KANDRA VAOVAO
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
21. bilakarenjy
(
21/12/2007 10:23)
toa le vohizina aloha izao no mety ,fa raha mandeha @ ireny angovo hafa ireny mbola tsy zakan'ny tsena.
Aleo hitombo ny kila de ho hita eo ihany ny hanatsarana ity tetik-asa iray ity .

![](https://avatar.serasera.org/4cfc660e68d4d8085fc8cbac78ba36e5.jpg)
22. Bafota
(
31/12/2007 17:36)
Iny indray no tsy hitako!Tena gaigy be le hevitra,escorte-na lalimanga(Polisy,zandary,pompier,kartie mobila) vraky be anie io raha diso kajy e!:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
23. bilakarenjy
(
02/01/2008 08:36)
raha manao kaonty boritra tsotsotra eto za zao de hoe : 10 gabone isaky ny firaisana aloha ,fanombohana .De miampy ihany io aoriana kely ao .
Zany hoe : 10 x 6 =60 gabone zany aloha atao vonona avy hatrany ,sy mpiasa 60 koa .
De ny lalana @ io zao no mbola ho dinihana koa ,fa raha sendra hoe :any Antsahamanitra na any @ la haute toa ho savl ihany ireo mpiasa kle .

![](https://avatar.serasera.org/0895f941eeb4d803f7d4e6212f97db8f.jpg)
24. tynah
(
06/01/2008 16:19)
Dia ahoana raha tratran'ny bouchon nefa ilay ol niantso tena efa poritra be?
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
25. bilakarenjy
(
07/01/2008 20:13)
de tsy maintsy mandeha eny @ trottoire sady mitsoka sifle .
Fa raha ohatra kosa ka ilay olona no miantso de efa zavatra hafa izay ,miakatra kely ny sosy satria express be sy tena efa tsy zakan'ilay olona .
Raha ohatra moa akaiky ilay toerana de mety ho tratra ihany , fa raha lavitra kosa de efa film hafa indray no miseho ,hihihihihihihihiiiiiii .Atao misimisy ny zava-manitra @ izay .hihihihiiiiiii
Raha ianao kosa ry tynah no miantso de tena tratra mihitsy na de misy bouchon be aza . hihihihihihiiiiii
Fa raha ohatra kosa ka ilay olona no miantso de efa zavatra hafa izay ,miakatra kely ny sosy satria express be sy tena efa tsy zakan'ilay olona .
Raha ohatra moa akaiky ilay toerana de mety ho tratra ihany , fa raha lavitra kosa de efa film hafa indray no miseho ,hihihihihihihihiiiiiii .Atao misimisy ny zava-manitra @ izay .hihihihiiiiiii
Raha ianao kosa ry tynah no miantso de tena tratra mihitsy na de misy bouchon be aza . hihihihihihiiiiii
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
26. bilakarenjy
(
14/01/2008 11:55)
Nisy namana nanome soson-kevitra sy vinavina ity :
![](http://img170.imageshack.us/img170/5184/14603ai1.jpg)
tena tarihina mihitsy indray ilay tranokely de azo apetraka @ toerana iray . De lasa mirozy kely avy eo .
![](http://img170.imageshack.us/img170/5184/14603ai1.jpg)
tena tarihina mihitsy indray ilay tranokely de azo apetraka @ toerana iray . De lasa mirozy kely avy eo .
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
28. bilakarenjy
(
16/01/2008 16:15)
De tsy maharisika ny hanao ity kandra ity ve i mbaliana .Mivoaboaka de mandehandeha anie .
Efa mba nohezahina nohatsaraina le izy ry tynah ,de miandry anao @ ity kandra vaovao ity .