REGGAE

1. bilakarenjy ( 15/08/2007 21:58)
Mba omeo ny hevitrareo za rehefa mihaino hira reggae ianareo .
Ity misy hira reggae an-tsehatra iray izay misy tarika telo karazana samy manana ny gadony avy .
http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/190/AN-TSEHATRA_REGGAE
alefa ary .
novalian'i UB40 ny 21/09/2007 00:42
2. diamondra27 ( 16/08/2007 08:11)
tsy hita fa ub40 aloha de ok e!
voir red red wine de alpha blondy koa super sy bob marley
3. Fiffi ( 16/08/2007 14:50)
bilakarenjy: misaotra akia nizara an ! de tongasoa njay aloha an ! :):-*:-*
4. bilakarenjy ( 16/08/2007 18:39)
Misaotra e! Mba manokatra dinika eto ry Fiffi a!.
Mbola asiako karazana reggae hafa mantsy eto .Ahitako ny fomba fankafizanareo azy .
5. bilakarenjy ( 16/08/2007 21:22)
Ireto misy tarika efatra samy mikalo sy manao ny gadona reggae .Gasy roa ary vahiny roa .Hatraiza ny fifehezan'ny tarika efa mpanao sy mpihira ny reggae .
http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/136
6. Bita ( 19/08/2007 11:53)
Nisy Festival na reggae tany Pissac Medoc toa hoe tena tsara be hono sady tena feno hipoka mihitsy ary any Italy indray @ faran'ny volana ho an'izay mankafy reggae izany dia jereo ireo activite rehetra fa tena mba tsara e! sady ny fihaonana koa no tena tsara indrindra.
7. UB40 ( 30/08/2007 02:39)
[size=24]ENORME REGGAE ![/size]
8. bilakarenjy ( 11/09/2007 17:57)
ho fanomezana fahafaham-po an'ny UB40 de http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/29
9. poussy3 ( 12/09/2007 10:12)
misaotra e!
de mahafinaritra tokoa ka!
10. UB40 ( 21/09/2007 00:42)
[size=16]Sôts'é! i Annyah gasy zany à![/size]=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568