ATOLOTRA HO ANAREO REHETRA

1. bilakarenjy ( 23/12/2007 10:19)

http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/285/HIRA_MALAGASY_KRISMASY_2007

Dia samia ho tahian'Andriamanitra daholo e!.
2. yuka ( 23/12/2007 12:19)
in kai no dikanizany bilakarenjy zany azafady:?::?::lol:
3. bilakarenjy ( 23/12/2007 15:33)
yuka > http://bilakarenjy.blaogy.com/post/475/3828

de apetraho ao anaty blaogy ny hevitrao momba io solon'anarana io an!.

Mihainoa finaritra dia mirary krismasy sy fety sambatra ho anao .
4. pissoa ( 23/12/2007 20:16)
misaotra o ! :-*:-*:-*
5. soanja ( 24/12/2007 00:39)
Mirary soa Bila . Niezaka naoratra tao amin'ny comments fa tsy nety alo fa amin'ny manaraka injay. Manaova fety sambatra o. Soanja:-*:-*:-*
6. yuka ( 24/12/2007 10:23)
Misaotra @ fanazavana tena mahalina be ,hita hoe olona mieritreritra sy tia mandalina.Izaho koa saika hanoratra tao @ comments fa io efa voalazan'ny namana soanja io ka eto aho manararaotra kely mamaly e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. xxx ( 24/12/2007 16:07)
Ny ahy ndray ny fahazoako izany bilankarenjy zany de le tomobila vita gasy reny mantsy karenjy no anarany ka nivadika le izy de nibilabilaka be , de teo no lasa hoe karenjibila , de navadika fotsiny de lasa bilakarenjy :lol:
8. bilakarenjy ( 25/12/2007 08:50)
soanja > misaotra @ hevitra ho atolotrao ,de mirary fety sambatra .Manoroka mamy be anao .

yuka > hevitro tsotsotra ny ahy io ka ,de mirary fety sambatra ho anao koa .

Saika hampiditra ilay hira krismasy vahiny koa za ,fa ataoko ,fa hitanareo ao anatin'ilay blaogy io raha miditra lalindalina ianareo .

Dia mihainoa finaritra daholo e!
9. fijo ( 25/12/2007 20:37)
ary elahy ity kay misaina be eo ambony tamboho eo an,saly letsy e,elaela izay an
10. ari.malala ( 26/12/2007 07:38)
za ndray nefa raha vao mahita ilay solon'anarana de tonga de ny hiran'i tarika lolo no ao antsaiko voalohany hihihi
11. bilakarenjy ( 26/12/2007 12:02)
ari.malala > zay daholo no navalin'izay olona sy namana nanontaniako rehetra .

De hoy za namaly azy hoe : hay mirevy lolo hoatra ahy koa kay ianareo reto .

fijo > saly an!,tsy maintsy miandry koa ,fa gasy de lasa teo ny fisainana e!.

Anisan'ny tarika ankafiziko ny LSNT sy ireo mpitendry folk .

12. diamondra27 ( 26/12/2007 18:11)
bilakarenjy: heveriko fa le sary dozy hafa le izy hiiii
13. bilakarenjy ( 26/12/2007 21:34)
diam > =))=))=))=))=))merci na de izay fotsiny aza . masaka be e!. Efa revy hafa indray no eto ka .

Ary @ ambadika ary iny dozy be iny ,fa eto mba atao milamina sy mampilamina e!.

De manaova fety sambatra sy samy ho tratran'ny taona e!
14. fijo ( 26/12/2007 23:07)
alefaso amin'izya kosa letsy ny fety fa aza varian aeo an,hifarana ityny taona ko
15. bilakarenjy ( 27/12/2007 07:51)
fijo > de ataontsika ahoana aloha le fety e!.le miara-mirona ve sa le hoe :samy maka ho azy .
16. mbaliana ( 27/12/2007 14:22)
dia hirona aiza nareo roalahy? any an-tatatra ve? tatry ny fety aloha e:^):^):-D:-D
17. bilakarenjy ( 27/12/2007 15:11)
mbaliana > bonne e!de samy ho tratran'ny farany koa e!, nanao permanence ndray de tsy hita kely an!,@ izay tsy miasa andro fety . masaka be ka .

Mirona mankany ,mankany ka!, hatreo @ ilay fetra farany ihany , fa tsy mihoatra an'izay .Mbola betsaka ny miandry avy eo ka .

Afaka miaraka aminay koa anie i mbaliana @ izay masaka tsara ny fiarahana . Ka ahoana ! Ao tsara .
18. fijo ( 27/12/2007 22:57)
miaraka ihany ko,ndao alaina i mbal fa hangatsiaka irery eo io
19. mbaliana ( 28/12/2007 13:27)
ka hiandry anareo ve zany za vao hifety??? sao hamamoanareo any aho koa.. very any aho...hiaraka ho aiza aloha e...:^):^):^):-/
20. fijo ( 28/12/2007 21:59)
hisotro ko,de hifaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0577