andao ary hampirevy 2CV
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
1. bilakarenjy
(
11/12/2006 16:19)
![](http://img139.imageshack.us/img139/9909/2cv4384x288fe3.jpg)
Zany izy tamin'ny vao noforonin'ny Tompony voalohany indrindra .Dia ahoana koa ny manaraka ......
répondu par bilakarenjy le 29/12/2006 21:14
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
3. bilakarenjy
(
11/12/2006 17:30)
efa azoko an-tsaina fa tsy maintsy hisy 2CV decapo indray izao asehon'i Fiffi eo .Milay e!
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
12. bilakarenjy
(
11/12/2006 17:56)
tsy hitan'Imahaka indray ny la cle ny garazy .
Fa tsara kosa aloha ilay NOIR ry Fiffi a!
Fa tsara kosa aloha ilay NOIR ry Fiffi a!
![](https://avatar.serasera.org/fbc2a9049370f085bffb36e620591411.jpg)
14. Rasiligaoma
(
11/12/2006 18:42)
bilakarenjy:
ary toa tokana fotsiny ny fipetrahana sa .....
angaha ny anao 2 ny fipetraahana> karaha sampona????:-D
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
17. simplex
(
11/12/2006 20:33)
Rasiligoma:
angaha ny anao 2 ny fipetraahana> karaha sampona????
ny ilany sy ny ilany mikoty doly ka :°):-D:-D