INONA MARINA ARY NO MI ........????????????

1. bilakarenjy ( 27/11/2008 22:06)
2. ikaretsaka ( 28/11/2008 02:26)
tsy hoe manala arabo aho na miaro arabo fa rehefa zavatra tsy mahazatra anao le izy tsy maintsy hoe ninanaka kely foana aloha e
za zao nahita vazaha tsy mahay mikapa @ kabone 101
3. ainaheri ( 28/11/2008 05:40)
Za kou momban'i Ika,!! Tsy zefa zany izy .....ra enao kosa ampanaovina zvtr volou otr'zao mety hiparitaka iany enao klé.
Ny mapmé d lery mijery any aoriana hihi,otrany oé ;firy km zay ny vitako
4. bilakarenjy ( 28/11/2008 09:10)
ny hitako @ le izy aloha de lery tsy mba manontany fa avy hatrany de lasa zao Nasaina nalefa le zavatra de .Nanandrana de tonga de lasa , de tsy nijanona intsony .hihihhhihihihiiiiiii
Zavatra misy fametrahana tongotra anie ny sisin'io fitaovana io rehefa te-hiato kely na dia mandeha aza e!. Izy le vao manomboka mandeha mafy iny no maka sisiny kely aloha de mandinika .
Fa ny an'ny lery tena notohizany foana foana foana dia io saika tsy nisy toerana nitombenana io .
Soa ary fa mbola tafahala tsara ihany lery .fa tsy nianjera na nitrosona .

5. kelly13 ( 28/11/2008 17:16)
fa inn le izy fa tsy mivoaka ny sarimihetsika ato amiko
6. naughtyboy ( 28/11/2008 17:42)
na izany aza i rachid na i mohamed v de tsy ahalala oe mila mbala maivamaivana refa mhazakazaka @ treadmill =)) =)) optrany nisy fanahy iniana ihany teo
7. naughtyboy ( 30/11/2008 10:37)
fa ny tsy azoko ko de laozany lery mitoditodika any aorina nefa mitombo ny hafainganampandehany fitaovana =)) =)) bilakarenjy ko mahita zv a =D>
8. xxx ( 02/12/2008 14:43)
ny an'i bilakarenjy efa tsy fitiavana tavaratra fotsiny zao! :-D :-D :-D
9. sitlo ( 02/12/2008 15:44)
=)) =)) =))
foy mihitsy aho nijery azy, tokony misy manao klipy amin'iny mihitsy =))
bilakarenjy:
Soa ary fa mbola tafahala tsara ihany lery .fa tsy nianjera na nitrosona .

indrisy, tena nandiso fanatenana ahy kely lery ilay tsy nenjera hahaha, fa ilay nampakatra akanjo sady mikikika hahaha, tintin au pays de l'or noir
10. tenagasy ( 02/12/2008 21:30)
Mankamamy!

Alikamaty ny fahavalon-itenisany! Tsy vanombanona isan'isany ze mpankahala antenisany tsirairay. Indrindra an'i le bila mbola be karenjy io.

Izao very fotsiny ny torimasonay! Tssssssss
Manapa-tsinay @ andro alina tssss!

Mankasitraka e!

Mank 2 pô moa tsy azo izay tenenin-dry zareo; mety vô maika mahatsikaiky izao raha fantatra an? Ohatran'ny hoe refa milelalela de hijanona hoazy le milina. Inn angaha no ao antsainy eo ampinanahana io? Sa izany no Kiai-ndry zareo?

Ary angamba lery io olona efa nenjehin'ny alika saiky efa afak'aina mihitsy an? De izany no mahatonga azy manan-takaitra mijery any aoriana fôna io refa mihazakazaka mafy?

Mankasitraka ra-bilakarenjy a!

Mirary soa!
11. bilakarenjy ( 04/12/2008 21:29)
isaky ny vao mijery an'io tavany io za de tsy afaka ao an-tsaiko le fihetsiky lery
tena tsy maharay tena mihitsy za rehefa avy eo .
Raha izany no lazaina hoe : teny @ be sy ny maro de asa angamba zay niseho fa de samy dangin'ny hehy na ny mpijery na ny jerena

Misaotra ry tenagasy fa dia aleo asiana tsiky sy hehy hoatr'izao mba hifaliana e!

Vao mieritreritra le lazain-dra sitlo za de efa mimeme kle .

xxx > tsy de any loatra anie le izy fa jereo kosa ary le fihetsiny ,hoatran'ireny hoe : efa mahay ireny ,nefa hay kay ka ..........................

naughtyboy > aoka leitsy zay fa tena azoko sary an-tsaina kle .................
12. ikaretsaka ( 04/12/2008 21:48)
http://www.youtube.com/watch?v=eomDPTsj53Y
ohatra
13. bilakarenjy ( 04/12/2008 22:48)
soa ihany aho fa tsy nanandrana ,raha azoko tsara le fandehany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6893