KANDRA VAOVAO

1. bilakarenjy ( 23/11/2007 21:54)
Lasa ihany ny saiko teo am-pandinihana ity sary ity indray hoe :



Maninona moa raha mamorona itony trano fivoahana mandehandeha itony indray @ izao tsy fahampian'ny toerana fivoahana eto Dago eto izao e!,fa somary ovaina kely fotsiny ny endriny .Sa tsy mety @nareo le kandra vaovao .
Mba hanaovy vinavina kely hoe :@ tokony hanatsarana azy .
2. ikaretsaka ( 23/11/2007 22:41)
hevitra mety be mihitsy!
tsy ny fahapian'ny trano fivoahana ihany fa ny tsy fahampian'ny fotoana vokatry ny fotoana lany eny @ taksi be no avotra be !
ity sady mipetraka no mi slaloom ao anaty embouiteillage no mandatsaka.
Raha arakaraka heo somary mavesabetraka ny traffic dia mihinana atody sy ronono mangatsiaka sy vomanga alohan'ny handeha....
Mety ka!
3. agoago ( 24/11/2007 07:52)
Tsy manimba ny tontolo iainana intsony ny maro. Afaka deplacerna ilay izy, hoe misy olona marobe indray izao ary toerana fitobiana mpijery fampisehoana na fihetsiketsehana tsy misy trano fivoahana any, na misy fa tsy ampy dia alefa any.
Andramo ry Bilakarenjy fa hitako ho olana indray raha vao mandeha io, dia ho feno isaky ny 3m ohatran'io indray dia asa ny ho endriky ny tanana sy ny lalana, ny gasy mantsy tsy dia manana hevitra, rehefa mahita ny ataon'ny sasany dia maka tahaka manao an'iny daholo.
Ny tsy manan'asa sy tsy mahita atao koa betsaka, hevitra daholo izany.
4. menalamba ( 24/11/2007 07:54)
Ko raha sendra ny lalana feno kiloadoaka sahala ny mankany aminay ve no andehanan'io tsy mihosona ao ianao??:^):°)
5. niryna ( 25/11/2007 05:59)
menalamba:

Ko raha sendra ny lalana feno kiloadoaka sahala ny mankany aminay ve no andehanan'io tsy mihosona ao ianao??:^):°)



=))
6. rajily974 ( 25/11/2007 07:43)
Salut daholo.
De aiza no ariana refa feno ? Iza no manary azy ?
7. bilakarenjy ( 27/11/2007 08:08)
toa tena mbola henjana be koa kay ny fanatsarana ity kandra vaovao ity kle .Tsy ho vitan'olona iray le izy rehefa natao ny compte o!.
menalamba >atao hoatran'ny systeme ny lave linge izy io raha ny fahafantarako azy .Tsy mitobaka na de mihizongozona aza .
De le ariana anefa tsy maintsy mbola toerana hafa sy systeme hafa koa .Toa ho savla amboalohany ihany e!.

8. ikaretsaka ( 27/11/2007 18:34)
atao systeme an'ilay wc portable ireny io fa tsy po hizenika ko..
ilay avy nandatsaka dia efa misy reservoir tsy mampi refoule azy ao ambany ao!
azo atao ihany ka!
rehefa feno dia tinette be ohatran'ny kabone ana ropilanina ihany ko
9. bilakarenjy ( 28/11/2007 20:08)
de tsy maintsy mampiasa produits bdb indray izany ankoatra ny papier hygenique .
10. sarobidy ( 03/12/2007 15:41)
=)) tsy ratsy kosa le izy an =D
11. tendry77 ( 07/12/2007 07:00)
Hello!WC portable:mila mandoa hetra,ass,tiquet de station,sa akitsoaka pra
-ary maninona rah wc etage de tsy milahatra no sady atao promo.
12. tynah ( 07/12/2007 19:13)
Raha mikarama manao soferan'io ve , rehefa mody tsy dia ho voroaka foana hoe: maibo tena, allez aloha mandro vao mahazo miditra ny trano. Amin'izay fotoana izay angamba hanaovana douce manokana eny an-tokotany mintsy oh!!!!!
13. tendry77 ( 07/12/2007 22:14)
tynah:

Raha mikarama manao soferan'io ve , rehefa mody tsy dia ho voroaka foana hoe: maibo tena, allez aloha mandro vao mahazo miditra ny trano. Amin'izay fotoana izay angamba hanaovana douce manokana eny an-tokotany mintsy oh!!!!!


-rehefa mody miaraka amn sosy angah misy bedy zany(manitra be foana):-*
14. bilakarenjy ( 07/12/2007 23:35)
efa hoe :tsy mitobaka hoa ny ao anatin'io ry tynah .Misarona tsara io ka sady tsy mamoaka fofona .

mila mandoa hetra,ass,tiquet de station,sa akitsoaka pra
-ary maninona rah wc etage de tsy milahatra no sady atao promo.


Ka tsy maintsy mandoa ireo anie sady asiana promo mihitsy aza mba hiverenan'ny olona matetika .Toa ho gravy ihany le miloloha zavatra tsy de mety loatra , fa aleo ary mitarika iray hafa .
15. tynah ( 12/12/2007 19:39)
Dia sady mandatsak=))a zany no mirozirozy !!!! tokony asiana varavaran-kely anie zany eh!!!
16. bilakarenjy ( 12/12/2007 21:11)
mbola eo am-panatsarana azy mihitsy anie zao e!.sady mila hevitra any aminareo ,fa tena hetsika be eto @ tanana ity resaka toerana fivoahana sy ireo resaka fako .
Za aza mihevitra hoe : tokony mbola asiana feon-kira aza handrotsirotsy ireo ,mpanjifa moa izany sa ahoana ????????:-@:-@:-@:-@:-@:-@ sa mpanatitra ,hihihihiiiiiii=))=))=))=))=))=))
..



17. tendry77 ( 13/12/2007 09:34)
vision 2000x:machine mandeha @ kapa(maimbo setroka sa maimbo ...):-$:-$:-$
18. tynah ( 13/12/2007 18:08)
hay koa moa izy ity mandeha amin'ilay zavatra !!!=))=))=)) Dia tsy maimbo setroka zany fa maimbo zavatra koh!!!
Tandremonareo sao tratran'ny bouchon ka mijanonjanona ao aoriana ao an!!!:-D:-D:-D
19. bilakarenjy ( 13/12/2007 20:39)
tynah > aza matahotra ianao fa tsy misy fofona mivoaka izany eo sady tsy mitobaka mihitsy io na mandeha aza raha toa ka sendra ao ianao .
Omena promos ianao manandrana ,rehefa vita ity projet nofinofy ity .hihihihihii.

Tokony ho priorité foana aza izy fa tsy azo ajanona ao anaty embouiteillage satria mety misy sur commande indraindray .:-@:-@:-@:-@:-@:-$:-$:-$
20. tendry77 ( 14/12/2007 06:24)
salut nareo an!-ketreo tsara izy ity ry bilakarenjy ah!
-Fiara mitsitsy mandeha amn' Ethanol(eh!-tain'olona)=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2429