ity ary ilay 4L

1. bilakarenjy ( 20/12/2006 20:33)

Izany no 4L t@ 1965 ,mbola vao 41.000 km fotsiny ,ary tsy latsaka ny 2000 euros .
Mbola manitra be .
Ento ary ny resaka ..........
2. Fiffi ( 20/12/2006 21:05)
hummm......normale be aloha le vidiny an ! tena mbola milay be izy zany an !
3. bilakarenjy ( 29/12/2006 21:05)

rehefa namboarina kely le 4L 1965 dia lasa toy izao .Tsy mahasosotra e! .
4. kitjo ( 04/02/2007 10:41)
oay lety eeee
tena miaiky an io ndrayza marina
fa mbola voan le 203 io an..hihihi
any andafy v io ry bila?
5. bilakarenjy ( 04/02/2007 13:15)
misy logiciel izay fanovana bikana fiara eo no ho eo .Tsy mety azoko io logiciel io fa efa nampiasaiko tany @ province fa tena masaka be .Manonofy fotsiny ianao mijery ilay fiara rehefa avy eo.
Io sarina 4l manga kely eo ambony io no natsofoka tao anaty ilay logiciel dia manovanova ny endriny eo ianao mandram-paha-vitanao @, tokony endriny itiavanao azy .
6. kitjo ( 04/02/2007 16:00)
zany?
mba jereo oe le fakana lay logiciel zany d andramako sao mba za no tiany? hihihi
mlay b zany
7. bilakarenjy ( 25/02/2007 11:55)
Andramo idirana hoe ity site iray ity http://www.pikcel-project.20mn.com/index.php?page=accueilna ity site espagnol iray ity koa http://www.forocoches.com/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1086