ATOLOTRA HO ANAREO REHETRA

21. bilakarenjy ( 01/01/2008 11:27)
Tsy very ianao raha miaraka aminay ka. Ny mpinamana indray tsy mifanary sady fety mahafinaritra no alehantsika ka .

Sady misotro no mifaly araka ny tenin'i fijo fa tsy manao mamo kosa aloha e! fa manjary mahamenatra .

Jus de risika fotsiny no sotroina @ izay masaka ny fiarahana sy ny fety .OK!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0919