Fahotana ve ny mijangajanga
23. pissoa
(
16/02/2006 06:14)
Tsy azoko ny tian'i libon tenenina amin'ny hoe: "hainao ve ny mandamina ny fiainanao?"
26. MAMINIRIANA
(
16/02/2006 06:49)
Fahotana saingy tsy azo sakanana amin'izao andro iainantsika izao.
27. diamondra27
(
16/02/2006 09:36)
lilbon: ary ise 'zany nge tsy mamaky tsara e!
avereno vakiana le lazaiko ery ambony ery.
'Zay no filazan'ny baiboly
Ny zavadebe indrindra @ fanambadiana amiko de miankina @ le mpivady io ze nifanarahany, sans parler de la bible an!ny sasany ny fitiavambady amanjanaka,ny sasany fanajana tokatrano, ny sasany vola amankarena, ny sasany boîte sy lalao ary namana, ny sasany jeux vidéo etc...voyage, asa, ...
Ny baiboly TARIGETRA: natao mba hanoro antsika ny lalana hiverenana amin'Andriamanitra.
TOKONY ARAHINA: izay voalaza ao rehetra , kanefa @ mahaolombelona antsika de ao le fahotàna ary hibebahana isanandro izany, raha manao fanahy iniana kosa enao , de mety tsy ho voavela ny helokao.
NY METY INDRINDRA: ? tsy mazava
Ny mandamina ny fianana:hay sa tsia? Tokony ho hainao io fa miankina @ tsirairay, fahaizany mi-organiser sy fandavantena sns...

28. cocorie
(
16/02/2006 11:12)
raha ho an'ny ol kristiana de fahotana zany fa raha samy te hanamari-tena de asa! samia mieritreritra.
30. petiterose
(
16/02/2006 12:24)
tena fahotana ny mijangajanga, na arabaiboly na @ mahaolombelona fotsiny.
31. ari.malala
(
16/02/2006 12:55)
tena fahotana tena fahotana ny mijangajanga ka! atao ary hoe mody ao antranony vadinao ry lekely, fa misy suçon na koa ahenoana fofon-dranomanitr'olon-kafa, dia ahoana hoy ianao, satria tsy mijangajanga raha mbola midy ao antrano, ianao ihany no niteny an'zay ao ambony ao an, d teneno kely ny hevitrao!!!:-w
32. patrick2002
(
19/02/2006 03:08)
izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy:D
iza ry reto ny lehilahy tsy hijangajanga8O,raha izany no ao @ heritreritry ny vehivavy, dia miteny izaho hoe aza manambady,ny tiany lekely ho lazaina eto ny fahazoako ho azy hoe,mijangajanga ra lehilahy,fa mbola manana sens de responsabilité izy en vers ny vady aman-janaka ,dia hotoraham-bato ve izy,mba manal'azy any ambadika any izy ,fa mbola mahatsiaro ny volan-tanteliny ihany,dia tsy hamela azy ve ianareo,:roll::roll:
ny ahy tsy milaza ny ao @ baiboly izaho,fa kosa ny filazako ny lehilahy iray,raha miaraka @ vehivavy hafa izy dia hoy izaho hoe nanavotra vehivavy manano-tena anankiray rangahy.=D=D

34. ninimalala
(
20/02/2006 13:00)
Raha mino an'Andriamanitra ianao tsy misy adi-hevitra fa Fahotana ny MIJANGAJANGA na inona filazanao azy na inona. Angamba kosa tsy mino ianao fa minomino.
Raha nanao marige ny olona 2 dia manao voady ery @ alitara ery hoe : "Na ho mora na ho sarotra, na hahantra na hanankarena dia hanaja anao sy ho tianao @ andro hiainako rehetra".
Angamba ianao tsy mbola anisan'ny nanao zany voady izany. Manoro hevitra anao aho aza andramana fa diniho tsara vao miditra @ fanambadiana fa rehefa mivoady dia tsy maintsy manatanteraka

35. pissoa
(
20/02/2006 14:06)
patrick2002:Misy kah. Raha tsy vitanao izany tsy mampirafy izany, dia tsy vitanao fotsiny, fa tsy midika mihitsy hoe tsy misy mahavita!
iza ry reto ny lehilahy tsy hijangajanga
patrick2002:Rehefa tsy miresaka baiboly dia izao, ny olona mijangajanga na miaraka amin'ny olona hafa, amiko, dia olona tia sy tsy mifehy tena sady mihevitra ny olona miaraka aminy (na sipa io na vady) ho vendrana sy miahaka.
ny ahy tsy milaza ny ao @ baiboly izaho,fa kosa ny filazako ny lehilahy iray,raha miaraka @ vehivavy hafa izy dia hoy izaho hoe nanavotra vehivavy manano-tena anankiray rangahy.
36. mandrindra
(
20/02/2006 14:24)
aiza kosa ry pissoa no hoe mihevitra ny olona moiaraka aminy ho vendrana izahay tia vehivavy a, andao anie isika hiaraka fa tsy ahatsapa izany ianao e :D
ahoana moa no hoe tsy mahafehy tena, fa maninona no tokony ho fehezina, andron'ny fahalalahana anie izao. ny firahana amin'ny olona hafa tsy maneho tsy fitiavana an'ilay titulaire akory sanatria na mamingavinga azy fa mizara fitiavana, peace and love.
ho an'izay mpivavaka indray dia hoy ny andriamanitry ny kristiana hoe mifankatiava daholo ianareo ary fenoy fitiavana ity tany ity, miteraha sy mameno ny tany hoy izy.

38. ari.malala
(
21/02/2006 04:43)
Eny hoa, ka valio ary ny fanontaniako e! Raha atao hoe miteny @ Mandrindra ny vadinao hoe ity zaza ato an-kiboko ity anie ka tsy zanakao na hoe i anona anie ka tsy zanakao fa mba nifampizara fitiavana t@ olona aho dia ho zakan'ny sainao ve?
39. bilakarenjy
(
21/02/2006 14:18)
raha toa ka mbola tsy voafatotry ny fanambadiana ianao ry lekely dia hoy aho hoe:mijangajanga fa ianao ihany no hitanty ny vokany, fa raha toa kosa ka efa manambady aman-janaka dia aza mijangajanga.
Hazavaiko ny antony mamporisika ahy miteny an'i lekely hoe :mijangajanga raha toa mbola mpitovo satria io fahatanoranao io indrindra no ho potehin'io fijangajangana sy ny fampirafesana . raha manambady kosa ianao dia tena fady ao amin'ny tokantrano izany satria tena manambany ilay vadinao sy ny tenanao ary koa mahatonga ny zanakao hiova hevitra atsy ho atsy satria misy zavatra hitany ao .

40. mandrindra
(
21/02/2006 14:23)
pissoa, dia ampio namana fa tsara ny maro an :D
ari.malala, tsy fahatsorampo milaza ny marina ve ny fanambarana hoe tsy anao ity zaza ity e. raha izaho aloha no tratrany dia mety ho taitra kely, fa roa segondra fotsiny ihany. rehefa tsy zanako dia lazaiko fotsiny izy hoe asaivo karakarain'ny rainjaza e. fa izany tsy manala ny fitiavako ny reninjaza. tsara ny mifankatia, aza mifankahala hoa, mbô kôzy e :D