andao ary hampirevy 2CV
41. bilakarenjy
(
20/12/2006 15:30)
Ity zao aloha ilay mahazaka ny tsy zakan'ny hafa sady mahatnty lalana sady mbola miampy carrosserie vy be daholo aza .
Ka toa tsy inoko ihany ny tsy ahatafiditra motera hafa ao aminy .
42. bilakarenjy
(
20/12/2006 19:01)
Izao izy izany ilay hoe :tsy mahazaka motera be .
Ahoana i kitjo sy Fiffi @ io decapotable io .
Tsy haiko aloha raha diesel io fa mino za fa azo ampidirana tsara raha itony vy be itony fa tsy ireny plastika ireny akory .
Sady efa tsy mihinana koa anie ny 2CV e!
43. ikaretsaka
(
20/12/2006 19:06)
tsy mihinana fa kely aina kooooo
ny ahy ilay tsy mihinana fa BE aina no tadiaviko...
ohatran'ny tsara tokoa izany hanao diego tulear @ 2cv zany an!
Kitjo> mety asiana TDI ny 2cv raha renforcena ny carosse!
ny ahy ilay tsy mihinana fa BE aina no tadiaviko...
ohatran'ny tsara tokoa izany hanao diego tulear @ 2cv zany an!
Kitjo> mety asiana TDI ny 2cv raha renforcena ny carosse!
44. bilakarenjy
(
20/12/2006 19:07)
Azo atao an'izao koa ilay 2CV ry reto a!.
Tsy hanary anao mihitsy izao sady mahatody any @ izay tianao aleha .
Masaka be !sady tsy mandany rano-kisoa .
46. bilakarenjy
(
29/12/2006 21:14)
ikaretsaka> marina izany ,tena tsara ilay fanakiananao .
Azo atao @ 2cv daholo anie izay tianao atao e!sahala @ ity
anakiray ity
Azo atao @ 2cv daholo anie izay tianao atao e!sahala @ ity
anakiray ity