REGGAE TOHINY

1. bilakarenjy ( 11/09/2007 18:23)
Haveriko eto ity dinika ity fa mba tiako hitohy ilay hevitra ahitako ny hevitra asehonareo sy omenareo .
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46c3770626346
De http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/30/Bob_Marley_-_Redemption_Song.mpg fa misy revy hafa koa avoakan'ny tarika mpihira sy mpanao reggae
novalian'i UB40 ny 03/11/2007 16:00
2. Fiffi ( 11/09/2007 19:34)
milay be kosa aloha le izy an ! na de tsy mankafia loatra ny reggae aza zah ....fa mihaino hiany...fa manja aloha eh ! =D=D=D
3. bilakarenjy ( 11/09/2007 21:07)
Misy concert an'ilay tarika mpanao reggae iray malaza izay asehohoko eto ao aoriana kely eo fa ity aloha misy iray fa http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/33/Bob_Marley_Lauryn_Hill_-_Turn_Your_Lights_Down_Low_.mpg
De ampiaraho @; ity iray ity koa fa http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/32/Hard_Times_Riddim_Medley_-_Bascom_X_I_Wayne_Richie_Spice_Chuck_Fender_Capleton_-_Video_Clip_-_Re
4. boubounezy ( 11/09/2007 23:15)
nojereko fa tsara fa lé scorpion tô tsisy feo:(
5. bilakarenjy ( 12/09/2007 04:17)
boubounezy > misy feony tokoa io hira io fa miandry segondra vitsivitsy kely fotsiny ianao .
Mbola asiako dinika momba ny hira mavesatra eto fa de manantena ny fandraisanao anjara .
Ho fankasitrahana de http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/37/Guns_N_Roses_-_Bohemian_Rhapsody_with_Elton_John_and_Queen_Live_At_The_Freddy_Mercury_Tribute_Con fa atolotra anao ity hira ity
6. bilakarenjy ( 12/09/2007 04:48)
Arotsaka reggae ihany le resaka ataontsika eto fa de http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/38/T.O.K._-_Foot_Prints_-_Drop_Leaf_Riddim_-_Video_Clip_-_Reggae_Ragga_Dancehall_-_Elijah1.wmv indray ity hira iray ity .
7. poussy3 ( 12/09/2007 10:18)
misaotra am le reggae e!
8. poussy3 ( 12/09/2007 10:24)
nena ndray mba hira slow alefaso ho ahy e!
ho anay rehetra mantsy e!
de sy possible, generation 70!:-*
9. UB40 ( 21/09/2007 00:25)
Milay é! tohizo ihany ra bilakarenjy à! =D=D=D
10. bilakarenjy ( 26/09/2007 20:23)
Ity indray misy hira reggae iray fa http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/39
11. UB40 ( 27/09/2007 00:24)
:D=D ena @lé ok ra bilakarenjy à! otran'ny mampahatsiahy ny efa lasa zany lesy io vazo io ka!:snif::snif:=D

12. bilakarenjy ( 27/09/2007 08:00)
marina aloha zany e!,fa ity indray misy hira iray efa somary mifangaro ihany ny gadona anaovany azy fa http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/40
13. bilakarenjy ( 27/09/2007 13:34)
Mbola hita foana le gadona reggae masaka be fa http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/41/Bob_Marley-Warvideo.mpg
14. UB40 ( 30/09/2007 12:25)
MILAY é!!!=D=D=D=D=D


15. bilakarenjy ( 11/10/2007 12:24)
mbola niditra studio indray e!
18. UB40 ( 03/11/2007 16:00)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451