MAHAIZA MIFETY ,FA AZA ..............

1. bilakarenjy ( 03/12/2007 18:37)
Mirefotra be daholo ny lanonana sy fety @ ity faran'ny taona 2007 ity zany ,na any ivelany na ny eto an-tanana ,ka mahaiza mifety ,fa aza manao tafahoatra loatra @ fisotroana sy fifohana zava-mahadomelina , fa sao ......



.......vita sary sikotra toy izao .Sady ho maro ny mpaka sary @ izao fety sy korana izao .

Ho avy eo ihany ny sary manaraka ,fa sady tohiny'ity http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46d1d3b1bca72

De manaova fety mahafinaritra daholo e!
novalian'i mbaliana ny 14/01/2008 20:54
2. mbaliana ( 05/12/2007 19:12)
mahita sary koa ity bilakarenjy ity a....
3. fijo ( 05/12/2007 20:41)
misotroa fa aza mamo e
4. mbaliana ( 06/12/2007 19:11)
fijo ve tsy efa nanao ohatran'izao :-D:-D:-D:-D
5. fijo ( 06/12/2007 22:33)
aoka letsy,ny antsika anie dite fotsiny e
6. Valala ( 07/12/2007 05:02)
tsy tiako be no mijery an'le sary mampatahotra
7. mbaliana ( 07/12/2007 19:07)
valala anga io irery e... dite mangatsiaka ve ry fijo?:-D:-D
8. Stretch ( 07/12/2007 20:06)
ka alefaso we ry bila ary le fety tsy misy mahamamo
andeanana.
le misy fitonona skita sy fijerena volana sy kitana:-P
9. mbaliana ( 07/12/2007 21:18)
:-/:^):^):-D:-D
10. bilakarenjy ( 07/12/2007 23:25)
T@ ity zao tena tsy nisy mahadomelina ,fa de ny hanihany no betsaka .



fa nony nody de nivily lalana indray de somary nandrairay kely ,de lasa hoatr'izao



ny nihafarany .Tsy tany anaty tatatra akory no natory fa tao anaty fiara ihany .

De voatery naka sary ny mpaka sary mba ho fahatsiarovana e!.
11. bilakarenjy ( 09/12/2007 11:42)
de hoy ny mpaka sary hoe :f'angaha de tsy maintsy mamo sy dizina be toy izao vao mijanona e!.Rehefa mba salanitra iny fotsiny d'efa tsara .



De mba mivadika jus indray avy eo .
12. bilakarenjy ( 13/12/2007 20:43)
matetika lasa bogosy be foana ry zalahy misotro jus de thé (dite)sy ireny mahadomelina ireny sady mi-charme be mihitsy .



salut beau gosse !OAO!
13. mbaliana ( 15/12/2007 21:00)
io dia mahatara an'i bilakarenjy...:-D:-D:-D:-D
14. bilakarenjy ( 21/12/2007 10:09)
mbaliana > tsy hitanao hoe : lasa new look zany lery sady somary nivadika mena be zany .

Asa angamba mamay loatra le izy na mafana koa ny lanonana ka tena nahazo fy lery .



Aleo aloha haniraka kofa ndeha hantsaka fa mbola tsy vita ny lanonana sy ny fety .
15. bilakarenjy ( 26/12/2007 21:50)


Atao hoatran'izao indray angamba ny misotro azy de @ izay samy misotro daholo de hita eo izay tsy mahazaka sy tsy mahatanty .

Fa mbola misy fika iray izay koa azo atao rehefa mba misotro sy mandrairay mba tsy ahadomelina haingana .:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$
16. mbaliana ( 28/12/2007 13:06)
voa mafy kosa le mpanondraka amin'izao.. tsy mahazo na goutte kely aza ..inn zany fika zay ry bila sao mba hahasoa anay :^):^)?
17. lavatsofina ( 28/12/2007 20:36)
Tsy mampiasa zavatra hafa mihitsy le fa tena tsotra be .Alaivo sary an-tsaina kely hoe aloha e!.
Aleo omena sopapa kely ianareo :



Hoatran'izao aloha mbola mahadomelina sy mahamamo kely hatrany na dia nosoloina ngeza be aza ilay vera plastika , fa mifanakaiky @ izao le izy .

Fa raha vao mamo kosa aloha ianao @ izay fika izay de velona be avy eo e! .
18. mbaliana ( 02/01/2008 19:00)
tena lasa lavatsofina i bilakarenjy tssssssss :-D:-D:-D
19. lavatsofina ( 03/01/2008 21:37)
hihihihiihiiii ,namana mahafinaritra izy io avy ao afrika ao de mba mandalo ato amiko de manala zy eto e!.

Bandy masaka be koa lery an! hihihiihihihihihiiiiii.
20. lavatsofina ( 03/01/2008 21:38)
za ihany no mamaly ny tenako . hihihihihhihiiiii

dia faly mahafantatra an'i mbaliana zany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.272