MAHAIZA MIFETY ,FA AZA ..............

21. lavatsofina ( 03/01/2008 21:40)
aty no mba afaka manararaotra manoratra fa any tsy misy anaovana an'izao fa tany ngazan a be hihihihihihiiiii
22. mbaliana ( 07/01/2008 18:54)
aiza zany any zany? :roll:
23. bilakarenjy ( 07/01/2008 19:58)
efa lasa lery ,fa mipetraka any afrika any izy (burkina) .de mampamangy , hono .de tratran'ny taona daholo .

Nanao ahoana ny fety sy ny famaranana ny taona ??.
Tsy mba toy ireo @ sary ireo kosa aloha , fa mba mihaja kosa sady masaka be o!
24. mbaliana ( 09/01/2008 20:06)
ao ambonimbony ao ny sary ny famaranana ny taona:^)
25. bilakarenjy ( 11/01/2008 20:08)
le aiza zany ry mbaliana ??
26. bilakarenjy ( 11/01/2008 20:22)
ity le fika iray ry mbaliana a! .Tena masaka be !



tsy hisy hanao mamo mihitsy @ izao ,fa velona be daholo .Eny ihany no misotro de atao lavidavitra ilay fisotroana fa tsy aterina .

Afaka ny adalan'ny mpisotro @ izao o!
27. mbaliana ( 11/01/2008 20:38)
hihihi voa mafy ry zalahy .. efa lena hatramin'ny pataloha hahhhahhhaa ...:-D:-D:-D:-D afa-tsy zay nanao botte de pluie ...
karokarohy ao ambonimbony ao e :^)
28. bilakarenjy ( 11/01/2008 21:06)
le sary anie hitako fa ianao tsy hitako e! .
29. bilakarenjy ( 13/01/2008 10:00)
@ manaraka atoronao ahy le sary ,fa aleo aloha manao fety milay be indray hiarahabana ity taona ity



Asa izao na le tec na le break ,fa de manala azy daholo ny ao an-tanana e!
30. mbaliana ( 13/01/2008 19:17)
mba tena izy ve zao sa mba sary namboamboarina e? :roll::^):-D:-D:-D
31. bilakarenjy ( 14/01/2008 11:40)
de tsy hay aloha ry mbaliana ,fa dia tena =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) mihitsy za mijery le izy .



vita ny fety de ndeha hivarotra tavoahangy e!
32. mbaliana ( 14/01/2008 20:54)
io kosa dia tena grave ka... mbola te hisotro iz io fa saingy lanyangamba ny fananana :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3004