andao ary hampirevy 2CV

21. bilakarenjy ( 12/12/2006 09:18)

2cv+2cv = 4l ,zakan'ny tsenan'i Papoose tsara an!.mbola vao tsy ny izy akory io fa ny manetsa be mbola ho avy ,fiara azo volavolaina anie ny 2cv sy ny 4l e!.
22. kitjo ( 12/12/2006 15:41)
wow
ary ts njery tato mihitsy za ry bilakarenjy
melsi am le sary fa @ le Ouiii mitsy!
23. Fiffi ( 12/12/2006 19:32)
hummmmm ......Voici la 2cv AK 400 de J-P, modifiée top chop Waouwwww !!!
24. malalatinasoa ( 13/12/2006 07:58)
Fiffi:

hummmmm ......Voici la 2cv AK 400 de J-P, modifiée top chop Waouwwww !!!



tsy de hita tsara ny vatany ra fiffi a,
fa ottrany mitira be klou le izy na zany aza.
Sady menamena @ le (l) mintsy.
25. bilakarenjy ( 13/12/2006 15:46)
tena masaka be kosa ry Fiffi a!.marina e!,tena milay loatra e!.Hafa mihitsy ny fiara taloha rehefa kolokoloina sy hatsaraina ka .Reveko be mihitsy e!,
mbola misy hafa ve any ry Fiffi
26. Fiffi ( 13/12/2006 18:02)
kiiii !! tena tsy azo nalebihazina io sary io an !

fa aleo aloha handeha mariazy kely kosa eh ! :)
27. malalatinasoa ( 14/12/2006 07:07)
mampite-hihinana otrany gato de noel decoree zany ito farany ito
28. Fiffi ( 15/12/2006 17:43)
tena mbola hafa mihintsy eh ?:)
29. vegas ( 15/12/2006 18:25)
Ty ara misy 4x4 kooo!

30. Rasiligaoma ( 15/12/2006 18:51)
mety any @ pays kosa izao an
31. simplex ( 15/12/2006 21:22)
atao matanjaka tsara ny maneno ao anatiny tena okay tsara :wink:
32. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:37)
ny moterany aloha vao ny mameno ko... manjary raha tsy tafiakatra an'atsahamanitra io nefa mitatatata be ny matos de bedy eo
33. kitjo ( 17/12/2006 16:01)
aoka marina!!!!!!!!
tsara lotra @ le oui mitsy!!!
34. bilakarenjy ( 18/12/2006 12:47)

efa nandinika ela ity sary ity za vao sahy namoaka azy eto fa tena mampiaiky ahy hoe :mbola mahery ilay 2CV e!.
Tsy ahavita izao mihitsy raha tsy 4x4 ,fa vitan'ilay 2CV kosa .
Hafa ihany ny taloha e!.Mateza foana sady mahatonga @ izay aleha hatrany .
35. Fiffi ( 18/12/2006 16:25)
kay ! kay ! kay.....
36. Rasiligaoma ( 18/12/2006 16:49)
ikaretsaka:

ny moterany aloha vao ny mameno ko... manjary raha tsy tafiakatra an'atsahamanitra io nefa mitatatata be ny matos de bedy eo


izay koa
fa raha mbola tsara motera sy tafiakam-piakarana aloha ny 2cv dia tsy misy maharatsy azy mihitsy e
37. Fiffi ( 18/12/2006 16:50)
ary io ange ka tena mbola mitana ny lazany foana eh !
38. Rasiligaoma ( 19/12/2006 15:47)
ary tsy mety tokoa ve sa sarotra be ny mi adapter an'izany?
ohatra hoe 2cv fa asiana motera TDI na diesel tsotra ao anatiny?
39. kitjo ( 19/12/2006 18:12)
mety tsy mahazaka ny carosserie-ny

fa moteur 4l na visa ireny no mety aminy..
40. Fiffi ( 20/12/2006 08:50)
tsy ahazaka an'zany io klé !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6211