andao ary hampirevy 2CV

1. bilakarenjy ( 11/12/2006 16:19)

Zany izy tamin'ny vao noforonin'ny Tompony voalohany indrindra .Dia ahoana koa ny manaraka ......
2. Fiffi ( 11/12/2006 17:23)
ny ahy aloha de ity no tena tiako an ! hummmm......
3. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:30)
efa azoko an-tsaina fa tsy maintsy hisy 2CV decapo indray izao asehon'i Fiffi eo .Milay e!
4. simplex ( 11/12/2006 17:46)
Hitako t@ GooGle vao eo: 0.5CV :-D:-D

5. Fiffi ( 11/12/2006 17:48)
:-D:-D:-D:-D fa inona io klé ? :-D:-D:{:{:{:{
6. pissoa ( 11/12/2006 17:49)
simp, vidiko io vam an'lah io refa manambola zah :-D:-D:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 11/12/2006 17:49)
ary ity ? hummm.....
8. Imahaka ( 11/12/2006 17:50)
jereo eto
9. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:51)
ary toa tokana fotsiny ny fipetrahana sa .....
10. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:52)
maty be za ry Fiffi a!.lafo be zao ny manofa an'io o!
11. Fiffi ( 11/12/2006 17:53)
Imahaka: anaty garazy ndray izy zany an !

bilakarenjy: fa milay be an ! hummmm......:)
12. bilakarenjy ( 11/12/2006 17:56)
tsy hitan'Imahaka indray ny la cle ny garazy .
Fa tsara kosa aloha ilay NOIR ry Fiffi a!
13. fens ( 11/12/2006 18:29)
futura
www.w3sh.com
14. Rasiligaoma ( 11/12/2006 18:42)
bilakarenjy:

ary toa tokana fotsiny ny fipetrahana sa .....


angaha ny anao 2 ny fipetraahana> karaha sampona????:-D
15. Fiffi ( 11/12/2006 19:40)
ity zany no hatao hoe 2 CV Radar
16. pissoa ( 11/12/2006 20:28)
Rasiligaoma:

angaha ny anao 2 ny fipetraahana> karaha sampona????:-D

=))=))=))
17. simplex ( 11/12/2006 20:33)
Rasiligoma:
angaha ny anao 2 ny fipetraahana> karaha sampona????

ny ilany sy ny ilany mikoty doly ka :°):-D:-D
18. cutie ( 11/12/2006 20:47)
ny ilany sy ny ilany mikoty doly ka

:-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 11/12/2006 21:04)
miainga any indray ny ahy an ! hummmm....milay an !
20. Papoose ( 12/12/2006 02:19)
4l ohhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3009