Fahotana ve ny mijangajanga

41. pissoa ( 21/02/2006 14:58)
Ie - tonga dia ataontsika bobaka be araka izay ilainao mihitsy. :D
42. ari.malala ( 22/02/2006 11:12)
mora am-pitenenana anie izany ry mandrindra e! fa raha tena mitranga tokoa moa!!! Ary raha ianao indray ary no tratran'ilay noteneniko an'i lekely fa izy moa tsy niverina intsony, hoe mody ao antrano ramatoa fa feno suçons ny vatany sy koa ahenoanao ofon-dranomanitra, dia inona no ataonao, satria ianareo miteny hoe refa mbola mody dia tys manin!
43. mamzelkely ( 22/02/2006 12:09)
ny zvt remarké-ko aaa ny lhl refa hampirafy de lazaina fa ts koi ee patati patata fa refa ry zareo no tratran vhv mampirafy azy de we vhv maivandoha ee vhv môla ee bla bla tssssssss8)
44. ari.malala ( 23/02/2006 05:44)
Ka zay mintsy anie ry mamazelkely e! Tia tena loatra ny lehilahy! ary tsy tadidiny le we ze tsy tiana atao @ tena d tsy atao @ olona koa!
45. bilakarenjy ( 23/02/2006 08:34)
asa raha efa renareo ity oha-teny nolazain'ilay tovovavy iray ahy tany dago ,fa tsy misy makorela eto an-tany raha tsy misy lehilahy mankany ,tsy iza anefa izany fa ny mpiara-belona aminy ihany .raha izany dia ny lehilahy izany no tena tokony hisaina sy hieritreritra hoe :ho jangajangaiko ve io vhv na io tovovavy io .:?:
46. mandrindra ( 06/03/2006 12:50)
ari.malala a, rehefa mody ao antrano ramatoa na inn na inn no marika ivelany na anatiny ahitana fa nihodina izy dia tsy dia izay loatra ny olana amiko. ny zavatra tiako ho fantarina aloha dia ny hoe mbola manampitivana ahy ve izy ? ny fitiavana no zava dehibe indrindra fa tsy izay tranga ivelany. raha toa ka raisiko amin'ny hevitrareo hoe ratsy ny mihodina dia toy izao no ampitahako azy : tsy hoe satria felahina ny tehamaina ny olona iray akory dia tsy tiana, fa anatra sy hafatra ampitaina aminy izany. marina fa mahery vaika ny fampitana ny hafatra fa izay no hitan'izay nanao azy fa mety.

ari.malala sy mamzelkely, io dia porofo omeko anareo fa amiko tsy ny lehilahy ihany no mahazo maka rivotra fa ny vehivay koa.

bilakarenjy, ny iray mitady ny iray nanome iza no nanolotra voalohany, io dia toy ny tantaran'ny akoho sy ny atody ka tsy ho fantatra hoe iza no nanomboka azy.
47. bilakarenjy ( 15/03/2006 14:11)
na fantatra na tsy fantatra dia tsy manao fotsiny fa izay ilay hoe :hajao ny anao mba hanajan'ny olona anao sao tonga amin'ilay fitenin'ny olona hoe :lanin'ny moka eo !.Tsy misy mihitsy hoe :"iray mitady ary ny iray manome=vola na amidy" ,fa eritrereto foana ilay notiavinao dia ho voatohitrao ny mena miraviravy ary ho voninahitra ho anao ihany izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2236