonana sy fety @ ity faran'ny taona 2007 ity zany ,na any ivelany na ny eto an-tanana ,ka mahaiza mifety ,fa aza manao tafahoatra loatra @ fisotroana sy fifohana zava-mahadom... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/01/2008 20:54
bilakarenjy ( 23/11/2007 21:54)
KANDRA VAOVAO
Lasa ihany ny saiko teo am-pandinihana ity sary ity indray hoe : [img]http://img209.imageshack.us/img209/6615/redneck141li7.jpg[/img] Maninona moa raha mamorona itony trano fivoahana mandehandeh... tohiny
bilakarenjy ( 19/11/2007 19:46)
FANTATRAO VE !
Asa raha fantatrao sy tadidinao ,fa nisy tendrombohitra roa ambinin'ny folo nanana ny hasiny sy ny lazany ary ny voninahiny teo amin'ny malagasy. Indro atolotro anao eto ny anaran'ireo tendrombohit... tohiny
bilakarenjy ( 19/10/2007 21:56)
LUCKY DUBE
Ho fanamafisana ny dinika nalefan'i ari-malala de nandefasan"ny namana hafatra avy any an-toerana ,ka asehoko anareo eto ,tsy misy novana sy tsy nadika koa : [b]africaine[/b] [i]:wrote today at ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/10/2007 14:48
bilakarenjy ( 13/10/2007 16:34)
METY VE ZAO RY RETO ,DE MBA OMEO HAFA KOA E!
[img]http://img152.imageshack.us/img152/6454/redneck5ws3.jpg[/img] SOAVA DIA BAINA A!... tohiny
bilakarenjy ( 04/10/2007 15:48)
SALI DOOL AN!
[img]http://img169.imageshack.us/img169/8539/redneck9vd4.jpg[/img] mety ve zao pozin'izy telo mi-tsam izao sa tsy mety aloha e!.... tohiny
novalian'i mbaliana ny 28/01/2008 15:55
bilakarenjy ( 29/09/2007 15:14)
MBA MANAMPY ANAO @ SAROTRA VE NY BBLNAO NEFA DE ATAO TOY IZ
[img]http://img509.imageshack.us/img509/2741/redneck128oo8.jpg[/img] Sendra nahita ity sary ity za de lasa saina hoe : tena tsy raharahian'ilay tompony ilay fiara fa de izay mahatsotra ny fiainany no... tohiny
bilakarenjy ( 11/09/2007 18:23)
REGGAE TOHINY
Haveriko eto ity dinika ity fa mba tiako hitohy ilay hevitra ahitako ny hevitra asehonareo sy omenareo . http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46c3770626346 De http://bilakar... tohiny
novalian'i UB40 ny 03/11/2007 16:00
bilakarenjy ( 26/08/2007 19:25)
ITY KOSA TENA EFA MAMO TAMPONA BE MIHITSY E!.
Aza mba mamo tanteraka ihany fa de izao no vokany raha sendra ny namana hafahafa . [img]http://img509.imageshack.us/img509/7447/alcorig030ie8.jpg[/img] Mbola sary voalohany io aloha fa ho avy eo ny ... tohiny
bilakarenjy ( 15/08/2007 21:58)
REGGAE
Mba omeo ny hevitrareo za rehefa mihaino hira reggae ianareo . Ity misy hira reggae an-tsehatra iray izay misy tarika telo karazana samy manana ny gadony avy . http://bilakarenjy.multiply.com/music/... tohiny
novalian'i UB40 ny 21/09/2007 00:42
bilakarenjy ( 15/04/2007 10:13)
asehoy eto e!
Mba asehoy sary eto ilay masoandro mody takariva iny re ry reto a! . [img]http://img177.imageshack.us/img177/3218/4301426608ca7c7d565mna5.jpg[/img] ... tohiny
novalian'i poussy3 ny 27/06/2007 11:57
bilakarenjy ( 13/04/2007 20:01)
io ary
Io ny hena efa vonona fa ny fangarony no inona ? [img]http://img408.imageshack.us/img408/2726/40866418490e38e65a3mak0.jpg[/img]... tohiny
novalian'i mpindrana ny 29/04/2007 21:05
bilakarenjy ( 08/04/2007 07:50)
Karazam-bola
Azonareo aseho sary eto ve ireo karazam-bola fantatrareo eto an-tany ,na ny taloha na ny vaovao ,na ny vita @ karazan-taratasy na ny vita @ karazam-by . [img]http://img185.imageshack.us/img185/1268/4... tohiny
bilakarenjy ( 20/12/2006 20:33)
ity ary ilay 4L
[img]http://img114.imageshack.us/img114/7919/annoncewebmycarak1.jpg[/img] Izany no 4L t@ 1965 ,mbola vao 41.000 km fotsiny ,ary tsy latsaka ny 2000 euros . Mbola manitra be . Ento ary ny resaka ...... tohiny
bilakarenjy ( 11/12/2006 16:19)
andao ary hampirevy 2CV
[img]http://img139.imageshack.us/img139/9909/2cv4384x288fe3.jpg[/img] Zany izy tamin'ny vao noforonin'ny Tompony voalohany indrindra .Dia ahoana koa ny manaraka ......... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0284