Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i petakorona, milahatra araka ny daty
petakorona
(
15/09/2007 15:16)
vadin'ny pasitera
mba te-hahalala hoe: inona ny tena anjaran'ny vadina pasitera manolona ny fiangonana, tsy mifidy na finoana inona fa rehefa azonareo omena hevitra fotsiny dia efa mifaly?
Afaka miasa manao asa hafa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:17
petakorona
(
22/02/2006 20:44)
lehilahy mitomany
Tsy haiko na efa nahita lhl nitomany ianareo na tsia. Inona no zavatra mety hampitomany azy?
Nahoana na dia malahelo ny lhl dia tsy sahy mitomany?...
tohiny
novalian'i bellla ny 19/04/2006 19:55
petakorona
(
16/02/2006 21:53)
coup de foudre
nisy olona 2 vao nifampijery fotsiny tonga dia samy tia; dia niaraka firaisana ara-nofo anefa mbola tsy nifankahalala akory.
Mety haharitra hafiriana ny fiarahandry zareo?
Misy chance ho tonga ami...
tohiny
novalian'i lolyony ny 16/03/2006 20:37
petakorona
(
05/02/2006 14:30)
fiainana
eo amin'ny fiainana hono dia misy ny olona mpanorina ary misy ny olona mpandrava efa.
Mampieritreritra ihany izany...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 10/02/2006 18:50
