TSY METY MANDEHA NY ...............

1. bilakarenjy ( 10/01/2008 16:48)
Manana fiara diesel za ,de ny blem aminy izao de ny CLIGNONTANT sy ny DETRESSE tsy mandeha fa atosika tanana , ny ESSUI GLACE tsy mety mandeha rehefa elaela ,de ny AIGUILLE eo @ jauge-ny gazoil mihetsika foana de tsy hay na lany na tsia fa ny témoing aloha mandeha tsara sady tsy misy mirehitra ny jiro sasany @ tableau de bord .

Mieritreritra za hoe : misy file mi-cours circuit angamba any ho any .

De ilay clignontant rehefa atao détrésse ela be (15 mn en plus) mihitsy vao mandeha ,de enjehina mihitsy izy mandeha iny sao tsy mandeha indray avy eo .

De eo @ ilay essui glace no tena blem be satria raha vao mamono motera de tsy velona intsony ,fa ohatran'ny hoe : nisy cours circuit izany de à plat avy hatrany ny batterie .

De omeo torohevitra kely aloha ry zareo an! .Misaotra mialoha e!
2. diamondra27 ( 10/01/2008 17:16)
ny hany azoko lazaina de we ovina no natao visite teknika farany?
mekanisme mitsy nge zany ny voa sa aona?
tsy mande doly izy retra retra
az mi roule am zany aloha fa sao manao accident am zany eo an
3. bilakarenjy ( 10/01/2008 18:04)
vao haingana no nisehoan'io zavatra io ry diams a!.Vao tapa-bolana izay angamba na latsaka akory .

T@ ireny nangatsiaka ireny de niraikitra teo ny essui glace ,de narahana tanana vao nihetsika aloha ,de niha-tsy nandeha intsony taty aoriana .

Vao ndeha hijery azy za @ asabotsy zao
4. kiadi ( 10/01/2008 20:34)
mety resaka humidité marina zany !kitikitio ihany doly aloha ny boitier fusible fa matetika ko ao no mahatonga zany ! avoay tsirairay de avereno !
5. xxx ( 11/01/2008 10:44)
ARIO LETY A!!!!
ilahy ve baikon zavatra tsy miteny toy ireny VATA-BY ireny
midotsana mitsy nareo ireto klé!!!!!
6. tendry77 ( 11/01/2008 11:11)
Ahoana rabila ah!amboary aloha ny circuit elec.(mal a la masse),de avy eo AMARINO NY CIRCUIT DE CHARGE(le atao hoe regulateur de tention eh!)de aza tia adapt°:-D:-D zan.
7. bilakarenjy ( 11/01/2008 17:38)
Manao ahoana tendry a!! ela izany an!, tena mieritreritra izany koa za hoe : mety mal à la masse angamba .Andraso fa hamariniko daholo ireo @ week end io raha tsy avy indray ny orana .

Le ariana aloha ry xxx mbola tsy @ izay , fa raha misy azo asolo azy any de alefaso aty ,sady mbola azo amboarina anie raha resaka ciruit electric e!.

Mbola mila azy volana vitsivitsy za vao alefako izy ka .
8. fijo ( 11/01/2008 21:15)
le resaka famafana fitaratra aloha sereo ny blao mitana azy fa efa mpavoa ahy taloh aio tamin'ilay fiara taloha de serena de mihetsika lery
9. menalamba ( 11/01/2008 22:14)
Jereo fa ny "relais" mitondra ny essuie glace sy ny namany no tsy mandeha ry Bilakarenjy an.Raha vao tsy mandeha io dia avy dé minono ny herin'aratra avy hatrany.Raha fiara tranainy izy dia matetika ao anaty môtera no ahitanao azy ,fa raha fiara somary vaovao dia mitambatra @ ireo fusibles ny misy azy.Boaty kely maintimainty izay izy,misy eo @ 4 na 5 ny isany ka jereo raha mahita RTA n'ilay fiaranao ianao ,matetika eny @ carrefour misy ,dia jerevo ao fa atorony hoe ity ny relais @ ireo zavatra manondrana ireo dia soloy.Tsy dia lafo io fa eo @ 8€ eo .Raha mahay mikitika moa ianao dia sokafo ilay izy,dia jereo fa misy "vis platiné" roa eo @ bobine dia diovy @ papier abrasif,dia avereno @ toerany ,dia alefaso,rehefa maheno feo kely manao hoe ktik izy dia mandeha izay .
ps:any @ rubrique " ny circuit électrique no hijerenao azy ao @ RTA
10. bilakarenjy ( 12/01/2008 07:42)
ok! lesy ry zalahy fa de hampiditra combinaison zany de hitsongoloka ao anaty motera ao aloha androany e!

Sady tsy ampy masse izany no misy voa koa ny relais raha azoko tsara .

Misaotra diams ,kiadi ,xxx ,tendry77 ,fijo ,menalamba ,@ torohevitra masaka be ry zalahy a!.

(lasa lelahy diams kle hihihihihihihihihiiiiii)
11. xxx ( 13/01/2008 14:56)
raha mila fanampiana ianao,
tsarovy fa misy namanao hatrany2
12. bilakarenjy ( 13/01/2008 17:21)
misaotra an'i xxx fa na dia miafina aza ianao de namana mahafinaritra sy tiako be .:*:*:*:*:*:*:*

raha teo akaikiko izao ianao de vita vetivety ny namboarina .
13. bilakarenjy ( 27/01/2008 22:30)
efa namboarina le izy ry zareo fa tonga nitsefotra daholo ny relais anakiroa ,sady à plat avy hatrany ny batterie .

De isaky ny atsofoka eo @ commodo mampandefa ilay essui -glace le fiche de vizana foana ilay fiara e!,sady misy zavatra mipika any ho any .

14. ikaretsaka ( 27/01/2008 22:45)
tena ivereno jerevana ny circuits fa aza vitaina eo @ commande fotsiny..
tena mety fils manondrana any ho any izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5593