METY VE ZAO RY RETO ,DE MBA OMEO HAFA KOA E!

1. bilakarenjy ( 13/10/2007 16:34)


SOAVA DIA BAINA A!
2. pissoa ( 13/10/2007 17:47)
bon voyazy eee :-D:-D:-D
3. booboo ( 13/10/2007 17:49)
:-D:-D
4. naughtyboy ( 13/10/2007 17:58)
:-Dtsy ratsy ko ny eritreritry baina oe na ny latabatra aza mahatafita eny ambony rano..
5. tywa68 ( 14/10/2007 11:11)
voyage farany kosa io e :lol::-D
6. pissoa ( 14/10/2007 11:22)
andray !!! :-D:-D:-D:-D:-D
7. Bita ( 14/10/2007 12:08)
De las'izao izany....
8. Veloo ( 15/10/2007 17:01)
tena manana imagination kosa lery knou :-D:-D:-D:-D
9. bilakarenjy ( 15/10/2007 19:08)


ary ito kosa mba ahoana !!!!
10. mbaliana ( 15/10/2007 19:24)
:-D:-D:-D:-D tsy ratsy ny imagination ny olona a
11. naughtyboy ( 16/10/2007 11:00)
:-D:-Dtonga de koboko oul ti kalesa t@ mbola kely no namorona an'ty masaka ka ..
12. koffman ( 16/10/2007 14:51)
ary tena misy moteur le latabatra an? ity ve no "table à moteur" aminy?:-D:-D
13. mbaliana ( 16/10/2007 19:12)
latabatra misy motera... vao mainka koa klown be le fiantsoana azy...:-D:-D:-D
14. bilakarenjy ( 19/10/2007 21:34)


de eto zany vao mitombona le latabatra misy motera sy trano ,ary misy terrasse mihitsy aza .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1785