io ary
3. Stretch
(
13/04/2007 20:10)
Waaaaah, hay am zao efa tondé misy kitoza vita,
tsy mila mitady pitazona tsony refa mandidy kitoza:°)
Io hen'omby io zao asina vandrobory atao rony tena milay klé.asina anamalà kely . .ndray leaza a !
aoka rangà a [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0023.gif[/IMG]

5. pissoa
(
13/04/2007 20:16)
esorina ny taviny dia afangaro amin'ny anamamy + angivy ! :miam::miam::miam:
8. Stretch
(
13/04/2007 20:19)
ô leretsy a !
aiza daôly ary zany ,
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/i_tasty.gif[/IMG]
efa manitra ve le vary e e e e e e e ?
aiza daôly ary zany ,
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/i_tasty.gif[/IMG]
efa manitra ve le vary e e e e e e e ?
11. pissoa
(
13/04/2007 20:23)
za toa tsy matazana trafony, nefa matsiro koa :miam::miam::miam: hen'omby dia tsisy taviny fa trafony + ravim-bomanga + sakamalaho na sakay kely.
13. simplex
(
13/04/2007 20:40)
fangarony: bex na salady
* sox: endasina
* kitoza: atono
* nofo-kena: endasina na laforo
* henakisoa nofony: idem
kaly be:
* hena tsotra: atao ritra na ra rony d atao @ anamamy sy angivy
* henakisoa taviny: atao kelibalitika kely ny tetika d atao @ ravitoto na voanjobory kou milay be
:miam::miam:
15. booboo
(
13/04/2007 21:50)
saosisy sy tsaramaso maina. Atao @ ilay misy kaokany maimay tsara iny ny vilany refa mahandro azy :miam::miam::miam::miam: